pety

1. fijo ( 06/12/2006 22:10)
efa itako ny "midi mada "alakamisy ka tena misy vaovao lehibe,fa naika hosamborina i pety tao fianara,fa lasa nitsoaka nandositra.tsy ita izay misy azy izao.??????
novalian'i jigs ny 18/12/2006 08:54
2. ratonga ( 06/12/2006 22:49)
fa manin no sambôrina, ngà nanao ratsy:?::roll::roll:
3. fijo ( 06/12/2006 22:57)
mbola tsy mazava,fa dia nandositra lery,ary misy mpiaramiasa aminy efa tratra.
ka dia manaraka isika e
4. bazylou ( 07/12/2006 01:12)
ny ay koa dia tsyazoko i afera io, samborina ve satria hoe opposition sy mijoro sahy hanohitra an'ilay 8!! mahagaga
5. sasa ( 07/12/2006 05:06)
bazylou toa nisy zavatra nitranga tany fianarantsoa tany hono tamin'iny fifidianana iny koa, asa na tao anatiny izy na tsia, tsy am maha-opposition an'azy izany kan! malaza be koa hoe lery no manafina an'i Generaly fidy ialako ny lainga aloha fa tsy haiko izay tena marina an! sao lazaina mpanely tsaho eo indray za
6. Ranavalomanjaka ( 07/12/2006 05:55)
Nareo v ry rabazy tsy mahara-baovao sa minia mikimpy eo anoloan'ny zava-misy a? Efa hita zao fa nanao sakana tsy hifidianan'ny olona i pety t@ 3 dec ary anisan'ny atidoha t'@ fandorana urne tany tulear sa zavatra tsara zany ataony zany.

Zay ane le teneniko hoe na nareo mpanohitra mijery sy misaina mitsingoloka na ny taovam-pisainanareo mihintsy no nifandiso @ zavatra any ambany any.
7. fijo ( 07/12/2006 05:59)
izay ny an'ialahy ry bazy kely.
lery sy fidy aloha ,misy ifandraisany be mihintsy e.ka asa izay nisy tao,fa dia samy vita izao ny momba andry zalahy
8. tywa68 ( 07/12/2006 07:48)
tena mafy teny kosa enao ry Ranavalomanjaka !
Mba tsy mazava ho an'ny olona sasany ny hisamborana an'iretsy d teneno fotsiny hoe zao sy zao fa tsy hoe ny ambany sns ...
9. jefra ( 07/12/2006 07:58)
Voasambotra androany maraina tam 6 ora hono, araka ny vaovao azoko.
10. belaza ( 07/12/2006 09:54)
=D=D
11. njrtinah ( 07/12/2006 10:16)
Tena marina ve 'zany lazainao ry jefra? Dia mety ho aôna zany ny tohiny? Tsy mampiahiahy ve?
12. sasa ( 07/12/2006 10:53)
za aloha tsy mbola naheno vaovao kanefa tsy d mino loatra ny tenin'ny jefra hi hihihii
Ranavalomanjaka aza d masiaka fiteny loatra fa betsaka ny ankizy tsy mahazaka
13. jefra ( 07/12/2006 10:55)
Niezaka nangataka details aho dia hay vaovao MBS tam maraina izany no milaza fa azo halina i Pety (Satria MBS d marina izany :lol::lol::lol:). Toa tsy mahita confirmation hafa anefa aho ka dia aoka hijanona ho honohonoko aloha.

Miala tsiny raha nomaika loatra aho nandefa info.;-)
14. kelly13 ( 07/12/2006 11:11)
matoa mitsôka d mahana @ ratsy atao
15. papala ( 07/12/2006 13:16)
I pety ry reto no nitarika ny olona tany toliara tsy hifidy sady nadoro ny urnes, avy eo reo ol mpanaraka azy saika hadoro koa ny magro tao ihany dia voasakana fa tsy tanteraky ry zareo.. noho zany dia tsy momba ny politika mihintsy no hisamborana an'ireo, fa mietraketraka be mihintsy izy ireo. angamba ataoko fa mazava aminareo ny fandehany ?
16. HESHA ( 07/12/2006 13:42)
:lol::lol::lol:
17. xxx ( 07/12/2006 13:44)
ka iza zany zao no mba hiaro azy toa tsy misy miandany aminy akory ny olona raha ny salan'isan'ny mpifidy azy no jerena:lol:
18. Lejim ( 07/12/2006 14:38)
Mpandefa : jefra [ Valio ] 07-12-2006 08:58:24
Lohateny : Re : pety
Voasambotra androany maraina tam 6 ora hono, araka ny vaovao azoko.
Miverina ery ambony
Mpandefa : belaza [ Valio ] 07-12-2006 10:54:27
Lohateny : Re : pety
=D=D


Toa misy manao fety be fa voasambotra hono i pety. :-D
19. sonwin ( 07/12/2006 16:07)
miainga amin'ny raharaha 2003 no hisamborana azy!ary mety hitohy raharaha 2006 raha toa ka misy porofo
20. fijo ( 07/12/2006 21:58)
dia vita sahady izany ny momba azy ko.ireny no atao hoe barofo.tsy fisainana no mahatonga an'ireny,ary tsapan'ny olona fa tsy mety ny ataony"raha mety ,mantsy tsy nandositra izy"ka tsy hisy hanaraka azy akory eo.
aleo ihany letsy ry bazy toa an'lisany ny mpanohitra an.mba misy saina fa tsy entin adalana fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1929