hevitra hafa indray
126. fasaly
(
20/12/2006 21:16)
:-D:-D:-D ary i sitlo kou ve ampidrina namana manokana:roll: fa ts yasina M M tsony an:?
127. kelly13
(
20/12/2006 21:20)
hahahahaha, menatsa b ankia i sitlo ry fasaly fa tonga d ampidiriko namana manokana izy an, za tsy hanontany ny heviny tsony mdrrrr, lolll sady leo za angatahany sary lava zao!!!!
128. sitlo
(
20/12/2006 21:41)
hahaha, ka sarotra valiana be ilay izy. Ilay tohiny no ohatra ny hisenina.
