hevitra hafa indray
1. xxx
(
08/12/2006 01:26)
rehefa nodinihiko dia tsy tianareo ilay soloina hoe zorro ny xxx. Tsy maninona fa mahatanty demokrasia aho.
Fa ity misy fanamarihana kely ilay 8-) sy :b ilay emoticon mangamanga manao fihetsika adala sy ilay menamena mitranga lela tsy mandeha.
Dia ilay hevitra hitako vaovao hoe, maninona moa raha aisorina ilay emoticon filesy io fa ohatra ny tsy misy dikany mihitsy. Ity ny ahy no tena tiako :@

novalian'i sitlo ny 20/12/2006 21:41
4. Fiffi
(
08/12/2006 06:29)
xxx:raha tsy misy dikany ho anao sy tsy tianao kosa ve de hoe hesorina ? aza hampisaina fotsiny de zay koh ! :arrow: :)
Dia ilay hevitra hitako vaovao hoe, maninona moa raha aisorina ilay emoticon filesy io fa ohatra ny tsy misy dikany mihitsy. Ity ny ahy no tena tiako :@
5. fasaly
(
08/12/2006 06:40)
ny ahy lay menamena mitranga lela io no tena mbô tiko koa fa tsy lmandeha mitsy hatrizay nitaivako hampiasàna azy, mbo tiko ampesaina refa te hanao grimasy aho:^):-D:-D:-D:-D:-D
6. xxx
(
08/12/2006 07:12)
fasaly: =D :b
mba miezaka mijery izay tsy mety ve rangaha izahay dia tonga dia valy boraingina be no azo avy amin-dry kitjo sy ikaretsaka ary fiffy
:arrow: tsy mazava mihitsy hoe inona ary no mba dikan'io?
mba miezaka mijery izay tsy mety ve rangaha izahay dia tonga dia valy boraingina be no azo avy amin-dry kitjo sy ikaretsaka ary fiffy
:arrow: tsy mazava mihitsy hoe inona ary no mba dikan'io?
7. Fiffi
(
08/12/2006 07:45)
xxx:xxx: fa inona aloha le tsy mety ? le :arrow: ve ? De mba manoro anao kosa ve hoe rehefa tsy tianao de aza hampesaina de midika ve zany hoe mamaly boraingona ? aiza kosa ????
mba miezaka mijery izay tsy mety ve rangaha izahay dia tonga dia valy boraingina be no azo avy amin-dry kitjo sy ikaretsaka ary fiffy
8. diamondra27
(
08/12/2006 08:10)
anontanio i pissoa na i lapino izy izay fa efa nanontaniako teto io de efa novalianjareo teto
de za tsy mahatadidy tsony an le izy:oops::oops:
de za tsy mahatadidy tsony an le izy:oops::oops:
10. Fiffi
(
08/12/2006 09:50)
zah indray aloha raha mampiasa an'io de hadikako hoe :arrow: = mivoaka :-D:-D:-D
13. fasaly
(
08/12/2006 16:37)
eka ouz :wink: fa ny ahy lay mitranga lela menabe io no tiko ampesaina fa try mety foan:x:?:cry:
15. Fiffi
(
08/12/2006 17:03)
:D:o8):P:twisted::!::arrow:(l):-/:^):evil::-*:)8O:lol::oops::roll::?::}:-D:{^^:*:(:?:x:cry::wink::idea::°)8-):-P:-o;-)=((=D^:^:snif:=)):-wo^o:miam::-$:-@:b:@
nefa toa nadeha daholo le izy ?
nefa toa nadeha daholo le izy ?
17. fasaly
(
08/12/2006 17:34)
:cry::cry::cry::? dein kou ity xxx de tsy manoro tsssss!:cry::cry::cry:
18. fasaly
(
08/12/2006 17:35)
fiffi: tsisy nalay lela mitrangatranga mena mena be io ny anjy ka:roll::-D