miantso fo lava

1. colar ( 08/12/2006 22:00)
manao antson fo zany za we bonne anivaka njay zay anivaka anio,fa le tena antso zany de we mety misy ho aty italie tokoa v ra antsona mankaty hifety
novalian'i vale ny 20/12/2006 01:09
2. Fiffi ( 08/12/2006 22:22)
3. Bakobako2 ( 09/12/2006 07:39)
Fa aiza alongany zany?
4. diamondra27 ( 09/12/2006 08:26)
:-D:-D:-D

tsy mety tapitra foana ny invitation...

aiza ho aiza ao italie no aleha?
Sady toaa 17€ fotsiny izao ny frais makany an!lol
araraoty re olona fa okazy be zany a! zahay tsy afaka mankaiza fa mitaiza.

5. colar ( 09/12/2006 10:52)
eto roma mintsy no aleha, aiza no misy an zany 17 eu zany ry diamondra fa tena misy akamako tiko hafarana,le mpiara misotro dite reny tsara atoro an io,za mahita trano gratos ra 2j
6. diamondra27 ( 09/12/2006 11:12)
colar: tous les chemins mènent à ROME :-D:-D:-D

nefa zahay mbola tsy mety tonga any ihany.

Ndraso aloha jerena ndray le site de alefako eto
Mila jerena isanandro io fa miova foana ny promotion.
Manaova vhv tampoka dia ho tonga any aho=))=))=))
7. diamondra27 ( 09/12/2006 11:18)
raha miala any valence enao ka ho any rome @ 5fév de: 15 €

fa raha le 12 janvier miala paris -Rome de: 27€

omeo aty ny vola fa za hividy le billet de haka tombony kely za vao mahazo le site ianao.





8. diamondra27 ( 09/12/2006 11:21)
Ao re ry colar fa mba namako koa nge 'reny mpisotro dite ireny e!
de aleo izy ho any aminao ary arosoy mafana tsara an!
de asio vazo milay.

http://www.edreams.fr/vol/vols-a-rome/

De bon voyage e!

de ho an'izay tsy afaka ho any Rome dia mahazo mitady destination hafa ihany koa @ vidiny mirary

ohatra hoe: ho any sud af;-);-)


:-*:-*:-*
9. colar ( 09/12/2006 13:40)
merci diamondra,d manantena anjy ho av zany ko,hiihih
10. diamondra27 ( 09/12/2006 15:17)
colar:ho ho ho:lol:
miandry an'ilay commission za an!
firy % moa 'zany zao isaky ny voyageur no omenao ahy?
Raha tsy zany de misy miala ôooooooo
11. malalatinasoa ( 09/12/2006 16:58)
Merci diams fa toa miady amiko ilay site.
12. diamondra27 ( 09/12/2006 19:10)
malalatinasoa: fa ho aiza ndriko;-):-*
13. malalatinasoa ( 10/12/2006 11:59)
diams ho any any akia a
14. diamondra27 ( 10/12/2006 15:00)
malalatinasoa: bon voyage e! be e be 'reo azo isafidianana

15. karinah ( 10/12/2006 17:01)
Fiffi:

:)
ho any angaha Fiffi? :wink:


16. karinah ( 10/12/2006 17:07)
malalatinasoa> mety ahita andry izany ny tenako !:)
17. Fiffi ( 11/12/2006 07:08)
karinah:
ho any angaha Fiffi? :wink:
an3


18. vale ( 11/12/2006 08:52)
diam: merci t@ ilay liens:-*, ...fa nikaroka tao za ny date manodidina ny fety izao tsy misy latsaky ny 240 euros, ny frais "aller simple", ka de mety ho tara ilay fety any @ colar izany raha hiandry vita fety vao mandeha(le 12 janvier io), raha tsy hoe asian'i colar revanche angaha?....:wink:
19. malalatinasoa ( 11/12/2006 11:20)
Ny ahy indray 6euros no prix hitako tao, miainga paris (beauvais) mankany roma. Dia gaga be :?: sao misy mauvaises surprise
20. vale ( 11/12/2006 11:55)
malalatinasoa> aiza , aiza izany haingana ndry! (may be za !:°)), mety nisy hadisoana angamba, ...ndraso klou oe jerena! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2238