Ok daholo
1. salmo
(
08/12/2006 18:56)
Raha ny fandinihana ny serasera.org dia natokana ho any Malagasy manerantany (oh: Mscar, France, USA, España, Italia sns...)
Ato koa dia hahitana olana hifandraisana @ mombamombany hafa, @ tsy fitovizana sy toe-tsaina ka mahatonga hevitra tsy mety hifanaraka.
Ny fametrahana zavatra na teny ato, na de tsy misy dikany, na teniteny foana aza, tokony hahitsy na tenenina fa tsy mety ny voapetraka tato. Satria TENY MALAGASY iray hihaonany manontolo, ary hanohanana ny tsy fahaverezany teny Malagasy, na dia manana fiteny hafa tena hampiasaina aza.
De Ok daholo.

novalian'i Bakobako2 ny 10/12/2006 18:22
4. Fiffi
(
08/12/2006 21:35)
fa salmo nga miheritreritra hoe na de miteny teny hafa aza de mety hadino ny tenindrazana tenigasy ?
5. ratonga
(
08/12/2006 22:15)
salmo:
Raha ny fandinihana ny serasera.org dia natokana ho any Malagasy manerantany (oh: Mscar, France, USA, España, Italia sns...)
Ato koa dia hahitana olana hifandraisana @ mombamombany hafa, @ tsy fitovizana sy toe-tsaina ka mahatonga hevitra tsy mety hifanaraka.
Ny fametrahana zavatra na teny ato, na de tsy misy dikany, na teniteny foana aza, tokony hahitsy na tenenina fa tsy mety ny voapetraka tato. Satria TENY MALAGASY iray hihaonany manontolo, ary hanohanana ny tsy fahaverezany teny Malagasy, na dia manana fiteny hafa tena hampiasaina aza.
De Ok daholo.
:-w:roll::roll::roll::roll::roll:
6. xxx
(
09/12/2006 00:22)
aza tezitra moa salmo fa efa hita mihitsy ny ezak'ise. Ny fandrindrana azy sisa no tsy tena ao tsara fa efa somary azo an-tsaina ihany ny tianao ambara.
Fa raha mandinika marina tokoa ianareo, tezitra tonga dia teny frantsay be ny 80% n'ny zavatra teneniny nefa tonga dia be mpamaly be. Nefa ilay zandry kely mba miezaka miteny gasy tonga dia tenenina hoe tsss, espagne, tsss mazava, hanomboka indray ny rediredy sns
farafaharatsiny mba misy fanitsiana kely ataon'ny mahay

8. Fiffi
(
09/12/2006 06:19)
xxx:marina aloha io an ! saingy hoy aho hoe : "rehefa mametraka dinika de mba tokony mamaly sy manaraka zay valinten'ny olona " satria manjary tsy fantatra hoe nahavaly azy ve ireo sa tsia ?
farafaharatsiny mba misy fanitsiana kely ataon'ny mahay
10. Bakobako2
(
09/12/2006 17:27)
Salmo, fahazarandratsy tam texto SMS angé io e!
de mino v Salmo fa mety azo ovana le izy angé mety ra atao fa aaaafaaaaafa beuuuu !òtrany tsy miresaka fa manoratsa fangatahana asa =)) =)) =))

11. xxx
(
10/12/2006 05:59)
Izaho koa aloha dia momba izany e.Ohatra hoe dia no tokony ho tenenina lasa de ilay izy.Tsy misy io teny io ao amin'ny teny gasy.Lasa io daholo no soratan'ny rehetra hany ka na manoratra aza ny olona sasany dia noheveriny fa misy an'io ao amin'ny teny gasy. Ny tena aza mihevitra hoe mahay teny gasy kanefa avy eo misafotofoto ilay izy.Asa ianareo raha mba mahatsapa izany koa .Misy teny toa izy kanefa rehefa soratana toa diso.Ataovy tena teny gasy ry ireto e.Izahay mba te-hianatra ny tenim-pirenentsika.
12. Bakobako2
(
10/12/2006 08:37)
xxx ny teny gasy dia tena tsy mora , ekeko fa tokony hireharehantsika ny fananana azy io , ary deraiko manokana ireo namana manana zanaka safiotra ka miezaka ny hampianatra ny zanany hiteny malagasy.
Fa rehefa tena hiteny malagasy an ! dia misy fihomehezana iray ity tiako hotantaraina : misy rangahy iray Soisy izy , miteny fiteny maro izy araka ny filazany dia mahafehy fiteny folo izy , ny fantatro dia talenta manokana ny an'io rangahy io ,
ary dia miteny gasy ary izy : inona hoy ianareo , rehefa miteny ora izy : ohatra amin'ny iray ora maraina dia hoe: misafo elika ny kary ,
ohatra manaraka : izaho izao hoy izy tsy maintsy mody any an-trano ny mitaotao vovonanana hiara- misakafo amin'ny vady amanjanako ary ny folak'andro dia tsy maintsy hiverina any am toeram-piasana.
ary ny ora tamin'ny faha taolo dia hainy tsianjery toa antsika miteny hoe am 1 am 2 am 3.

13. MTN
(
10/12/2006 14:42)
izaho indray nahita Soisy izay fa tsy mahay miteny gasy mihitsy ilay izy :°)
14. diamondra27
(
10/12/2006 14:58)
masoandro mody no mampalahelo, lol
vao mangiran-dratsy d'efa misy ny sasany mamafa ny tokontaniny etc..

15. Bakobako2
(
10/12/2006 18:18)
taiza njay zany ry MTN ,fa inn fotsiny n teneniny izy ary angé zany hita fotsiny fa tsy noenoina e!:-D
Diam ngà zany mangiran dratsy zany lera ?
poika tsy lera zany. . misy oe mifoha olo mazoto fa tsy aiko zany na am firy