mamofopofona be
1. bazylou
(
09/12/2006 09:34)
ny ao Mada ara politika fa toa lasa enjehina daholo ny mpanohitra , na i zafy na i ramaroson,na ry pety ...Raha nihaino ny alliance fm 92 ahoteo dia nilaza ny min interrr sy ny kmf cnoe fa tsy mbola fantatra mazava ny hisamborana an'i Pety..
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:23
2. mpanota
(
09/12/2006 09:59)
Ka zay mihitsy ny aty EH
zAY TSY MANOHANA DIA FAHAVALO
Tsy haiko hoe tsy azo atao ve ny fifampidinihana alohan'ny fisamborana
maty mba manana ny antony anaovany Acte iray ny olona iray fa tsy tokony ho tonga dia ho samborona na hidirana an-trano fotsiny izao
Zao anie zay tsy manaraka an-dra8 dia enjehina daholo eh
Tsy haiko izao izay anenjehana an'Monja @ izao fotoana izao
Manahy mihitsy ny tenako fa Didin'olona iray tsy maintsy tanterahan'ny eo ambaniny izao eh
:twisted:

4. Tiks
(
09/12/2006 10:51)
Aza de tia loatra an'io resaka politka io ry reto fa sao ho lasa adala a tsy de azoa atao an-tsaina loatra anie io sady tsy hinanan-kanina ny tena marina e zay aloh fa sur daholoe
5. bazylou
(
09/12/2006 11:19)
marina izany rytiks kanefa mba jerena ihany ny any antanana fa raha tsy manaiky ilay io izany ianao dia pehana tsotra izao!! ka raha tohizana anie izao dia tsy misy ny maha firenena azy sy ny demokrasia , fa pinochet no fetra e!! dia tiantsika ve no hiaina ao anatin'ny didy jadona!! tsy misy firenena mandroso amin'izany!!
6. papounette
(
09/12/2006 11:41)
bazylou:

F'angà mo ry bazylou rehefa tsy avela manao baranahiny ôtrany talo de manao didy jadona?:P
7. bazylou
(
09/12/2006 12:08)
Asio ilay liberte d'opinion e!! fa tsy hoe baranahiny daholo rehefa tsy manaiky ny hvitrao sy ny heviny!!
Rehefa tsy misy io dia didy jadona no dikany

8. papounette
(
09/12/2006 12:26)
bazylou:
Asio ilay liberte d'opinion e!! fa tsy hoe baranahiny daholo rehefa tsy manaiky ny hvitrao sy ny heviny!!
Rehefa tsy misy io dia didy jadona no dikany
Libérté d'opinion tsara ve ny manao ménaces de mort ,manompa olona,ny miteny2 eny @Radio hoe directoire militaire....etc
Amiko zany tsy misy didy jadona zany fa fiarahamonina misy lalàna fa rehefa tsy manaraka an'iny na minia tsy manaraka an'iny satria hoe mpitondra na akaiki'ny mpitondra de tsy maintsy mibaby ny vokatrin'ny nataony,manefa sazy.Tsotra be 8)
10. papounette
(
09/12/2006 12:56)
bazylou:
tsara hatrany izany ny trondro manara drenirano an!!
=))=))=))=))Tsy mahatanty discussion bazylou an :-D:-D:-D
11. bazylou
(
09/12/2006 13:00)
hita fa izany no lazainao ka inona no tsy matanty discussion amin'izany!!
12. xxx
(
09/12/2006 13:34)
bazylou:
tsara hatrany izany ny trondro manara drenirano an!!
Mampatsiaro ahy an'ilay fehezantenin'ilay "politicien mahay be" iray izay io fehezan-teny etsy ambony io. Izay tsy maharaka dia http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331
13. ratonga
(
09/12/2006 13:41)
bazylou:
Asio ilay liberte d'opinion e!! fa tsy hoe baranahiny daholo rehefa tsy manaiky ny hvitrao sy ny heviny!!
Rehefa tsy misy io dia didy jadona no dikany
ny liberte d'opinion sy ny fitenitenena pôna dia zavatra roa tsy mitovy, raha mahay manaja ianao sy milaza ny hevitrao amin'ny fomba ara-dalana tsy misy blem mihintsy, fa raha sady manakorotana ny saim-bahoka kosa dia efa tsy ara-dalana izany, firy² zao ny senatéra arema toa maro an'isa mihintsy aza izy reo, tsy mitovy hevitra amin'ny fitondrana eo an-toerana nefa vé nosambôrina daholo sy nogadraina noho izany vé izy reo ? !!!!
14. xxx
(
09/12/2006 13:45)
Papounette>
Ianao io ve lo aty Dago? Raha zany mantsy dia mety mba maharaka ny vao2 tena marina ianao fa tsy HIARO BE FAHANTANY AN'I LEVALO!
Sa mety ianao mintsy ilay mpanolotsaina hoe

