Tsy mbola azo i Pety
21. baroho
(
07/12/2006 17:48)
njrtinah:
Ry Baroho @ izany tsy politika tsony fa mijery ny frantsay-n'i tezitra ndray! Ampianaro izy ry baroho fa ianareo no tompon'io fiteny io a! Ianareo zana-tany, padesm, frantsa reny malala... Gallieni. Aiza mo no tsy hanjaka ny $ sy £! Ary ny ariary????? Ary ny teny gasy? TY TENY GASY VARY AMIN'ANANA RY BAROHO A! GRAMMAIRE????????????? Tsy teny gasy 'zany!!!!!!!!!!!
ka izy ohatra ny hoe miteny zavatra tena lalina be sady te hiteny zavatra hoe mety eh! fa tena le grammaire ny hitako voalohany de lasa tsy misy dikany le noteneniny sady zah aleoko foana miteny gasy toy izay miteny fiteny tsy hay manoratra
22. njrtinah
(
07/12/2006 17:58)
Ary aza manao vary @ anana ry BAROHO fa rehefa miteny gasy dia mitenena gasy; rehefa miresaka politika dia politika resahina. Mino aho fa na ianao io mandiso na teny gasy na teny frantsay eny fa na teny anglisy aza. De mandiso koa @ fiainana. Hitanao fa lasa mivôna be ny adi-hevitra nohon'ny tsikeranao.Za de miala tsiny raha mivatambatam-piteny ry BAROHO fa fitiavana daholo zany. Isika 1 tanindrazana ihany.
23. tezitra
(
07/12/2006 18:30)
mr baroho on e sur le web,parei en sms, l'esansiel dia ni- hi capté-nao azy, tu sé pa c que c la comunauté numerik,
fé un tour sur le forum etranzé, ti va voar koman ils écriv
PIGE?
D 50 000 $ koa ny misambotra an'i pety,efa 100 000$ izay
g vé dir d mal de ra8 dé atoroko an'i baroho, dé miainga ny 50 000 $ mitady ahy, e pui g vé dir à baroho où g sui, e on partaz le 50 000$
y'a k le poisson mort ki suiv le kouran

24. kitjo
(
07/12/2006 19:03)
fa ngah refa mety @ forum etranze d oe milay foana ry tezitra?ary to lasa novaina le fomba fanoratr'i tezitra? zao vo style sms ts manin ra misy diso..hahahha
tezitra an> njy ange harary fo @ tsy antony eo e!
50000$, tokony ampiakarina kely aza ko :lol:
satria raha hanakorontana izy na hamono olona mbola lafolafo noho io sady mandany fotoana!
za oa efa niteny anareo teto oe zya mitsy ny fika milay...
ny taty aza tsy niandry J+4 fa ny harivan'ny fifidianana dia nosamborina dol ny mpanohitra fa oe sao hanakorontana siam-bahoaka, zareo ary tsy nikozy nin nin akory..
hitako hevitra mety mitsy le izy t@ zay raha atao any Dago..
io fa misy marary fo kle....ggrrrr..miala any ary ny valiny an :-D:{

