pety

21. bazylou ( 07/12/2006 22:34)
sao mihevitra ianaofa hoe ravalomanjaka dia anao ny tanana !! io ny ahy no henoko sy navoakann'y radio ka inona no tsy levon'ny vavon'ialahy amin'izany, avoahy ny info raha manana fa aza mizity eo!! sao atsingidin'ny ...eo
22. fijo ( 07/12/2006 22:39)
za tsy momba ny extreme rehetra,mazava be izao fa miha manana lanja ny mpanohitra,ary tokony dinihana izay lazainy.fa tsy ireo mpanohitra barofo kosa aloha e
23. kitjo ( 08/12/2006 04:29)
araka ny vaovao nande t@ radio teo dia nanambara ny ministra fa resaka efa tany aloha no isamborana an'i Pety

sady hanaovana fanadihadiana fts , toa resaka fangalarana fiara t@ 2004 izany..ny gardakorony no azo ka izy foana hono no tononin'ilay rangahy ka atao fanadihadiana fts ka tsy azoko oe inona moa no tokony itsoahany?
24. Lejim ( 08/12/2006 05:00)
Ka mba mailo kosa izany i pety ko. Raha ny fitantaran'ny gazety ange miaramila maro mitondra basy no nanodidina ny tranony e! Inona no tsy ahamailo azy amin'izany. Tsy normale raha hoe, olona atao fanadihadiana tsotra fotsiny no andefasana miaramila maro haka azy. Maninona raha convoque-na mora fotsiny izy, sy omena ny haja amin'ny maha ben'ny tanana azy, raha toa ka tsy acte criminelle no isamborana azy!
Zah aloha mino fa resaka famoriam-bahoaka hanohitra fifidianana no tena hisamborana an'i pety! Afera 2004 izany toa efa ela loatra, sady mampanontany tena hoe, maninona no izao vao mipoitra ilay resaka.
25. sasa ( 08/12/2006 10:45)
kitjo voalaza koa izy fa hoe nanao barrage tany Fianar tany tam 03 dec mba hisakana ny olona tsy hifidy hono koa, d toa nilaza olona ihany koa hoe kisoan'ny Ravalomanana, miampy an'i halatra fiaram-panjakana tam 2004 io
26. xxx ( 08/12/2006 14:49)
Agnay tsamba hagneky an'izao na ina na ina lazainareo fa de hifampitadia eto mada eto isika. Ny havanay ve de ho agny amponja aby: Tantely, Haja, zao koa i Pety : Saika hadino; i Voninahitsa koa vona havanay hatagny Maintirano. Andao moa...
27. jefra ( 08/12/2006 15:04)
28. lapino ( 08/12/2006 15:48)
:-D:-D:-D:-D
29. xxx ( 08/12/2006 16:17)
Mahana ny ratsy ato ingahy pety ko!
30. xxx ( 08/12/2006 16:18)
atao azafady!
31. fijo ( 08/12/2006 21:48)
lejim,marina io voalazanao io?le resaka fisakanana olona no tena itadiavana azy,satria io dia tsimoka fikorontanana.fa le afera 2004 dia manaraka fotsiny.
32. fijo ( 08/12/2006 21:51)
fanazavana kely.
raha le resaka 2004 izy dia "témoin"tsotra
fa le resaka,fanakanana olona io ,izy "témoin assisté"ka io no hitsoahany.
33. jigs ( 18/12/2006 08:54)
rah zah iny Pety iny an mitolo-batana aho; @ izay mba moramora ny vokany, izy mantsy toa tsy hisy prime 1ar akory ny tête-ny - i Jly Fidy aza nanaiky noraisina fotsiny, tokony ho olona manan ny maha izy azy iny fa mitapy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.165