permi africane

1. xxx ( 07/12/2006 22:06)
lalana vaovao henoko de ity ,@auto ecole reny dia maro be reo afrikana alain'ny prefecture ny permi -ndreo fa maro hono no mividy permi any afrika ka asa na ho anisany isika na ahoana na ahoana
répondu par Bakobako2 le 20/12/2006 19:12
2. Fiffi ( 08/12/2006 17:00)
:roll: heu.....
3. fijo ( 08/12/2006 22:38)
ny antsika gasy ,raha hoavadika vazaha,dia anontanianay any amin'ny ambassady aloha hoe tena ao amin'ny fivondronana ve?izay vao ekeny
4. ikaretsaka ( 08/12/2006 23:05)
'anontaniany' angamba fa tsy "anontanianay" no tin i fijo lazaina
5. anare ( 12/12/2006 10:53)
lazao ze marina fa za zao andeha hamadika ny permis any @ prefecture any ka any de tsita ny ahy koh ! ny maka vaovao anefa aty zavadoza be ny ataony
6. fijo ( 12/12/2006 21:18)
ie ,manontany ny faritany any tana izy raha tena misoratra ao le permis.
7. xxx ( 20/12/2006 19:00)
tana mba misy auto ecole ihany ,ary na sisikaza mba eoeo ihany fa ny an'ny cousine ko zao permi tao majunga efa t@ 1992 no azony ,fa tsisy code hainy na iray aza ,ao à majunga mandoa vola de mahazo .2003 vao nisy auto ecole tao
8. Bakobako2 ( 20/12/2006 19:12)
ie! ny aty aminay zao ny ana nakepony any , fa tsy maintsy manao ny auto ecole aty hono toy ny citoyen aty , fa tsy valable (fanina a )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7665