25. ff
(
07/12/2006 19:09)
Pety zegny zalah tsy pola vosambotr'e! Azovy nivolgna tam narô fa vosambotro izy? Ary izy kôa volagniko fô tsisy ambadiky politika fô resaka fagnodikodignana fagnanam-bahoaka tam 2004, letry izy PDSn'i F/tsoa. Anarô mbo mizahava vaovao alôha vo mivolagna fa tsy raha mivolambolagna fahatany aketo!
26. njrtinah
(
07/12/2006 20:07)
" F F" Fa hita zao fa ambadika politika de hoe raha2 2004. Ko manono tsy nosamborina hatramizay fa miandry valim-pifidianana. Saromana an'izay raha t@ 2004, hôtran'ny nangadrana ny rehetra ihany e! Fa izy ko ange mbola hiala teo e! Ny vahoaka mihamahantra andro amanalina, ny mpitondra miha manankarena. Mahagaga?????????
"KITJO" Zany ve no atao hoe demokrasia aminao ry kitjo? Fa ianao mipetraka aiza ?
Mba ............
"KITJO" Zany ve no atao hoe demokrasia aminao ry kitjo? Fa ianao mipetraka aiza ?
Mba ............
27. oufouf
(
07/12/2006 20:30)
I fiffi kosa toa minia mikipy @ zava-misy, marina anie zany lazain'i tezitra 'zany e! Aiza ve ny anay ny hoanina androny tadiavina rapitso kanefa misy 50 000$ @ fisamborana ol 1. Fa tao ina reo tafika be omena vola isam-bolana reo. Amizay de hoe dolara! Sa ianao isan'ny ilay manao proposition??? Ianao ko angamba tsy mba mijery ny ambany raha tsy mitetsitra koa aza! Miala tsiny ; c'est la verité qui nous blesse!
! Ny vahoaka mihamahantra andro amanalina, ny mpitondra miha manankarena. Mahagaga?????????
njrtinah > ny mahagaga dia ny réaction-nao ....mety marina ny anao hoe ny hohanina androany tadiavina ... f'anga moa tsy izay daholo ny an' ny rehetra .. samy mitady izay ho haniny , na ny anio na ny ampitso ... tsy hitako izay tokony ampalahelo anao ny 50 000 $ , jereo fa raha misy mpanakorontana an ! tsy hilamina ny tany .. hisy ny couvre feu ohatra , tsy mahazo mandia faritany ny ol , dia ahoana ny fihinanana.....mbola hihinana ihany ve ? izay 50 000 $ ve mankaiza raha hampilamina ny tany ....tokony hiavo-tena ny ts11 ary ny fitambaran' izay no mahavotra ny firenena , tsy mila miandry ny mpitondra hanampy anao ...ny sasany tafavoaka koa maninona koa ianao raha mba ....
ny mpitondra efa nanana angamba ... raha mbola misy hohanina tokony tsy hitaraina fa hiasa ... miasa miasa , mbola tsy nahita izany tsy misy (vary ,menaka , sira , siramamy )ianao angamba (génération t@ andron'deba ) ....
28. Lejim
(
07/12/2006 21:38)
Kitjo> samborina ny opposition?
Tsarovy fa any andro iray any dia ho lasa opposition ny antoko tohananao, na ianao mihitsy mety ho lasa opposition rehefa tsy amin'ny fitondrana intsony ny olona tohananao fanatiquement.
Zah tsy hamaly hoe, mety ilay fikanao na tsy mety, fa rehefa tonga amin'izay fotoana izay enao dia ianao ihany no handinika indray io zavatra teneninao io!
brrrrrr

29. jefra
(
07/12/2006 21:41)
Misy efatra ndray hono ny antony e:
Razakanirina Victor, a mis la lumière sur les motifs d’arrestation de Pety.
« Menace de mort contre le chef de région et le chef de district de Fianarantsoa ;
vol de voiture d’Etat en 2004 ;
violation des lois électorales ;
insulte contre des forces de l’ordre ».
Sur le dernier point de l’accusation, Pety a comparé les forces de l’ordre à des « cochons de Ravalomanana »
Razakanirina d’insister durant la rencontre qu’il n’y a aucun lien entre l’affaire Pety et le Général Andrianafidisoa
Midi anio http://www.midi-madagasikara.mg/textes/po061208.htm#pol1

31. bazylou
(
07/12/2006 21:50)
tena mamofona be io afera io . Sao dia amboarina daholo ary izany hamelezana an'i Pety sa... Ny ahihiko dia hiteraka famelezana ny opposant hafa izany!!
32. fijo
(
07/12/2006 21:57)
lejim an,misy ny mpanohitra ,ary hafa ny mpanakorontana.ry lahiniriko izao mpanohitra,de maninona?????fa ry pety mpanakorontana,izay afera hafa.na iza mitondra eo na iza,rehefa manakorontana,dia iray ihany no vahaolana.fisamborana azy.resaka filaminam bahoaka io.
za tsy hamaly ny resaky ny sasany izay entim po fotsiny satria ,lasa rediredy ireny
za tsy hamaly ny resaky ny sasany izay entim po fotsiny satria ,lasa rediredy ireny
33. njrtinah
(
07/12/2006 21:57)
"OUFOUF"
Ny resaka 50 000$ tsy misy dikany aminao; tsara aloha izany raha mba misy gasy tsy mivakiloha io somme io; izany mintsy no tiako. Fa zao : HATAO INONA HOA IREO MIARAMILA, ZANDARY, POLISY, isika efa tany tsy miady rahateo. Zay ol 1 ve? Dago kely io? Gaspillage 'zany amiko. Sao tsy azonao: tsy contre ny hisamborana an'i Gl aho raha izay no tsy hisian'ny korontana. De mba be geste ery: dôlara a dôlara tsy ny ariary tenenina. "Mba maniry ho lasa zamerika, nefa ny tanana aty Afrika"

