tsy tokony
1. diamondra27
(
07/12/2006 05:45)
za aloha mba manana soso-kevitra hoe: fa maninona no tonga dia fafana ny size n'ny olona iray rehefa tsy manaraka fitsipika fa maninona raha ohatra ka raha mandeha tsara ilay izy @ voalohany dia izay olona mandefa valiny tsy ara-dalàna ihany no fafàna?
Indraindray manko ange mba misy size na dia tsy mitovy aza ny hevitra ary izay no mahaserasera azy dia intéressant no mahalala ny hevitry ny hafa sady misy mahasoa ihany e.
Raha vao manomboka ilay size ka misy tsy mety dia alefao any @ fako fa raha manomboka nefa tsy misy disadisa tokony tohizana de mampisy disadisa no fafàna.
Ahoana ny hevitrareo @io? :D

novalian'i diamondra27 ny 09/12/2006 15:23
2. xxx
(
07/12/2006 06:47)
diamondra27:tsotra de tsotra ny valiny !!!!!
Raha vao manomboka ilay size ka misy tsy mety dia alefao any @ fako fa raha manomboka nefa tsy misy disadisa tokony tohizana de mampisy disadisa no fafàna.
misy ny fitsipika ka nahoana no tsy arahana io ???? efa mba samy olon-dehibe daholo ange isika fa tsy ohatran'ankizy kely vao hampianarina ny fiara-monina e !!!!
3. mimich
(
07/12/2006 08:05)
miombon-kevitra amin'i xxx za amin'iny
matoa nasiana ny lalana dia natao harahina, sy itovizan'ny besinimaro, ka hoy aho hoe aloe fafana izay dinika tsy manara-penitra na mihoa-pefy mba ho anatra ihany koa ho an'ny manaraka.
Misy anie ny dinika manokana we" amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy ee. Afaka miditra any izy fa any mety ho maivamaivana kokoa ny sivana angamba hoy aho"

4. mimich
(
07/12/2006 08:20)

6. hery
(
07/12/2006 08:39)
Azoko ilay tian'i diamondra27 holazaina.
Indraindray ny antony amafàna azy tanteraka dia satria miova daholo mihitsy ny resaka. Raha fafaina ny ampovoamboany dia manjary tsy misy hitohizany intsony ilay farany.
Fa hodinihana io.

7. vale
(
07/12/2006 08:48)
diamondra: raha dinika tsy manaraka fitsipika kosa ve? misy fanalana baràka olona , sy tsy fanajàna olona, dia tsy hofafaina???!!
:P
:P
8. vale
(
07/12/2006 08:51)
mimich: ny loha-teny ny dinika no tianao tenenina sa ny mpamaly tsy manaraka fitsipika??! raha ny loha-teny ka misy teny ratsy sy resaka "sexe" de ekeko izay!!!!
:P
:P
9. vale
(
07/12/2006 08:55)
xxx: marina izany, tokony hiresaka @ maha olon-[/b[b]]dehibe daholo ny eto amin'ny dinika tsotra fa tsy hitondra tena toy ny zazakely!! izay te hiteny ratsy sy hioham-pefy dia any @ dinika fomba malalaka izy afaka manao izy tiany any!! ( anefa na any koa aza raha misy tsy fanarahana fitsipika amiko rariny foana raha fafaina!):P
10. vale
(
07/12/2006 08:57)
ny antony de ny rehetra(na ampy taona na tsia) afaka miditra eto tsy toy ny any @ dinika manokana, ka tokony tsy ny lehibe indray no hanome ohatra ratsy!!!
:P
:P
11. diamondra27
(
07/12/2006 10:12)
mimch, xxx, vale: misaotra anareo mamaly
mimich: matoa natao ny fitsipika dia tsy maintsy arahina.OK
Fa kosa raha misy hevitra mety hahasoa dia azo ovaina izany fitsipika izany après discussion de tous les responsables.
Maninona no miova foana ny lalàna (atao hoe avenant, tsy hanatsarana ilay contrat ve io?... )
Mety tsy azonareo ilay tiako lazaina fa tsy maninona akory fa mba eritreritra mandalo ny ahy iny koa.
Atsipy ny tady eny atandroky ny omby, atsipy ny teny eny antsain'ny mahalala
izaho dia miteny anareo fa tsy olondehibe izany no eto fa misy ados tsy miditra forum fa mijery sy mamaky ary manaraka akaiky. Koa raha mba tokony eto ve no ahitany izany fitondran-tena izany sy mba hahazoany izay mahasoa, lesona eo @ fiainana etc...
hery: ie, misaotra anao mahazo ny tiako ho lazaina.
c'est dommage hoe misy lesona ilay izy tiana ampitaina nefa voafafa.
exemple fotsiny iny hoe: miteny ratsy iny izao.
Tsy haiko aloha fa amiko rehefa nandinika aho dia misy lesona azo tsoahina t@ iny dinika iny hoe: inona izany no tokony hatao manoloana ireny olona ireny. Afaka mi-comprendre andry zareo ve ny hfa na dia tsy mankasitraka.
Tsy ary mitovy daholo ny fomba fijery ary heureusement fa fianarana ny fiainana, ny firaisana aman'olona, fa raha misy olona rsty ve dia avela @ haratsiany izy fa tsy atoro ny lalana tsara?
Asa aloha e!
Hery koa moa izany mbola hieritreritra ny @io ka dia ho hita eo izany e!

