Tsy mbola azo i Pety
1. jefra
(
07/12/2006 13:41)
Rehefa avy nanao recoupement aho d:
-Tsy marina ny notanteriko hoe azo i Pety tery ambany. Mbola karohina izy izany.
-Ireo nanao barazy voasambotra (dimy sa firy tsy tadidiko) no miakatra fitsarana any Fianar androany.
Miala tsiny aminareo namana rehetra. ^:^^:^^:^^:^^:^
Ho an'zay tsy nahita ilay hafatro dia nitatitra vaovao nampitaina namako any Fianar aho, hoe henony tam MBS androany marina. Ataoko fa izy no diso fihaona fa MBS izany ve handainga.

novalian'i xxx ny 12/12/2006 13:25
2. tezitra
(
07/12/2006 13:50)
pety azo, ou qui que ce soit,
ARRETEZ VOS BRANLETTES POLITIQUES ET VOS MASTURBATIONS INTELLECTUELS
TSY REPOS HO ANDRAVALO MANOMBOKA ANDROANY ? C CA LE VRAI TOPIC

3. HESHA
(
07/12/2006 13:56)
tu n'es pas oblige de participer a nos soi-disants branlettes, fa refa tsy mahatanty miova size azafady.
Misaotra am info ry jefra a.
Misaotra am info ry jefra a.
4. tezitra
(
07/12/2006 13:57)
rien ne sera plus comme avant
et la riposte, légale, ferme, continuelle sera partout
tsisy miala sasatra eto, na ravalo na isika ary tsy nisy nanome forfait 5 ans na forfait illimité andravalo teto
y'a que les poissons morts qui suivent le courant
nous c le contre-courant

5. rvoulah
(
07/12/2006 13:59)
in mints ny tsy aritry tezitra amity poisson mort isaky ny mihetsika ty e!!!!
6. tezitra
(
07/12/2006 15:43)
miala tsiny ra hesha,
1)mais qd un mec te balance de bobard,voasambotra pety,dia mbola preciser-ny hoe MBS no nilaza donc marina , alors j'appele ça de branlette politique
2)maninona tsy lazaina koa hoe : nahazo ny CEPE-ny na koa ny BEPC (DIPLOME pour aller au lycee) RAVALOMANANA
3) si tu veux jouer à l'ordi, ne viens pas au forum achète toi plutôt de de PS3 (playstation 3), il viens d'ailleurs de sortir
seul le poisson mort qui suive le courant

7. lapino
(
07/12/2006 15:55)
Zay tsy maharaka intsony e. Fantatro ihany hoe fa maninona ny J. Fidy no tadiavina, fa tsy azoko hoe maninona no i Pety koa ? Nanao korontana angaha razoky sa ... ?
tezitra > mba ampiakaro ny adihevitra e :wink:

8. sonwin
(
07/12/2006 16:03)
fanodikodinana fiaram-panjakana no antony hisamborana an'i Pety amin'izao. AFP.
tezitra> fiainana mandalo ty ve dia ho tezitra lalandava e, efa dila ny 04 Déc!

9. jefra
(
07/12/2006 16:19)
lapino> Araka ny fitantaran'ny LDGI (jereo Hoy ny Gazety) dia:
"niainga avy aty Antananarivo ny didy mampisambotra azy ka antony telo no fototr’io fampisamborana io.
Ny voalohany dia hoe “noho i Pety Rakotoniaina ninia nanakorontana ny fifidianana”.
Ny antony faharoa dia izy miray tsikombakomba amin’ny Jeneraly Randrianafidisoa,
ary ny antony fahatelo dia toa mbola ilay akon’ny Raharaha 2002 nahabe resaka teo alohaloha teo ihany.

