ny andron'ny fahazazana
1. fdravel
(
08/12/2006 16:34)
Misaotra izay afaka manome ahy ny tonon'io hira io.
Mankatelina ê !
2. Fiffi
(
08/12/2006 16:58)
hiran'iza io ? ny mpihira? de mba azonao omena tonony kely ve ?
3. malalatinasoa
(
08/12/2006 17:39)
Sao dia ilay hiran'ny Bessa?
Ny andron'ny fahazazana voninkazo soa
......
Izay efa lasa sy izay mbola kinasa
Foiko manontolo omeko anao
4. aurora
(
08/12/2006 21:53)
5. Fiffi
(
08/12/2006 22:27)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=192 ireo aloha ny hiran'i MR Razafy fa sao de ao ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0488