Tsy mbola azo i Pety

41. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:30)
Raha ny fahitako azy
tokony antoko 2 fotsiny ny misy any madagasikara de atao mifanaja dia
ny mpomba sy ny mpanohitra.. fa any amintsika lasa tsy hay intsony ny tena izy sy ny sarintsariny sy ny misavily vol @ famadihana kasta!

ny an'ny firenena matanjaka de mifandimby eo... dia mifanaja... de tsy mikorotana.. fa samy miandry ny tour-ny...

fa ny antsika vao tsy eo tsony= korotana=krizy=rotaka....

de mety zay ko ny mampatanjaka azy...


"as always, this is my opinion, and i could be wrong"
42. Lejim ( 08/12/2006 05:02)
kitjo> ah ok, Fa toa tsy izany manko no zavatra nosoratanao etsy ambony! Zah koa mino fa raha mpanakorontana fanjakana amin'ny resaka violence dia tokony hofaizina! Fa raha juste vava sy wa wa be fotsiny dia tsy tokony hanamborana olona!
43. vakiniadiana ( 08/12/2006 06:33)
Tezitra >> misotroha aloha rano iray vera sao hanahirana any eo :D, fa naninona ary ise no tsy nilatsaka hofidiana raha mahatsiaro tena mahay ?

Resaka Pety : rehefa mandika lalàna sy manakorontana dia samborina, sady na i Fianaratsoa izay iadidiany aza tsy nifidy azy. Ny tsi-drivotry ny tolona 2002 fotsiny no nahalany azy tao Fianarantsoa.
44. BloodTitan ( 08/12/2006 06:56)
Tsotra eeeeeeeee! Sambory Pety Sy Fidikely de gadrao de mody ataovy oe voan tazo de vonoy ho faty any fa zay no mendrika an reny e. Am zay tsisy oa oa oa etsy sy eroa. Le Pety io efa hatrizay mintsy no efa maloto fa nosarotsaromana tao fotsiny, miseho azy ho vedety sy Rôl eto am tanàna eto nefa ny fisainana any am body
45. Lejim ( 08/12/2006 07:04)
BloodTitan marina ny hevitry ny sasany
46. njrtinah ( 08/12/2006 08:00)
Aiza ny miaramila, zandary ary polisy @ ity ol 2 ty fa manadala saim-bahoaka. Sa ve nareo hiandry omby ihany, sa rendre honneur, sa ... hay tokoa mo efa nanafatra avy any afrika atsimo hiaro(garde du corps)... tsy taitra fa hanafatra any zamerika ko fa tsy mahavita azy ny gasy kely , tsy ampy sokay, tsisy olana na ho karamaina^dôlara na eoru fa "ny vola misy"
nisy faoty de frappe tao,nisy 0 tsy tafiditra, mety tsy takatrao ve le izy? de lazao ndray fa tsy mitombina ny analyse mikasika ny érosion!!¨
DÔLARA A DÔLARA, be gesta @ tsy any tena...
47. xxx ( 08/12/2006 08:32)
:-@dia mbola tsy haintsika foana ny manavaka ny hoe mpanohitra sy ny mpanakorontana ? ianao le nilaza hoe wa wa ve dia hisamboran'olona , fa anga tsy misy lalana manenjika ny olona manompa sy manalabaraka eny ampahibemaso eny? izay ange ilay lazaiko hoe mba regler-o ihany ny vava fa avy amin'io no mahaloto ny olona e! :-$ io hafanam-po io koa mba asio fandinihana fa tsy mampisondrotra grade,izany ry tezitra sy ny namany an
48. naej ( 08/12/2006 08:55)
:-$:-$:-$ marina izany ry xxx a! ny an'sasany ny vava tsy misy point sy virgule no heveriny fa hahazahoany ny rariny , adihevitra ve moa tsy ho azo atao fa mba lanjalanjina ihany izay tenenina e!indrindra @ itony serasera hitam-bahoaka itony , fanehoan-kevitra @ fahendrena sy fahatoniana angamba tsy mahafaty antoka o!
49. njrtinah ( 08/12/2006 09:53)
Ny fahitako azy aloha de zao : ny valalabemandry tsy tokony "hampitsabahina" @ izay resaka 50 000$. Fa inona hoa no ilana ireo MIARAMILA, ZANDARY, POLISY ?
Sa mbola miandry omby?
50. sasa ( 08/12/2006 10:36)
hi hihih ato izany d misy vava fotsiny no miady fa tsy mieritreritra mintsy, ny habehan'ny madagasikara aza tsy hainy akory nefa izy milaza fa mahay geographie :-D:-D:-D:-D tena mahamenatra satria le madagasikara resahina eto d ny tanindrazany.
izay rehetra miteny am fiteny vahiny ato d tsy maintsy voakiana refa misy diso satria efa tenenina foana hoe mba ataovy am teny gasy mazava.
51. Lejim ( 08/12/2006 13:33)
Miaina amin'ny tany mandala ny demorkrasia feno sy liberte individuelle feno aho ka mety izay no tsy mampitovy fijerintsika maromaro eto. Aty libre ny olona hiteny izay lazainy momba ny fanjakana, ny hitsikera izany, ankoatran' izay manompa izay ihany. Mahavita manao wawawa mitsikera ny gouvernement ny olona, mahavita maneso sy manao sarisary biby any amin'ny net, mba haratsiana ny gouvernement. Tsy samborina ireny satria tokony halalaka ny olona hitsikera ny gouvernement. Marihina fa ny homme public ihany anefa no azo atao izany fa ny olon-tsotra tsy afaka mifananihany sy mifanadala izany.
52. jefra ( 08/12/2006 14:15)


