hanamboatra lalana vaovao Ra8,de hihena ny vidinentana

41. Lejim ( 10/12/2006 15:21)
lol, mahamahina ahy ihany manko satria mba misy le-jim ny ps-ko dia sao ataonareo i tezitra eo aho, dia amin'izay mbola pelaka koa! lol
(Tsy homophobe aho an) :lol:
42. papounette ( 10/12/2006 16:43)
tezitra:

rafiffi et stylo, branleur politique,tsy izaho miteny frantsay no olana, fa izany rehefa intelo c comme ça
na ny frantsay aza misy koa mi-utiliser ny anglais (miss france/b],timing,braimstorming,management..., sexy girl, et [b]eux sont pas complexé

i'm sorry the globalization has passed nearby

ah vous les petits malgaches, votre nombrilisme,chauvinisme,

zeny arô izy ngombavy sy ngondahy, ka zay le raha koahe jimmy, da tsy avotsy sanany e madagasikara kemba. DIA AFEROTANY KOA NY HEVITSA NY SASANY

seuls les poissons suivent le courant



=))=))=))=))Anjiamanitsa ô!Tô romotsa be lery!!!:-D:-D:-D
43. jigs ( 18/12/2006 08:48)
ohatry ny azoko sary antsaina hoe ohatra an'iza inty olona resahana eto inty an! le teo-tsaina mihitsy ny ahy no tena tsy voako, fa izay fankahalay and-ra8 any azy iny fa ny gasy toa azy no vingavingainy. Samy mahay teny vahiny daholo anie fa tsy hoe izy irery; sady en plus vendrana be an.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079