ny andron'ny fahazazana
1. fdravel
(
08/12/2006 16:34)
Misaotra izay afaka manome ahy ny tonon'io hira io.
Mankatelina ê !
Mankatelina ê !
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 22:27
3. malalatinasoa
(
08/12/2006 17:39)
Sao dia ilay hiran'ny Bessa?
Ny andron'ny fahazazana voninkazo soa
......
Izay efa lasa sy izay mbola kinasa
Foiko manontolo omeko anao
Ny andron'ny fahazazana voninkazo soa
......
Izay efa lasa sy izay mbola kinasa
Foiko manontolo omeko anao
5. Fiffi
(
08/12/2006 22:27)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=192 ireo aloha ny hiran'i MR Razafy fa sao de ao ?
