otrinona isa-minitra cyber a dago?

1. kitjo ( 12/12/2006 19:09)
sendra lasa ny eritreritro...
:roll:
novalian'i tslem ny 13/12/2006 08:20
2. Fiffi ( 12/12/2006 19:24)
100a moa ? sa 100....?
3. Rasiligaoma ( 12/12/2006 19:29)
arakarak'ilay toerana
misy 20Ar misy 30Ar, misy 15Ar

Dia misy aza hatrany amin'ny 500Ar any @ toerana sasany ohatran'i Nosy be ohatra!
4. Imahaka ( 12/12/2006 19:54)
voalazan'i Rasiligaoma
5. ikaretsaka ( 13/12/2006 01:46)
manaiky io Volazana'i Rasiligaoma io koa.
Raha Tana dia toa 20 Ar eo ho eo aby
fa raha vao le site touristique ireny dia lafo dia lafo tokoa.
tany ifaty efa nisy fotoana 2000Ar ny nandefa email 1:roll:
6. sitlo ( 13/12/2006 02:05)
voalazan-dra:miam:
7. kitjo ( 13/12/2006 03:45)
okay misaotra o!!!
8. mimisou ( 13/12/2006 06:14)
any aminay aloha tsy lafo e! mampazoto na ny mitsidika ao
9. kitjo ( 13/12/2006 06:30)
aiza akia?
10. fasaly ( 13/12/2006 06:41)
kitjo: tamzà tany tam heritaona aky 6.000fmg teo ny adiny iray a! any am sinoa behoririka io an!f amzao tsy haiko na efa niakatra!:wink:
11. fasaly ( 13/12/2006 06:42)
azf fa ny ahy ataoko am fmg foana fa very be zà am ariary :wink:
12. kitjo ( 13/12/2006 07:00)
za ko ts mahay le ariary mitsy ra tsy mi-kalkil...
13. tslem ( 13/12/2006 08:20)
0.01centime eo ho eo izany ny iray minitra ry kitjo ah,zay ngamb no ahaizanao azy tsara :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2302