tsy tokony

21. vale ( 07/12/2006 12:19)
miombon-kevitra @ Fiffi, rehefa samy manara-dalàna dia ataoko fa tsy hisy ny olana!
22. vale ( 07/12/2006 12:34)
mimich: nisy adinoko kely akia a, raha ny mpamaly koa tsy manaraka fitsipika dia rariny raha fafaina kah!hihihi:wink:
23. ftma ( 07/12/2006 12:46)
samy nahalala daholo isika nanday anjara t@ ireo loha-hevitra roa voafafa hoe inona no antony ka mba hisoroana izany dia mba tokony ny loha-hevitra eo no valiana fa tsy lasa zavatrafa.
24. xxx ( 07/12/2006 14:01)
Marina mihintsy io voalazan'i ftma io,ny zavatra mba tsikaritro teto am ty serasera ty de misy olona manokatra sujet hiadiana aman'olona fa tsy mba hiadin-kevitra kanefa avy eo milaza fa olon-dehibe !!!!!!!
Manokatra posts tsy dia misy dikany loatra. Na dia libre afaka mametaka izay tiany aza rehefa tsy mivona @ fitsipika dia hita fa tsy misy dikany ilay sujet fa de apetaka ihany eh, oh : ...malahelo an'itsy sy iroa.. etc...na koa bonannf... itsy sy eroa maninona tsy mandefa hafatra manokana any @ ireo olona ireo eh ! otran'ny hoe olona te hamiravira ps-n'olona fotsiny zany... asa aloha !!! fa tena hitako hoe enfantin be, tsy azon'ilay olona mpanao an'ireny posts ireny ve ny dikan'ny hoe "forum" ! ohatra iray koa izao le post taloha teto hoe i anona sy ianona no niditra teto T@ordre alphabetique !!!!
Ireo posts 2 voafafa indray dia hita fa natao hiadiavana aman'olona soa ihany moa fa nofafain'ny tompon'andraikitra fa na ny namaky azy aza nahasorena.
Lasa otran'ny toerana fanaovana defoulement sy fanaovana tsinotsinona ny sasany izany le serasera. Ny sasany indray moa dia to mitsambikinbikina etsy sy eroa isakin'ny rubrika mametaka n'importekoi satria tsy afaka mametaka hevitra tatsy @ rubrika iray angamba fa voatery miandry dia manao mokondoha hampidirina any @ le rubrika tsy sahaza akory le sujet :lol: de mba tena hoe dadany be izany fa be didoha sy be famaliana be 8O
Farany dia misy koa ireo posts matotra mahafinaritra azo iadin-kevitra tsara.
25. Fiffi ( 07/12/2006 16:00)
xxx:
Ny sasany indray moa dia to mitsambikinbikina etsy sy eroa isakin'ny rubrika mametaka n'importekoi satria tsy afaka mametaka hevitra tatsy @ rubrika iray angamba fa voatery miandry dia manao mokondoha hampidirina any @ le rubrika tsy sahaza akory le sujet :lol: de mba tena hoe dadany be izany fa be didoha sy be famaliana be 8O
ireo nolazain'i xxx ireo kosa aloha de HS @ ity loha-hevitra ity eh ! taiza kosa no misy an'zany hoe "tsy sahaza akory le sujet" ??


26. diamondra27 ( 07/12/2006 17:40)
xxx: tsy hisy hiresaka intsony ato raha tsy misy hi-défouler-na klé
mba manala ampanajàna ny olona koa.
Maninona zao le resaka bon annif, tsy misy teny ratsy ao, fa au contraire; e! izy zany hoe: bon annif de mba faly le oul fa oe: hay ve mba misy matsiaro za 'ty e!andro iray toa zato io ry xxx a!
any @ hafatra namsn cerise sur le gâteau fotsiny.

de iza daholo no namaly tao?
De raha oul manirery zao no andefasana izany mety mba mitombo ny moral-ny.

Asa aloha fa izay no maha serasera azy e! , azo resahana doly ny rehetra sa...?
27. diamondra27 ( 07/12/2006 17:43)
xxx: indraindray mba manala dia indraindray dia matotra fa ahoana aza izany fiainana serieux zany foana klé

manala tsy midika miteniteny foana, manome fanafitohinana olona

le dikan'ny hoe: forum mihintsy izany aminao no tsy tafita raha ny fahalalako azy.
28. diamondra27 ( 07/12/2006 17:46)
ftma:

samy nahalala daholo isika nandray anjara t@ ireo loha-hevitra roa voafafa hoe inona no antony ka mba hisoroana izany dia mba tokony ny loha-hevitra eo no valiana fa tsy lasa zavatra hafa.


