Fe ataovy (Thibaut feat Dj Jonnathan)

21. vegas ( 12/12/2006 10:13)
kitjo> hihihi za tsy mahay mandihy tsony kitjo a! mijery mpandihy no tena tiako lol. Mampandihy no plezirako.
22. kitjo ( 13/12/2006 05:53)
aiza ndray aaaaary zany e!!!
za mahay mandihy nefa rehefa tsisy mijery fa eo alohan'ny fitaratra irery :lol::lol:
23. cutie ( 13/12/2006 20:51)
za mahay mandihy nefa rehefa tsisy mijery fa eo alohan'ny fitaratra irery

roa tsika zany :-D
24. kitjo ( 14/12/2006 14:08)
ka ra roa tsika dia misy mahita znay...hihihihih
mifampihatakataka lavitra d tsy mifankahita!

mandeha foana ilay hira @ MBS mila ho isaky ny 1h!
fa milay k

Le Jaojoby "Tsinjaka" oh misy Hip Hop iny koa milay be an!
25. cutie ( 14/12/2006 20:53)
kitjo efa mifanalavitra mitsy tsika ka
njy any Singapore moa za aty usa :lol:

Le tsinjaka kou alou vo hitako de tiako e :lol::lol::lol:
26. kitjo ( 16/12/2006 09:25)
njy ve manana full video an le tsinjaka?
za naka dailymotion fa tsy h@ farany le izy
27. cutie ( 16/12/2006 21:24)
http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p45269f641798c
jereo io
28. kitjo ( 17/12/2006 15:58)
melsi akia an
t@ dailymotion ko le hitako tapaka fa mety efa updated io zany

iza ary le miaraka mihira aminy?
29. cutie ( 17/12/2006 20:58)
de tsy haiko reo mpanao rap reo :roll:
30. kitjo ( 19/12/2006 19:01)
fa tsara kosa le izy kooo!!!
31. cutie ( 19/12/2006 20:47)
mba milay fa mifangaro @ style jaojoby:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072