tsy tokony

61. vale ( 08/12/2006 12:30)
;-);-)
62. diamondra27 ( 08/12/2006 12:50)
vale:

diamondra: ngah tsy anisan'ilay nareo?:lol:


tsy naharaka akia a


63. diamondra27 ( 08/12/2006 12:53)
vale:

nenà klou reefa sendra le voafafa de hendry be za e!:^)


nenà ndray de zao: nandefa blagy t@ teny tsy gasy aho indray mandeha de voafafa de nefa zao ao misy mandefa teny frantsay mbola tsy voafafa de tsy azoko ny antony.

DE za tsy hendry @izany fa revoltée:evil::evil::evil::evil:

=))=))=))

sambatra njy mora hanarina :-*:-*:*:*


64. mimich ( 08/12/2006 14:29)
efa miresaka tsy fanarahana fitsipika ihany isika , fa manao ahoana indray ny eo amin'ny resaka "ps", jereo anie eo amin'ny takelaka fandraisana ao amin'ny namana ee, dia eo amin'ireo namana 10 vaovao vao niditra androany eee, ny laharana faha 6 avy any ambony , oh manahirana ihany raha vakiana amin'ny teny malagasy , ka hoy aho we "?????? ahoana io??????"
65. kelly13 ( 08/12/2006 15:07)
mimich>hitako iny ms bon, ngamba ataoko fa hitan'ny mpiandraikitra nefa toa efa nisy fanazavana ny resaka ps iany teto fa tsy tadidiko le fanazavana :oops:
66. Fiffi ( 08/12/2006 16:02)
wayyyyyyy ! tena mbola tsy hitan'ny admin io satria nandramako nandefasana hafatra de nety ....raha nalàna manko tondé misy soratra hoe "tsy mpikambana eto io"
67. Samoana ( 08/12/2006 16:50)
mich/ mety andrasan'ny mpiandraikitra hisy sary angamba vô esoriny ?!!:lol:=))
68. fasaly ( 08/12/2006 17:30)
zao zà saika hampditra lay hoe \" malahelo\" ao am antson\'ny fo de tsy mety zany:cry: zà anefa malahelo an\'i mandrindra :snif:
aoka kalou hilamina fa sao mivoana aoro sizé eto zà:wink:
69. fasaly ( 08/12/2006 17:31)
vale: ka tsy misy sary kely hoe mapisheo tarehy mattotra ato de io no hitako matomatotra kokoa sady tsy de masika be:wink::-D:-D:-D
70. vale ( 08/12/2006 18:14)
:-D:-D:wink:
71. vale ( 08/12/2006 18:18)
diam: hihihihihi, :lol::wink:...ary lay reggae gasy aryyyyy... eee! hihihihi:wink:
72. vale ( 08/12/2006 18:31)
diam: tsy mbola misy mahita reny angamba ny antony hipetrahany eo kah!!...:-D:-D ndry tsin maditra:lol::-Pde arahana maso tsara:lol::lol::lol:
73. vale ( 08/12/2006 18:33)
:°)
74. ftma ( 08/12/2006 22:24)
Dia hiandry tompon'andraikitra foana ve fa mba samy madinika izay soratany e, mety ho reraka ihany raha mamaky ny loha-hevitra rehetra ato ny tompon'andraikitra.

75. vale ( 08/12/2006 23:07)
...ka atao ahoana ary ftma fa tsy maintsy misy foana ny manivaka eh:!:......;fanafodiny dia ny fitsipika tokony hajaina, raha tsy manaja ny fitsipika amiko de toy ny tsy manaja ny tompon'andraikitra ihany koa:!::!::!::wink:
76. diamondra27 ( 09/12/2006 08:53)
fasaly:

zao zà saika hampditra lay hoe \" malahelo\" ao am antson\'ny fo de tsy mety zany:cry: zà anefa malahelo an\'i mandrindra :snif:
aoka kalou hilamina fa sao mivoana aoro sizé eto zà:wink:


mbola tsy nivoaka ny didi-pitsarana fa ataovy akia a!

mbola mandinika ny jury :-D:-D


77. diamondra27 ( 09/12/2006 09:00)
mimich:

efa miresaka tsy fanarahana fitsipika ihany isika , fa manao ahoana indray ny eo amin'ny resaka "ps", jereo anie eo amin'ny takelaka fandraisana ao amin'ny namana ee, dia eo amin'ireo namana 10 vaovao vao niditra androany eee, ny laharana faha 6 avy any ambony , oh manahirana ihany raha vakiana amin'ny teny malagasy , ka hoy aho we "?????? ahoana io??????"


io koa aloha tena olana mipetraka sy tokony hodinihina akaiky mihintsy fa dia misy ny olona tsy fantatra mihitsy hoe: inona ny antony anaovany an'ilay izy.


78. diamondra27 ( 09/12/2006 09:04)
vale:

diam: hihihihihi, :lol::wink:...ary lay reggae gasy aryyyyy... eee! hihihihi:wink:


tsy ratsy koa iny ka,:-D:-D tena rossy marina ve iny fa tsy iza moa le mpihira vazah iny ,corneille moa izy teo???


79. diamondra27 ( 09/12/2006 09:05)
ftma:

Dia hiandry tompon'andraikitra foana ve fa mba samy madinika izay soratany e, mety ho reraka ihany raha mamaky ny loha-hevitra rehetra ato ny tompon'andraikitra.





ampanaovina mi-temps kely izy e!

80. vale ( 09/12/2006 11:57)
diam: de tsy haiko akia :lol: fa vakio ao fa vao nahita le izy za de 8O be,:-D:-D:-D:-D:lol: :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5327