Ireo fiara matanjaka amerikanina

1. ikaretsaka ( 10/12/2006 00:47)
Ny amerikanina moa na mijafajafa @ vidina lasantsy aza de mbola malaza @ fiarakodia matanjaka sy ny motera be..
ireto misy santionany vitsivitsy .. mba ho nofinofisina sy..asa? indray andro any mety hahita 1 mandalo @ lalana vaovao any Madagasikara

Dodge Viper SRT10
Motera V10 8,5 litre 700Ch




Dodge Charger SRT8, V8 300ch



Aston Martin Vintage (tsy amerikanina fa be mpandehandeha aty)





Ford mustang Shelby SVT Cobra 5,4litre 450 ch
2. xxx ( 10/12/2006 02:01)
Ary lay 2CV aona?
za efa nahita fa iray fotsiny.
3. ikaretsaka ( 10/12/2006 02:22)
tsy matanjaka ireny ko
4. xxx ( 10/12/2006 05:24)
mustang =D

le 2CV sady tsy amerikanina no tsy matanjaka.
Ary ny cadillac angaha tsy tian'ikaretsaka sa ny matanjaka ihany
5. ikaretsaka ( 10/12/2006 05:54)
ny matanjaka ihany....
6. Papoose ( 10/12/2006 06:56)
giravy raha ireny no tonga any @ tanana!ny ray gallon any zao lafo ihany mihoatra ny vidina ray gallon aty! raha mahatonga ray any aho @ reny fiara mantanjaka reny dia mety ho laniko @ fiara (lasantsy, kojakoja, fikarakarana fiara, sns)ny 3/4 zay mety ho karamako hihihiihi!!!:-P:-D aleoko ihany mionona @ 4l na tra sevau!lol
7. xxx ( 10/12/2006 14:21)
raha izaho indray dia ovako moterana desevau.
Dia rehefa mandeha ilay mustang dia tstststs drrrrrrrrrrrr :-D
8. kally ( 10/12/2006 15:34)
Izaho koa mba tia an'ireny fiara matanjaka ireny ery saingy indrisy, aty aminay maneno be ny taxe amin'ireny, vao cylindres V6 2,8 - 3l 136ch dia efa andoavana 645 euros isan-taona, manginy fotsiny ny lasantsy 1,25 ny litre:cry: ta-hanao aminy eo!!!
9. bilakarenjy ( 10/12/2006 20:50)

raha samy hoe :hiompy matanjaka ihany dia aleoko 205 T16 ilay misy pont arriere sady manosika 380 à 500 ch sady efa nisava Paris Dakar ihany koa ,fa ity izy ilay tsotra izay manosika 300 ch maximum avec calculateur
10. ikaretsaka ( 11/12/2006 00:20)
le 205 tena tsy de mety aminay somary "kelikely" raha tsy hoe tsy asiana olona mipetraka ao afara ko..
Ireo "muscle cars" ange tsy fampiasa isan'andro fa indraindray rehefa miodina iny fotsiny fa raha isan'andro dia mampiasa "fiara mitsitsy" ihany ny olona, na train sy ny metro
11. Papoose ( 11/12/2006 07:42)
aleoko ihany wa 4l na three horses beer ee :-D
12. kelly13 ( 11/12/2006 11:10)
poikany ny ligne 11 no tena tsy manary kou :P
13. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:35)
http://img185.imageshack.us/img185/6652/g35009gt4.jpg Any zamerika any no tena misy an'itony koa ry Ikaretsaka o!.Cousin-ny NISSAN 350Z mantsy izy raha tsy diso za .
14. Fiffi ( 11/12/2006 17:37)
de ahoana ity ?
15. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:49)
.....miaraka @ ilay complet noir sy chemise fotsy avec satroka sy kiraro mangirana dia asiana solomaso mainty dia ....miandry olona sisa :-w:-w:-@:-@.
16. Fiffi ( 11/12/2006 17:51)
ary ity ?
17. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:54)
fa inona io ry fiara mavo ....io ry Fiffi ? fa tsara aloha satria mahazaka fianakans tsara sady azo entina manao vacances
18. Rasiligaoma ( 11/12/2006 18:44)
Volsa koksinel letsy io a
19. Fiffi ( 11/12/2006 19:42)
an3 kah ! andraso aloha tadiaviko indray taiza no nahitako an'io fa amerloka io an !
20. Fiffi ( 11/12/2006 21:05)
hummmm.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3528