13. diamondra27
(
07/12/2006 10:28)
vale: avereno vakiana akia ilay nolazaiko a!
hoy izaho hoe: raha dinika vao voalohany tsy manaraka fitsipika dia tsy maninona raha fafàna
fa raha misy olona tsy manaraka fitsipika eny ampovoany eny dia ny azy ihany no tokony hofafana satria mety intéressant sy misy lesona azo tsoahina @ilay dinika
tsy misy mangidy tsy andramana...;-)

14. Fiffi
(
07/12/2006 10:30)
tsy de hitako loatra hoe aiza marina ny olana ? rehefa samy manaraka ny fitsipika fotsiny ange de tsy hisy zany hoe fanasorana sy famafana dinika zany eh !
15. vale
(
07/12/2006 11:47)
diamondra: izay vao azoko> hoe izay manoratra zavatra mivoana no hesorina ny hafany izany fa tsy ilay dinika no hesorina! raha ny fijeriko aloha de toy koa izay e!!
Momba ny anatra indray , ny hitako vahaolana metimety aza angamba dia ny fampitandremana, (avertissement), satria samy manana ny toetrany ny tsirairay, ao ny olona mora mihaino, na dia "maditra" aza, ao ny olona tsy azo ifandaharana mihintsy,na ianao indray no hahazo problema @ eo, ka ho sarotra ihany,... fa dia ny hitako tsaratsara aza dia ny fampitandremana!..satria misy olona efa manana fahazarana manao hevitra mivaona na manala baràka olona na manakorotana, matetika mihitsy, ka izay ny nahatonga ahy hoe ho sarotra ny hananatra satria tanana zatra mivokona hono....;-), :Padi-hevitra ny antsika, fa io moa dia miankina @ tompon'andraikitra ihany!!:P
16. mimich
(
07/12/2006 11:50)
vale> araky ny hevitro , rehefa tsy mùanaraka fitsipika , na ny lohateny na ny votoatiny dia afaka fafana avokoa. Fifanabeazana koa anie eto ee, na dia tsy raisina amin'ilay resaka fitsipika aza.
Hafa indray raha hoe diso toerana ny dinika, dia afindra fotsiny.
Ny resaka fomba malalaka tsy misy bedy indray tsy hoe tsy misy fitsipika akory any fa mba entina ilazana fotsiny io hoe misy ny toerana mety aminy avokoa ny zava-drehetra. Eto amin'ny dinika ho an'ny rehetra aloha izany dia aleo ho hentitra kokoa ny fifampifehezana satria ny olon-drehetra no miditra.
Raha izaho aloha dia mametraka hoe "azo fafana ny dinika nataoko na ny hevitra narosoko raha tsy mety , amin'izay mba itandremako amin'ny manaraka. Tsy afenina manko fa ny tenanay dia anisan'ilay mpanao resaka mivaona (mananihany) izay ihany rehefa tena tapitra ny famaliana ny lohahevitra aroso.

17. vale
(
07/12/2006 12:01)
Fiffi: zaho koa mitovy fijery amindry an! ny fitsipika ihany no tokony harahina,(raha tsy hoe hovaina ny fitsipika angaha?) ka tsy hitako izay olana loatra @ ilay izy, samy olon-dehibe daholo ny eto, ka asa ?!!
18. vale
(
07/12/2006 12:09)
mimich: mitovy hvt ihany anie zany isika e, rehefa tsy mivoana @ fitsipika na ny loha-teny na ny hevitra miditra dia tsy tokony hofafaina, raha mifanohitra @izay kosa dia rariny raha fafaina(zaho koa tratra foana kah,@ ilay hevitra voafafa, de efa fantatro izany hoe nivaona lay resaka nataoko matoa nofafaina, mimich>:P za kou mba anisan'ilay mpananihany, fa tsy hoe mandroso hevitra akory dia hoe marina be foana, hihihi;-))
19. Fiffi
(
07/12/2006 12:13)
Fiffi:sady zao koh an ! misy toerana natokana handefasana hafatra raha toa ka misy zavatra tiana lazaina . De mba @ zay tsy hisy intsony ny dinika ho voafafa .....(namafisiko kely le voalazako teo an) de samy faly mamaly na ny mpidinika , na ny nandefa ny dinika de raha mahasoa ny valiny ao tsara , raha tsia moa de...anjaran'tsirairay no mahita...fa aleo fotsiny hiany manaraka ny fitsipika hoa de hilamina ny rehetra eh !
tsy de hitako loatra hoe aiza marina ny olana ? rehefa samy manaraka ny fitsipika fotsiny ange de tsy hisy zany hoe fanasorana sy famafana dinika zany eh !
20. vale
(
07/12/2006 12:16)
vale:mimich: momba ny loha-teny indray dia vakio tsara ange io nosoratako io ambony io e? :P
mimich: ny loha-teny ny dinika no tianao tenenina sa ny mpamaly tsy manaraka fitsipika??! raha ny loha-teny ka misy teny ratsy sy resaka "sexe" de ekeko izay!!!!
:P
fanampiny: raha eto @ dinika tsotra io tiko lazaina io an!:P;-);-)