'zay mihintsy

dia izay ho'aho ilay izy razoky a!

ary atahorako lasa hendry daholo ny forumiste ato klé:-D:-D:-D

:oops::oops:

RVG manjaaaaaaaaaaa be (HS):-*:-* 'zay moa le pub?




29. fasaly ( 07/12/2006 19:56)
diamondra: ié! azoko tsara mitsy ny tian'i diamondra laizana, ary marina ihany ny volazany etsy ambony, ny fahazoko ny sizé n'i diam dia tsy ny sizé mipetraka no tsy manaraka fitsipika fa ny olona mpandray anjara am dinika no misy manondrana de ny mandika ny lalàna izany,....ohatra lay sizé "momba ny teny ratsy " iny toundé de voafafa dool mitsy.
fa lasa nihitatra be ko moa ilay izy de tsy hita tsony zay hanasivanana ny tena resaka hotazomina ...fa amiko raha vao misy manondrana ratsy ka mitsovalana manompa ny namana, manaratsy fianan'i namana sns otr'zany lay mpamaly dinika de tokony iny ihany no fafàna:wink: azoko ny tian'i dima lazaina ka! fa hevitra mety iny!....
30. fasaly ( 07/12/2006 20:10)
xxx: zà alou refa matotra de matotra mamaly e! ary refa hi defoule araka ny filazan'ny diam de mi defoule....karazana serasera hifanfdraisan'ny mpinamana ihany nge lay manàla kely e! ary hitako ilaina ihany ilay izy.....vao maika aza hitako hoe mifakatia dool ny namana refa somary mivanivany iny dool, amiko tsy misy maharatsy an'io, fa refa mba resaka matotra dia matotra, efa nande imbetsaka teto ny mikasikasika io voalzan'ny xxx, io fa eny ampiandohàna mamaly matotra ihany ny namana anie e! fa r efa tsy mahita apoaka tsony am hevitra fa hoe lany bala de lasa amzay ny fanalàna....:wink:
31. Fiffi ( 07/12/2006 20:42)
zay fotsiny eh ! misy ny fitsipika de arahina io de mandeha ho azy daholo ny rehetra !

32. vale ( 07/12/2006 21:49)
xxx:

Marina mihintsy io voalazan'i ftma io,ny zavatra mba tsikaritro teto am ty serasera ty de misy olona manokatra sujet hiadiana aman'olona fa tsy mba hiadin-kevitra kanefa avy eo milaza fa olon-dehibe !!!!!!!
Manokatra posts tsy dia misy dikany loatra. Na dia libre afaka mametaka izay tiany aza rehefa tsy mivona @ fitsipika dia hita fa tsy misy dikany ilay sujet fa de apetaka ihany eh, oh : ...malahelo an'itsy sy iroa.. etc...na koa bonannf... itsy sy eroa maninona tsy mandefa hafatra manokana any @ ireo olona ireo eh ! otran'ny hoe olona te hamiravira ps-n'olona fotsiny zany... asa aloha !!! fa tena hitako hoe enfantin be, tsy azon'ilay olona mpanao an'ireny posts ireny ve ny dikan'ny hoe "forum" ! ohatra iray koa izao le post taloha teto hoe i anona sy ianona no niditra teto T@ordre alphabetique !!!!
Ireo posts 2 voafafa indray dia hita fa natao hiadiavana aman'olona soa ihany moa fa nofafain'ny tompon'andraikitra fa na ny namaky azy aza nahasorena.
Lasa otran'ny toerana fanaovana defoulement sy fanaovana tsinotsinona ny sasany izany le serasera. Ny sasany indray moa dia to mitsambikinbikina etsy sy eroa isakin'ny rubrika mametaka n'importekoi satria tsy afaka mametaka hevitra tatsy @ rubrika iray angamba fa voatery miandry dia manao mokondoha hampidirina any @ le rubrika tsy sahaza akory le sujet :lol: de mba tena hoe dadany be izany fa be didoha sy be famaliana be 8O
Farany dia misy koa ireo posts matotra mahafinaritra azo iadin-kevitra tsara.

