hevitra hafa indray

101. kelly13 ( 20/12/2006 18:38)
tsy niova!!! lollll
102. sitlo ( 20/12/2006 18:46)
hihihi, izaho foana kianina eh.
Dia andramo klikena koa ange ilay eh
103. kelly13 ( 20/12/2006 18:50)
lolll tsy mety
104. sitlo ( 20/12/2006 18:55)
Dia vakio amin'izay ity.

kelly13:

eo d mamorona eo nefa mety dol le izy :-D



:-D:-D:-D
105. kelly13 ( 20/12/2006 18:59)
kaza t hiteny hoe eo d mamorona eo ka, hihihihi:b ka aona klou le izy nataonao io ambony io d nety e??? hein??? azavao kely!!!
106. sitlo ( 20/12/2006 19:08)
ilay style inserer image no nataoko,

copie coller

[img]http://serasera.org/smileys/sml5.gif[/img]
107. kelly13 ( 20/12/2006 19:10)
mandreraka b zany copier coller zany ka, omeo zvt mora atao sy tsy mampiasa saina :p
108. sitlo ( 20/12/2006 19:14)
hihihi, koa izay no iandrasana ny mpandrindra hery. :°)
109. kelly13 ( 20/12/2006 19:17)
:°) io mba nety lolll
110. sitlo ( 20/12/2006 19:25)
io ndray ea mety foana kah :D
Ireo roa ireo sisa no hitako hoe tsy mety ao. :wink:

ps: [size=8px]Ilay sary[/size]
111. kelly13 ( 20/12/2006 19:31)
hahahaha d atao kely balitika kely v le fangatahana ilay sary??? mdrrrrrr
112. sitlo ( 20/12/2006 19:35)
hihihi, ye
113. kelly13 ( 20/12/2006 19:41)
nefa hita iany na izany aza, bon ny valiny d non,
fa mety ataoko sary hafa ngamba fa ho an'ny namako manokana, lollllllllll mdrrr (za @ io tsy manana namana manokana an) mdrrrrr
114. sitlo ( 20/12/2006 19:48)
hahaha, efa nampoiziko
115. kelly13 ( 20/12/2006 20:04)
hahahaha devin an???? mdrrrr ka efa lanin'ingahibesola oa le sary kou
116. fasaly ( 20/12/2006 20:08)
kelly13: ampidiro ny sary de zà atovy namana manokana vlou! de asio anlay papoose amzay ho jereko:wink::°):°):°):°) afaka mampiditra namana manokana amzay njy raha mampiditra sary.....
117. kelly13 ( 20/12/2006 20:10)
fasaly>ataoko radem na refa aveo ary an!!! d tanjemo sao d mivanivany ao mahita ahy an!!! mdrrrrr
118. fasaly ( 20/12/2006 20:44)
ampidiriko namana manokana kou njy raha ampidirinjy zà hihihihi!
119. kelly13 ( 20/12/2006 20:48)
ok zany e, ataoko radem apres midi fa laozako nimémé tary @ tsaty tary d tsy vita tsony, hihihihi
120. sitlo ( 20/12/2006 21:01)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0717