:-D:-D:-D:-D:-D:-D
53. Fiffi ( 08/12/2006 14:18)
=))=))=))=))=))=))=))
54. fijo ( 08/12/2006 21:37)
le jim ekeko tokoa ireo fahafahana ireo.ary iriko ho tonga any amintsika,saingy tsy ekeko ny fanompana filoha.na ratsiraka io na zafy na levalo.ny antony dia tsotra ,lanimbahoaka ireo matoa teo.ka na dia tsy tiako aza ny fitondrana sasany teto,tsy ekeko raha ompaina,ary tsy ekeko koa raha vazaha no mitsara azy.
55. xxx ( 09/12/2006 13:38)
Fizo>
Ianao ary tsy aty Dago akory ry fijo; sady mireritreritra vao mteny fa tsy nisy fanompana filoha teto ary na fanaovana *kisoan-dra8* ny polisy mbola tsy fantatrao koa na marina na tsia. MBA MISAINA IHANY!!!!!!!!!
56. HESHA ( 11/12/2006 09:57)
zay vao hitako le tohiny tato.
tezitra ==> tsy olana fa hevitra no ampiadiana

Ary aza de masiaka loatra kosa nareo ra misy diso na ny grammaire na ny kilometatra toradroa ranga fa mba diso frappe reny a.

Tsy azoko kou alou oe maninn no raharaha tam 2004 zao vao hanenjehana an i Pety e, ataoko fa mba tsy mety zany, le antony hafa mety hitombina kanefa tena mila atao "wanted" ve lery am zany, anga tsy azo atao raharaham-pihavanana mou reny ?????? :lol::lol::lol:

Ny ahy poisson no kaly tiako indrindra, maty le izy refa andrahoina saingy za tsy mahay manjono ka tsy mahalala hoe manaraka courant sa tsia ny trondro maty, miala tsiny
57. BloodTitan ( 11/12/2006 14:09)
Tsy milay tsotra zao le fikan pety sy ry fidy e!!! mitady ho very seza ry zalah de mitady hisarangotana e! ssssss, toetsaina lomorona tssssss.
58. njrtinah ( 12/12/2006 12:01)
Aôna indray ry bloodTitan ilay valimpifidianana ao @ wanadoo? Dia lazao fa TSY MANGALA-BATO FOTSINY IZAO NY SASANY.
59. xxx ( 12/12/2006 13:25)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45781a2684a04
forum.serasera.org - Tafa sy Dinika Serasera.org - Tsiky dia ampy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431