Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
MTN
(
03/12/2006 15:51)
momba ny sary
Raha ny hitako tatsy amin'ny sary tatsy dia misy tsikera tsy fehy tsikera fotsiny fa tena fanenjehana olona mihitsy. Koa tsy mety ve raha afaka aisorin'ny tompon-tsary ireny? :wink:...
tohiny
novalian'i kitjo ny 06/12/2006 14:12
soanja
(
03/12/2006 13:55)
mushroom
Hono hoy aho sao mba misy mahay steamed stuffed mushrooms, tsy misy hena azafady. (holatra voasesika a bain marie)misaotra mialoha an....
tohiny
novalian'i kally ny 14/12/2006 18:10
jefra
(
03/12/2006 13:50)
Mandeha tsara hono ny fifidianana
Tulear no toa nisy gidra kely fa OK.
Source:
http://www.orange.fr/bin/frame.cgi?u=http%3A//actu.orange.fr/
Misy video (mahamasina) :
http://www.orange.fr/bin/frame.cgi?u=http%3A//actu.orange.fr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/12/2006 08:37
miamiam
(
03/12/2006 12:17)
mba te hifandray sy hiserasera
Manahoana daholo ny namana rehetra
izaho dia maniry ny hifandray amin'ny namana tsy ankanavaka ka mba raiso ho namanao, tia misersera sy mifanakalo hevitra....
misaotra anareo zay mandray!!!!!...
tohiny
novalian'i fasaly ny 14/12/2006 15:42
bazylou
(
03/12/2006 10:07)
fifdianana
40% izao ny taux de participation izao isika manoratra izao...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/12/2006 21:23
xxx
(
03/12/2006 09:39)
tokantrano
mivady firy taona kay vao tena fantatra ny toetran' ny lhl ...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 04/12/2006 20:47
xxx
(
03/12/2006 09:32)
mapa-tavy
inona ry reto no mahabota, fa za mba mihina-kanina ihany nefa tsy mety ngeza mintsy...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2008 13:20
niryna
(
03/12/2006 07:36)
Ankoatry ny kristiana,mba liana ny finoan\'ny hafa izahay
Raha kristiana isika dia efa mahafantatra ny tantara ao anaty baibolin-tsika. Misy ireo mino ny fisian\'Atra sy jesosy Kristy fa manana ny finoany hafa,andriamanitra hafa tsy telo izay iray no hivavah...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/01/2007 21:13
niryna
(
03/12/2006 07:30)
Mino ny fanaovana batisa ao anaty rano ve ianao?
Tamin\'ny mbola zaza isika dia noentin\'ny RAR natao batisa tao am-piangonana.Lehibe isika izao moa ve ianao mino fa mila atao batisa ao anaty rano na eny amoron-drano na ao am-piangonana ,miroboka ao...
tohiny
novalian'i razaa ny 09/12/2012 23:53
xxx
(
03/12/2006 05:45)
Fanolanan-jaza, malaza koa i Madagasikara
Jereo ity http://www.nytimes.com/2006/12/01/world/africa/01madagascar.html?ex=1165726800&en=f9733ff700d02f51&ei=5070&emc=eta1
Inona no tokony atao?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2006 05:37
bazylou
(
03/12/2006 00:10)
ireto avy!!!!!!
Qu'on en juge par les " affaires " scandaleuses de Marc RAVALOMANANA et du groupe TIKO :
Exonération douanière de 1996 accordée par l'ancien Premier Ministre Norbert RATSIRAHONANA à TIKO penda...
tohiny
novalian'i baroho ny 05/12/2006 06:28
xxx
(
02/12/2006 18:16)
SAFIDY
Ny fihiran'iza ary no tianareo
I Bodo , Popi , sa Rossy , sa Njakatiana ;-)
[i]Nahitsin'i lanto[/i]...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 19:12
bandimilay
(
02/12/2006 18:15)
vonjeo Princio
misy afaka manome ny tonon'io ve svp...
tohiny
novalian'i cutie ny 03/12/2006 22:40
tezitra
(
02/12/2006 17:03)
urgent
Hitako tao @ sobika dia alefako eto
Sobika.com
Le 02 Dec 2006 à 13:52 GMT+2,
Humain a écrit :
Urgent
Toulouse : Antonio, 3 ans, en centre de rétention avec ses parents. Originaire d...
tohiny
novalian'i papounette ny 06/12/2006 12:05
xxx
(
02/12/2006 16:41)
pazzapa 9
Tafakatra pazzapa dingana faharoa izany ny kofa iray an'Anjanomanalina.
bodo: inona arrry ny hirrra ho ataonao?
kofa: le hirla Nono iny ny ah
bodo: hmm, tsarra kosa, ento arry eh
kofa: ... fa ko...
tohiny
novalian'i simplex ny 15/12/2006 14:54
tezitra
(
02/12/2006 15:20)
comment interpreter l'election
Ny fifidianana rahampitso dia [b]fifidianana ny filohan'ny opposition[/b] fa tsy fifidianana filohan'ny repoblika
1)satria ny oppositin fôpla dia tsy maintsy mandalo amin'io, sahala t@ 2002, tout ...
tohiny
novalian'i Imahaka ny 02/12/2006 16:34
diamondra27
(
02/12/2006 13:22)
spaghetti à la carbonara
te-hihinana an'io za zany
zay te-hanandrana dia mazotoa mikarakara e!
dia mba tsarovy aho refa voky ianao....
tohiny
novalian'i vale ny 06/12/2006 14:42
colar
(
02/12/2006 12:10)
mety sy ny tsy mety
inn daol no hitanareo we mety am zavabitandra 8
-mety ny lalana,tanana madio,matoky azy zao tontolo zao,tsy haiko we inn ko,mba tanisao we ho anzay manohana andra 8 ny tsara vitany
-fa ty alo misy ...
tohiny
novalian'i colar ny 03/12/2006 08:33
ryndra
(
02/12/2006 11:20)
zay anovana azy/Raboussa
Mba angataka io hira io azafady tompoko...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 11:29
tezitra
(
02/12/2006 10:33)
webmester, web mistery, web teritery, web be censure
prezida 2 no resahina eto,[b]prezida Hery[/b](i Ravatorano koa) sy [b]prezida ravalomanana[/b]:
[b][b]1)prezida hery[/b] :[/b]
-Tsy tezitra @ toi za , malahelo aza, matahotra an'i levalo i toi
-...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 10/12/2006 10:16