xxx & ftma: fombany ioooo, zay vao jojopila aza maharaka an'izany, ka mba manara-damaody ftsn dol kosa angamba fa tsy de hoe inona akory ooohhhhh!:-D


33. vale ( 07/12/2006 21:51)
xxx: im-betsaka zah ny nahatsikaritra an'io teto fa tsy vao izaooooo oooohhhhhh!:-D
34. vale ( 07/12/2006 21:58)
fasaly: tsy de ilay misangy loatra angamba no hoe tsy mety e, anefa koa misy sangy tsy tokony atao an!!!
:P
35. vale ( 07/12/2006 21:59)
ftma:

samy nahalala daholo isika nanday anjara t@ ireo loha-hevitra roa voafafa hoe inona no antony ka mba hisoroana izany dia mba tokony ny loha-hevitra eo no valiana fa tsy lasa zavatrafa.
ka saonjo iray lohasah hono tsy hilozan'izay mamarara koh! hihihi!! , io hoà tokony sivanana avy hatrany izay valin-teny tsy manaraka fitsipika, de milamiiiina!!
eto izao isan'andro misy efa ho firy ny size miditra eto, de izay olona manana trai-kefa mifanaraka @ ilay size ve de hande hanakorotana ilay size na hanaratsy ilay pametraka size na hiady @ raha tsy mahina tsy hoe mahina tsy enjehana ilay olona:lol:

Tsy haitsika mihintsy anie izay zavatra miseho any ambadiky ny écran any e, ka izay ny hanaovako hoe ny fitsipkika fotsiny no tokony harahan'ny rehetra de ampy izay!!!


36. vale ( 07/12/2006 22:00)
fasaly:

diamondra: ié! azoko tsara mitsy ny tian'i diamondra laizana, ary marina ihany ny volazany etsy ambony, ny fahazoko ny sizé n'i diam dia tsy ny sizé mipetraka no tsy manaraka fitsipika fa ny olona mpandray anjara am dinika no misy manondrana de ny mandika ny lalàna izany,....ohatra lay sizé "momba ny teny ratsy " iny toundé de voafafa dool mitsy.
fa lasa nihitatra be ko moa ilay izy de tsy hita tsony zay hanasivanana ny tena resaka hotazomina ...fa amiko raha vao misy manondrana ratsy ka mitsovalana manompa ny namana, manaratsy fianan'i namana sns otr'zany lay mpamaly dinika de tokony iny ihany no fafàna:wink: azoko ny tian'i dima lazaina ka! fa hevitra mety iny!....


marina izany fasaly!:P

37. diamondra27 ( 07/12/2006 22:02)
vale:

fasaly: tsy de ilay misangy loatra angamba no hoe tsy mety e, anefa koa misy sangy tsy tokony atao an!!!
:P


sangy mihoatra ny loha ve ohatra :-D:-D:-D;-);-)


38. diamondra27 ( 07/12/2006 22:04)
fasaly:

diamondra: ié! azoko tsara mitsy ny tian'i diamondra laizana, ary marina ihany ny volazany etsy ambony, ny fahazoko ny sizé n'i diam dia tsy ny sizé mipetraka no tsy manaraka fitsipika fa ny olona mpandray anjara am dinika no misy manondrana de ny mandika ny lalàna izany,....ohatra lay sizé "momba ny teny ratsy " iny toundé de voafafa dool mitsy.
fa lasa nihitatra be ko moa ilay izy de tsy hita tsony zay hanasivanana ny tena resaka hotazomina ...fa amiko raha vao misy manondrana ratsy ka mitsovalana manompa ny namana, manaratsy fianan'i namana sns otr'zany lay mpamaly dinika de tokony iny ihany no fafàna:wink: azoko ny tian'i diam lazaina ka! fa hevitra mety iny!....




siora zany ary fa de lasa matotra tsika an:-D:-D:-D
39. diamondra27 ( 07/12/2006 22:06)
Fiffi:

zay fotsiny eh ! misy ny fitsipika de arahina io de mandeha ho azy daholo ny rehetra !





cool akia fiffi fa arahintsika ny fitsipika fa mba tokony ho souple ihany kosa na dia izany aza.
Souple tsy midika hoe: n'importe koi na baranahiny.

Le client est roi ange akia e!
:-*:-*

40. vale ( 07/12/2006 22:39)
diamondra: ie:-D:lol:.. mihoatra ny serasera mitry kah! hihihihihihihihi
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7036