Ireo fiara matanjaka amerikanina
22. bilakarenjy
(
12/12/2006 09:13)
io ary ny 4l an'i papoose fa efa navaozina sady matanjaka tsara .
26. bilakarenjy
(
13/12/2006 17:06)
ka misy mamadika anie ilay resaka nefa misy fiara
matanjaka toy itony izao tena masaka be.
Sa ahoana ry Ikaretsaka ,revy amerlok be ilay izy a!

32. bilakarenjy
(
17/12/2006 19:27)
Ikaretsaka>raha mandeha @ route 666 dia ekeko hoe :tsy ahazo mustang "ihany" io porshe io ,fa raha lalana mivilivily kosa aloha dia tena apetrak'io porshe io indray ilay mustang ary tena tsy tafarina mihitsy .
35. Rasiligaoma
(
18/12/2006 16:47)
bilakarenjy:
Ikaretsaka>raha mandeha @ route 666 dia ekeko hoe :tsy ahazo mustang "ihany" io porshe io ,fa raha lalana mivilivily kosa aloha dia tena apetrak'io porshe io indray ilay mustang ary tena tsy tafarina mihitsy .
arakarak'ilay mpitondra io ko
izaho aloha maka mustang koa e
36. bilakarenjy
(
18/12/2006 17:33)
Fiffi a!fa ho aiza ny lalana raha mitaingina an'io ?
Rasiligaoma>tena hita be ilay reprise vao afaka tournant ilay fiara .Mavesatra be ilay fiara amerlok sady tsy haingana ny vitesse-ny fa mbola mitarika segondra vitsivitsy aloha vao afaka indray ,fa raha izy ilay lancer iny no mahazo lavalava dia tena lasa mihitsy .
Efa nanandrana tao @ 24 heures tao le mans ireo mpilalao an'io fa tena hita be mihitsy ny fahasamihafany .

40. bilakarenjy
(
20/12/2006 19:16)
Raha mihoatra ny 300 mêtres dia tena amboarin'ny V8 sy V10 tokoa fa raha latsaka an'io mbola amboarin'ny smart aza io porsche io .
Ferrarie aza apetraky ny smart ao anatin'ny 250 metres fa aorinan'io vao mahazo aina ireo matanjaka .