Fe ataovy (Thibaut feat Dj Jonnathan)

1. kitjo ( 11/12/2006 08:19)
Tiako be ilay hira!

le artiste alo d mbola tsy haiko ary ts ymbola reko mihitsy fa vao reko teo fts...

asa inona filaza io rythme io?

novalian'i cutie ny 19/12/2006 20:47
2. vegas ( 11/12/2006 10:10)
Aiza misy an'io hira io?
3. Fiffi ( 11/12/2006 10:14)
tsy gasy io ?
4. kitjo ( 11/12/2006 12:43)
gasy k!
ao @wanadoo nahenoako azy
5. vegas ( 11/12/2006 13:10)
DanceHall no fiantso ilay rythme ry kitjo a!
6. cutie ( 11/12/2006 17:36)
kitjo mba atoroy an'zany we henoina :lol:
7. simplex ( 11/12/2006 18:44)
tena ao @ le rythme an'i c mintsy io ;-)
http://www.wanadoo.mg/div.php?url=mozika.php

8. kitjo ( 11/12/2006 18:46)
merci vegas!
tiako be le hira nefa oh tsy d mbola malaza..
milay k!
9. Rasiligaoma ( 11/12/2006 18:57)
de ahoana ny fandihy @ IO?
ampianaro hoe ry kitjo
10. cutie ( 11/12/2006 19:03)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 11-12-2006 19:44:34
Lohateny : Re : Fe ataovy (Thibaut feat Dj Jonnathan)
tena ao @ le rythme an'i c mintsy io
Jereo eto

hihihihihihi
tena rythme an'i s koa io koa :-D
11. simplex ( 11/12/2006 19:07)
:°)
mandihy tsara ary
swing swing baby
12. cutie ( 11/12/2006 19:07)
:-D:-D:-D:-D
le liba liba koa tsara :-D
13. vegas ( 11/12/2006 19:15)
kitjo> efa malaza io fa any amin'ny pays misy anao lé izy no tsy malaza ka! normal be.
14. cutie ( 11/12/2006 19:56)
Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 11-12-2006 19:57:59
Lohateny : Re : Fe ataovy (Thibaut feat Dj Jonnathan)
de ahoana ny fandihy @ IO?
ampianaro hoe ry kitjo

Mpandefa : simplex [ Valio ] 11-12-2006 20:07:14
Lohateny : Re : Fe ataovy (Thibaut feat Dj Jonnathan)

mandihy tsara ary
swing swing baby


io fa efa mandihy simplex :°)
15. Bakobako2 ( 11/12/2006 21:28)
tsisy n'innn n'inn mivôka
:roll: 8O 8O 8O
16. simplex ( 11/12/2006 21:55)
endraso kely klou fa mbola tsy ao anaty ecran za ;-):°)
17. cutie ( 11/12/2006 21:56)
:-D:-D:-D:-D
18. simplex ( 11/12/2006 21:59)
bako,
tsy mande ra vao tsisy flash :D
19. kitjo ( 12/12/2006 05:06)
hahhaahhaha
alefa eeee....
za mpitehaka
20. kitjo ( 12/12/2006 05:07)
vegas> aty le Dancehall malaza k..za no tsy nahalala
fa io hira io no lazaiko oe oh ts d mbola malaza a dago sa?
eo lo vegas mbo mandia ko e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2061