karana

1. mixie ( 10/12/2006 04:30)
Fa maninona hoa ny gasy sasany no mifori-drambo amin'ny karana nefa anie ny ankabeazany tsy d nahita fianarana firy e!
novalian'i MTN ny 11/12/2006 15:07
2. sitlo ( 10/12/2006 05:00)
tsy ampy fahalalana ny momba ny any ivalany ny gasy no tena marina

PS: ny gasy tsy misy rambo
3. xxx ( 10/12/2006 06:03)
Mafy rehefa tsy manana ka na ankizikely aza dia mibaiko
Toy izany koa mety tsy manampahaizana firy ny karana sasany saingy manam-bola izy dia matahotra ny ho voaroaka amin'ny asa ny tena.Mandreraka be kosa aloha ny hafetsen'izy ireny, miasa kely ny olona dia avy eo roahina.Tokony hisy sampan-draharaha miaro ny gasy mpiasa amin'ireny mba hanaramaso azy.
4. jajaf401 ( 10/12/2006 08:03)
Mbola fahantrana ihany zany ehhhhhhhhhhhhh !
5. fasaly ( 10/12/2006 08:16)
:cry:
6. xxx ( 10/12/2006 18:18)
:^)tena mampalaelo anié isika e,mba mandalova anié any nosy bé ry zareo no mitantana na manjaka ,any vatomandry iany ko jereo iza:!:porofo fa tokony iray sy hifankatia ny malagasy ary efa tsy fanjanaha tany tsony izao na mamy aza ny vola fa aleo mamboly sy miopy ry zareo a,sa ratsy izany:!:
7. Bakobako2 ( 10/12/2006 18:21)
ka manana fianakaviana miompy sy mamboly miiintsy zay an , fa le famoahambokatra sy ny mpangalatra ko angé ry reto dé tsy laitra e, mbola sika samy gasy iany nefa io mifandroba io.
8. MTN ( 11/12/2006 15:07)
nataoko fa karana matoatoa aza ny ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842