miantso fo lava

41. Bakobako2 ( 12/12/2006 01:08)
Colar inn ny visa ilaina ra miala avy aty dago?
sa tsisy fika . . .;-)
42. malalatinasoa ( 12/12/2006 04:51)
Colar> aiza ny tracen'zany cabaret gratos zany asina famangina kely :wink:

Ka tsy mbola @ ity ilay izy fa @ herintaona volana mars any: allee 2.39 euro, retour 19 euro, gaigy b :-P
43. cutie ( 12/12/2006 04:51)
vale
ka aiza koa aza ny hisy dite sy cabaret gratos zany e :-D:-D:-D
44. vale ( 12/12/2006 09:41)
cutie:ie, za aza mba gaga konkoa =))=)):°):°)
45. diamondra27 ( 12/12/2006 09:48)
malalatinasoa: tena mampieritreritra ihany izany frais aller à 2,39 € izany an!:-D:-D:-D

gaigy be = ya ya

+cabaret gratos c'est la totale :-D:-D:-D

fa @ le ohatran'izao aloha de tsy remborsé ni échangé ny billet e!

malalatinasoa : njy ty akia de mahita ka!
firy izao ny daten'io fa tena andeha @izany za klé
:-*:-*
46. cutie ( 12/12/2006 15:50)
Mpandefa : vale [ Valio ] 12-12-2006 10:41:46
Lohateny : Re : miantso fo lava
cutie:ie, za aza mba gaga konkoa

hita koa:-D:-D:-D:-D:-D
47. Fiffi ( 12/12/2006 19:23)
misy cabaret gratos kosa eh : fa ny dité no lafo..
48. cutie ( 12/12/2006 19:25)
aiza ry fiffi :-D
49. Fiffi ( 13/12/2006 16:42)
eto paris kah ....
50. colar ( 13/12/2006 18:21)
milahatra ao am ambasade de france ra ho aty avy any dago,ra efa aty europa njay d mande taxi brousse no mora sady tsisy fisavana,pullman,
51. Fiffi ( 13/12/2006 18:38)
:-D:-D:-D nga misy taxi-brousse hono aty ? :wink::-D:-D
52. malalatinasoa ( 14/12/2006 03:42)
taxi-brousse ligne firy io de inn le anarany terminus?
Fa mety le eo andohan'analakely akaikiny mpivarotra kiraro italiana an :P
53. colar ( 14/12/2006 06:04)
aona no tsy hisy ry fifi a,mande pullman wa,taxibrousse ange reny any dago e,firy ny gasy eto no mankany france tsy mande train sy avion fa d aleony taxi brousse,
54. colar ( 14/12/2006 06:12)
ato antrano ny cabaret gratos,a 20 m ny dite gratos,fa ny fatorina no mila dinihana kely,am 24,25 26 alo zao d misy revy fona,tsy aharaka ngamba ny aina zao kty,zay no hiantsona akama ivelany hibata fa b no ho vizana
55. vale ( 14/12/2006 12:29)
hihihi, hibata kay ny hiantsoan'i colar akama:lol::lol::°)
56. Fiffi ( 14/12/2006 20:59)
colar: zany an ? :wink:
57. colar ( 15/12/2006 06:29)
hifety fa tsy hibata zany kosa e,ka tsy oainina b eo v we mba miatso nefa nobataina,hahahhahahah
58. Fiffi ( 15/12/2006 17:33)
:-D:-D:-D
59. vale ( 16/12/2006 18:14)
hihihi, colar:wink:
60. exdadabe ( 18/12/2006 03:37)
raikitsa vale sy colar le:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3143