tsy tokony

41. fasaly ( 08/12/2006 06:47)
raha matotra beuh manao hoe dool kosa:x ny dinika sy ny mpanidinika de tena ho vitsy ny hiditra ato am forum angamba:-D
42. diamondra27 ( 08/12/2006 07:50)
fasaly:

raha matotra beuh manao hoe dool kosa:x ny dinika sy ny mpanidinika de tena ho vitsy ny hiditra ato am forum angamba:-D


aleo asiana vanivany ihany wa.

fa ao zao misy tokony efa fafana satria vao manomboka le dinika de tsy nanara-dalàna
(le resaka trondro ao @ hatsikana io)
izay ange le tsy mampety an'le izy e!
avy eo lasa misy miteny hoe: manavakavaka satria refa ny sasany manao de voafafa le izy nefa refa ny hafa tsy voafafa

sa mety mbola tsy naharaka le OP de tsy afaka namafa.
Le teny vazah vao manomboka toa tsy mety ato @ serasera koa :evil::evil::evil::evil:


43. Fiffi ( 08/12/2006 07:59)
44. vale ( 08/12/2006 08:13)
fasaly:

raha matotra beuh manao hoe dool kosa:x ny dinika sy ny mpanidinika de tena ho vitsy ny hiditra ato am forum angamba:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:lol:, angaha kosa raha matotra ry fasaly de manao hoe:x foana,:-D:-D:-D, tezitra io fa tsy matotra koh!:-D:-D:-D:roll:


45. mimich ( 08/12/2006 08:49)
fiffi, fasaly, diam, vale> maty tsika mianakavy , resaka versera hono tokony tsy ho ao anaty forum:-D:-D:-D:-D
xxx> matotra be loatra indray ianao izany , fa aleo asiana hehy sy fialam-boly ihany ny fiainana ee. Izany akory tsy midika hoe atao tafahoatra fa miezaka ny mandanjalanja izay atao ihany.

Tena manaiky ny teninao aho raha ny namako, na naman'ny fiffi, na vale, na diams,na fasaly manokana any anaty hafatra ohatra no alefa eto amin'ny forum we bonaniversera.
Saingy ireo olona alefa bon annif ao amin'ny forum ireo dia ireo mpandray anjara mavitrika ato amin'ny forum ihany, fomba entina hanamafy ilay fifandraisana an-tsoratra angamba hoy aho io. Afaka manamarina izany ianao amin'ireo dinika ireo. Ary matetika dia any amin'ny antson'ny fo , na fiaraha-monina no ametrahana azy io, satria mpiara-monina an-tsoratra izay rehetra mametraka hevitra ato amin'ity dinika ity , ary efa mifandray am-po amin'ny alalan'ny adi-hevitra sy ny fifanakalozan-kevitra atao eto. Raha fantatra zao ny ps n'i xxx de nataonay bon annif koa satria mpandray anjara mavitrika oh:-D:-D
Torak'izany koa ilay fitadiavana an'i ann sy ann (ohatra akaiky: bedada, mamz, sns) mpandray anjara mavitrika eto amin'ny dinika koa izy ireo,dia mbola ao anatin'ilay fianakaviam-porum. ee,mifampitady rehefa tsy hita ny sasany.
Tsy laviko aloha fa misy ny mihoa-pefy ee!!!!
saika mbola hanazava za , fa manjary lavabe
fa am manaraka njay ee
za zao zany efa te hamalan-kira njay fa hihi, aleo henjy tsara!!!
46. mimich ( 08/12/2006 08:55)
fa za ndray aloha tsy dia olana amiko io ee, afaka manaraka izay mitranga eo.
Rehefa hoe ndao hatao matotra be daholo ny dinika afa tsy any amin'ny hatsikana sy lalao de haiko tsara mihitsy ny manaraka izany fa tsy olana. Avy aho amin'ny angady sy harona.
47. xxx ( 08/12/2006 09:27)
Tsy owe manaova matotra be akory fa rah mba te hidefoule de manketsy ao @ le "hatsikana sy lalao"

Ny tsirairay dia tokony ho samy responsable ny posts alefany (ovay ny toe-tsaina)ary koa tokony samy responsable ny hafatra apetrany (resaka toe-tsaina io ihany io):x

Refa diso mikivanivany trop (tahakin'ireny le mipanika @ tsy antony ireny) de lasa tsy mifanaja ary nareo ihany no hifamely avy teo ka aza gaga rah mivaona ny hevitra alefan'ny sasany :x

Ohatra akaiky ireny sujets 2 voafafa ireny ary ataovy anatra satria toa samy nareo ihany no tao:lol:

Rah hitanareo fa diso ny hevitro de ario fa tazony ny anareo :o

48. Fiffi ( 08/12/2006 09:54)
ka ahoana zany aloha eh ? ny mpiandraikitra ve d'accord sa tsy d'accord @ le fiarabana ny namana bon annif ? zah aloha tena tsy hitako zay maha-ratsy an'io satria mba fitiavana ny namana no nahatonga nanaovana an'io eh !
49. tywa68 ( 08/12/2006 10:45)
ny hevitro aloha dia tsy size zany anniversaire zany fa évenement ! zany hoe tsy mila adi-hevitra fa fiarahabaina tsotra na miaraka @ bisous be dia be, ary perso zany dia alefa any @ilay namana directa fa tsy atao size hahitàna an'izay tsy te-hiarahaba ! Izany hoe lasa ny mpankeo isan'andro ihany no manala azy mivanivany sns ao ... dia avelako manohy aloha raha zay no hitany fa mahafaly azy !