15. bazylou
(
09/12/2006 13:48)
aiza indray no hisy an'izany!! samy manana ny opinionny ny olona rehetra na tsara io na ratsy! na manopa na tsia , ny fomba andraisana azy no hafa!!Dia aminareo izany rehefa contren'ilay 8 ve dia samborina???? ka raha izany no izy aleo ajedaka daholo ireo tsy nifidy an'ilay 8 rehetra !! sa ahoana...FA raha izao aloha notohizana 5 taona dia aleo mirepla any andakira fa tsyhamely mihitsy!! deba nanao ny didy jadony , i Zafy nanao ny azy, I tsiranana aza tsy lazaina intsony,,, i le 8 io efa ao anatin'ny famoretany , ampiana 5 taona dia aoka re!!
16. ratonga
(
09/12/2006 16:29)
ngà nosamborina daholo izay contre an lé8 mahagaga ah dray zany:?::roll::roll:, ny tsy manara-dalana rehetra no vôsambotra na tokony sambôrina fa tsy vôtery wé contre an lé8 ihany
17. akama2006
(
09/12/2006 17:41)
izay ny politika malagasy koa! agnaha moa nareo nahita debat miresaka programa tao na irya aza,sauf i herizo angamba,satria ny tvm sy rnm mba hany ahazahony malagasy manaraka hevitra tsy navela anao ny asany fa natao haingo tanana fotsiny!
prezida ve no fidiana dia tys misy resaka mazava mikasika ny fampandrosoana na iray aza!
mbola ho avy ny fotoana hialany ao fa dia aleho aloha hanapatra izay tiany atao ao izy fa @izay andro sy ora izay mety ho sarotra aminy ny ahita hirika hitsoahana!

18. Imahaka
(
09/12/2006 19:25)
zany ve ry akama! he he he, ahoana aloha ty AVI resin'Ny Hasina ity e:-D, nefa Ny Hasina aza tsy nanao propangandy!;-)
19. Robert
(
09/12/2006 19:46)
Marina io lazain'i akama2006 io, eto @ tanana de tsy misy resaka politik fampandrosoana izany fa resaka fitiavan-tena no betsaka. Mpitondra miasa hampandroso ny hareny izay vao ny firenena (ekena fa nisy fandrosoana i Madagasikara). Fa iretsy mpanohitra no tena loza, tia tena daholo, raha efa mitambatra ohatra izany efa tantara mivalona izany Ra-8 filoha izany.
REhefa manohitra de ataovy resaka mazava, mitenena zavatra tsy mety ataon'ny mpitondra fa anananao porofo ara-dalana. aza miteny ratsy olona...
Manao propagady 24h aloha ny fifidianana ve ara-dalana? Pety?
Mandoro urnes?

20. akama2006
(
09/12/2006 20:45)
robert> marina izany aloha,io debat io tsy hoe ny eo aminy fitondrana ihany fa na ny opposition aza tys nisy nanao io! ilay code electorale ihany no tena antony io e!tsy misy etika sy fanajana vahoka mihinsty fa dia karazany omby amphitr any olona!ary ny tena loza dia ilay olona koa moa tsy mba manery ireo mpitondra mba hanaja azy ireo fa dia mihanona aminy fitakiana sy fanonganan fa avy eo sty re intsony na maty na velona fa rehefa tsy zaka indray ilay fiainana dia iny avokoa milahatra andalambe!
aiza no mbola misy hoe mpanao politika dia anarana fotsiny no entina dia mahazo 10% mahery(rastiraka rolland) nefa izay programa dia zero!omena tany avokoa ny malagasy dia izay hanaovany azy hono na amidy fa efa fond entina iny aloha!fa angaha ny 592.000 km2 ity dia tsy misy tompony sa heveriny fa hanaiky ilay olona mipetraka any diego hanan tany any mahajanga izay mbola tsy nitsahany tongony akory!zavtra irrealiste ohatra izany!pfffff!
nisy nametraka fanontaniana moa tetsy ambony hoe i ny hasina nahazo vato betsaka noho ny avi,dia hoy aho hoe, ka izay ilay olana mikasika ny code electorale izay ,sty misy debat ,ny fantatry ny olona kokoa dia ny hasina satria efa minisitra ibetsaka izy ary ny zavtra nataony poste dia taminy androny ary ny base ny fanavaozana dia tsy niova,raha jerenao ny vato azon'io antoko io ary jerevo tsraa ilay handicap aminy ity resaka code electorale ity ,fa i ny hasina dia nilatsaka aminy anarany tenany manokana,nefa ny ireo olona nifidy ireo dia azo antokoa fa nifidy aminy izy minisitra naano zavtra fahiny fa tsy ny politika ho entiny vaovao izao!dia vice versa ho any ra8, ny produit vitany no halalany olona azy indrindra moa fa nalainy avy ny ppn rehetra,ka inona moa no voalohany ao antsainy olona any ambanivohitra sy mahay mamaky teny sy manoratra,raha sty io rangahy io iznay tsy misy ny menaka,siramamy etc...izay ihany,ataoko ary voaporofo iznay taminy vaovao ,fa ny slogan no naveriny fa ny fanazavana ny mikasika ny ho ataony aminy fampandrosoana tsy nisy resaka!ny map vao nampahafantarina ny be sy ny maro andro vitsy visty no lazaina fa programa ho ataç!o lehiretsy e!ka ny rnm sy tvm mba mahenika ny nosy aza tsy manao ny asany koa ahona no ahafatarany olona 60%-70%any aminy toerana zara raha misy sekoly, tsy mahay mamaky teny sy manoratra izay map?
bref lava be,fa tsy mety e!mila maka resolution radicale cao ho tafita ny firenena fa raha sty iznay dia ohatra izao foana,illusion dia désillusion avy eo!