10. njrtinah
(
07/12/2006 16:20)
Tena tout à fait d'accord aminao aho ra tezitra! Avelao hanao eo............
11. tezitra
(
07/12/2006 16:26)
lapino , tsy azonao le izy satria amateur ny mpitondra antsika:
1)au moins le mec n'est pas un saltimbanque, c'est un élu populaire, une maire élu à plus de 50% et pas coupable de flagrant début
au moins un ministre de la republique qui doit annoncer la charge à la télé, c comme ça qu'on fé
mais personne ne veut pas endosser la responsabilité de cet arrêt (fisamborana) car ils sont tous lâche et amateur
y'a que le poisson mort qui suive le courant

13. tezitra
(
07/12/2006 16:33)
g dis flagrant délit
et le wanted, firenena manankarena no afaka mampanao wanted à 50 000 $ izany, fa tsy firenena mahantra kely, tadidio la tv5 a dit :un president très riche dans un pays très pauvre, et on se permet de faire de wanted contre fidy à 50 000 $, et le mahantra , k c qu'on fé? petit branleur va!
y'a que le poisson mort qui suive le courant
et le wanted, firenena manankarena no afaka mampanao wanted à 50 000 $ izany, fa tsy firenena mahantra kely, tadidio la tv5 a dit :un president très riche dans un pays très pauvre, et on se permet de faire de wanted contre fidy à 50 000 $, et le mahantra , k c qu'on fé? petit branleur va!
y'a que le poisson mort qui suive le courant
14. Fiffi
(
07/12/2006 16:35)
fa aiza ny olana eh ?? :{:{:{ ka hotezitra eto aza enao na tsia ! hampiova inona zany ? ho tapaka lalandrà ny hafarany !
15. njrtinah
(
07/12/2006 17:15)
I fiffi kosa toa minia mikipy @ zava-misy, marina anie zany lazain'i tezitra 'zany e! Aiza ve ny anay ny hoanina androny tadiavina rapitso kanefa misy 50 000$ @ fisamborana ol 1. Fa tao ina reo tafika be omena vola isam-bolana reo. Amizay de hoe dolara! Sa ianao isan'ny ilay manao proposition??? Ianao ko angamba tsy mba mijery ny ambany raha tsy mitetsitra koa aza! Miala tsiny ; c'est la verité qui nous blesse!
16. baroho
(
07/12/2006 17:21)
tezitra:
pety azo, ou qui que ce soit,
ARRETEZ VOS BRANLETTES POLITIQUES ET VOS MASTURBATIONS INTELLECTUELS
TSY REPOS HO ANDRAVALO MANOMBOKA ANDROANY ? C CA LE VRAI TOPIC
AZA MITENY FRANTSAY REHEFA TSY MAHAY NA NY GRAMMAIRE TSOTRA INDINDRA ARY
17. lapino
(
07/12/2006 17:22)
sonwin, jefra, tezitra > misaotra e. Aleo fa hijerijery an'ilay feon-gazety :)
tezitra > nareo nge manana hevitra tsara haroso, fa takon'ilay teniteny foana maromaro madinidinika e ! :)

18. jefra
(
07/12/2006 17:29)
Zah aloha mbola tsy mahita PS3 hovidina ka d eto no miala vokina :lol::lol::lol::lol:
Moramora wa fa aza ampiakarina am tsy antony ny cortex ;-);-);-);-)
Dia misy mitakoritsika hono hoe :roll::roll::roll: Navela hitsoaka hono lery d antenaina fa hamonjy le akamany, d mety hilatsaka ho azy ny $$$$$$. :^):^):^)
Aiza tokoa moa no misy mivarotra PS3 aty eropa?

20. njrtinah
(
07/12/2006 17:46)
Ry Baroho @ izany tsy politika tsony fa mijery ny frantsay-n'i tezitra ndray! Ampianaro izy ry baroho fa ianareo no tompon'io fiteny io a! Ianareo zana-tany, padesm, frantsa reny malala... Gallieni. Aiza mo no tsy hanjaka ny $ sy £! Ary ny ariary????? Ary ny teny gasy? TY TENY GASY VARY AMIN'ANANA RY BAROHO A! GRAMMAIRE????????????? Tsy teny gasy 'zany!!!!!!!!!!!