PS : firy ny namana tsy nandainga @ date de naissance-ny ?
50. tywa68 ( 08/12/2006 10:47)
ny manara-dalàna ihany no tena izy ê ! anjaran'ireo mpiandraikitra no misivana, ary rehefa tsy faly ilay olon dia manoratra mangataka fanazavàna any raha misy lazaina ! fa tsy mila ady eto !
51. mimich ( 08/12/2006 11:33)
:lol::lol: toa lasa adi-hevitra be loatra tsy hety tapitra izy zany fa aleo apetraka feno eo am-pelatanan'ny mpandrindra ny fitsarana arka ny tenin'i fiffi.
Izaho vonona foana hanaraka izay fitsipi-dalao mitranga eto.
52. diamondra27 ( 08/12/2006 11:46)
tywa68:

ny hevitro aloha dia tsy size zany anniversaire zany fa évenement ! zany hoe tsy mila adi-hevitra fa fiarahabaina tsotra na miaraka @ bisous be dia be, ary perso zany dia alefa any @ilay namana directa fa tsy atao size hahitàna an'izay tsy te-hiarahaba ! Izany hoe lasa ny mpankeo isan'andro ihany no manala azy mivanivany sns ao ... dia avelako manohy aloha raha zay no hitany fa mahafaly azy !

PS : firy ny namana tsy nandainga @ date de naissance-ny ?



ka refa tena sioara ianao fa tena annif-ny no arahabaina e! efa tena akaiky anao izany

53. diamondra27 ( 08/12/2006 11:54)
mimich:

:lol::lol: toa lasa adi-hevitra be loatra tsy hety tapitra izy zany fa aleo apetraka feno eo am-pelatanan'ny mpandrindra ny fitsarana arka ny tenin'i fiffi.
Izaho vonona foana hanaraka izay fitsipi-dalao mitranga eto.


siora mimich a! fa aleo andeha ny ady hevitra mba hahazoana maka ny décision e!
hoe: inona daholo ny argument ny tsirairay.




54. diamondra27 ( 08/12/2006 11:56)
Fiffi:

ka ahoana zany aloha eh ? ny mpiandraikitra ve d'accord sa tsy d'accord @ le fiarabana ny namana bon annif ? zah aloha tena tsy hitako zay maha-ratsy an'io satria mba fitiavana ny namana no nahatonga nanaovana an'io eh !


miandry daholo isika akia a!

ary njy d'ac sa tsy d'ac @io?



55. diamondra27 ( 08/12/2006 11:57)
xxx:

Tsy owe manaova matotra be akory fa rah mba te hidefoule de manketsy ao @ le "hatsikana sy lalao"

Ny tsirairay dia tokony ho samy responsable ny posts alefany (ovay ny toe-tsaina)ary koa tokony samy responsable ny hafatra apetrany (resaka toe-tsaina io ihany io):x

Refa diso mikivanivany trop (tahakin'ireny le mipanika @ tsy antony ireny) de lasa tsy mifanaja ary nareo ihany no hifamely avy teo ka aza gaga rah mivaona ny hevitra alefan'ny sasany :x

Ohatra akaiky ireny sujets 2 voafafa ireny ary ataovy anatra satria toa samy nareo ihany no tao:lol:

Rah hitanareo fa diso ny hevitro de ario fa tazony ny anareo :o





@ity aho dia mitovy hevitra aminao
56. vale ( 08/12/2006 12:11)
xxx: samy nareo ihany, hihihi,:lol:....xxx angah tsy manketo kou?:-D:-D:-D
57. vale ( 08/12/2006 12:12)
diamondra: ngah tsy anisan'ilay nareo?:lol:
58. vale ( 08/12/2006 12:14)
mimich:

:lol::lol: toa lasa adi-hevitra be loatra tsy hety tapitra izy zany fa aleo apetraka feno eo am-pelatanan'ny mpandrindra ny fitsarana arka ny tenin'i fiffi.
Izaho vonona foana hanaraka izay fitsipi-dalao mitranga eto.
:lol:marina zany mimich!!..


59. vale ( 08/12/2006 12:25)
tywa68:

ny manara-dalàna ihany no tena izy ê ! anjaran'ireo mpiandraikitra no misivana, ary rehefa tsy faly ilay olon dia manoratra mangataka fanazavàna any raha misy lazaina ! fa tsy mila ady eto !
eoà basy!:wink:


60. vale ( 08/12/2006 12:27)
nenà klou reefa sendra le voafafa de hendry be za e!:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3452