tsiakoraka
1. dongadonga
(
09/12/2006 14:37)
mba homeo le tonkiran' tarika tsiakoraka 'namana'oh
novalian'i dongadonga ny 10/12/2006 07:11
4. tslem
(
09/12/2006 18:00)
Misy misioka any antokotany any,namana
misy miantso eny andalambe eny, namana
namana ireo, tena namana,
solon-drahalahy,tsy mba nananana
Mitsikitsiky ao anatin'ny maro, namana
mampihevina raha sendra mahatsiaro, namana
Izay ny tadidiko รด:)
misy miantso eny andalambe eny, namana
namana ireo, tena namana,
solon-drahalahy,tsy mba nananana
Mitsikitsiky ao anatin'ny maro, namana
mampihevina raha sendra mahatsiaro, namana
Izay ny tadidiko รด:)
5. dongadonga
(
10/12/2006 07:11)
misaotra betsaka anareo fa zay vao tadidiko le vazo,fatena tsara le vazo io an OK OK hhhiih hhiihh=D=D