34. njrtinah
(
07/12/2006 22:09)
Tany Dago no nianatra fa taiza? Ary mety mbola mahay noho ianao. Fanontaniana tsy tokony hipetraka 'zany; io ve tsy kely raha oharina @ ireo tafika be de be reo. TANY TSY MIADY ISIKA HOY AHO TEO. Tsy kely koa ve hozy ianao raha oharina @ Amerika tompon'ity dolara resahina eto ty. DÔLARA A DÔLARA
35. fijo
(
07/12/2006 22:13)
raha kely mada efa tratra ireo,fa midadasika mada matoa sarotra ny mitady azy.
36. njrtinah
(
07/12/2006 22:20)
MADAGASCAR : 59.000 metatra toradroa ary tsy maintsy efa nihena satria misy ny sisin'ny morontsiraka kaohin'ny riaka.
37. fijo
(
07/12/2006 22:32)
ie dia mitadiava olon aamina tany iray toa an'i frantsa sy benelux mitambatra.dia ilazao aho rehefa ita.mahazotoa e
38. ratonga
(
08/12/2006 01:36)
njrtinah: aiza kay zany fianarana any dago mampianatra ny wé MADAGASCAR : 59.000 metatra toradroa izany,
alohany hilazanao wé "...Ary mety mbola mahay noho ianao..." an'i fijo io, dé mba http://fr.wikipedia.org/wiki/G%C3%A9ographie_de_Madagascar sô ko dé mba mahasoa anao sy an'izany sékoly izany ihany hisorohana ny fitenitenena pôna

39. Lejim
(
08/12/2006 04:03)
fijo:
lejim an,misy ny mpanohitra ,ary hafa ny mpanakorontana.ry lahiniriko izao mpanohitra,de maninona?????fa ry pety mpanakorontana,izay afera hafa.na iza mitondra eo na iza,rehefa manakorontana,dia iray ihany no vahaolana.fisamborana azy.resaka filaminam bahoaka io.
za tsy hamaly ny resaky ny sasany izay entim po fotsiny satria ,lasa rediredy ireny
Tsy i Pety mihitsy no noresahiko fa ilay tenin'i kitjo hoe, nosamborina doly ny opposition tany amin'ny tany nisy azy tany, ary tiany be ilay hevitra raha toa ka ampiharina any Dago. Izay io noresahiko io, fa tsy miresaka mpanakorontana araka ny teninao izany.
40. kitjo
(
08/12/2006 04:12)
lejim> ilay mpanakorontana io fa tsy ho an'ny mpanohitra raha ampiharina any Dago oa!
tsy azo ianarana ny eto SIngapour satria ny eto efa izay no nitondrany ny azy hatrizay dia mety aminy....laziana fa tany demokratika ny eto fa znay no ataony...
na ry Bush aza nanao intervention fa novaliandry zareo fts oe ny tsy fisian'ny opposition no mampandroso anay tahaka izao.
za tsy miteny oe zay ataony dia atao koa, fa azo alaintahaka ilay hevitra @ireo mpanohitra mpanakorontana fts ao dago...
Ny observatera internasionaly aza efa manaiky ka izy efa mampiomana sahady fa hampisy korontana..koa tsy aleo samborina any?
Tsara nge ny mpanohitra e..raha tena manohitra tsara hanatsarana ny zava-misy fa le mandrebireby ny saim-bahoaka tsy lasa tsony e!