tokantrano

1. xxx ( 03/12/2006 09:39)
mivady firy taona kay vao tena fantatra ny toetran' ny lhl
2. fasaly ( 03/12/2006 09:50)
euhhhhh! amantaonany maro any mitsy angamba ohatra hoe efa-taona dimu taona:wink:
3. simplex ( 03/12/2006 11:34)

ny lehilahy tsara fanah doly ka :°)
anontanio anie izy e ;-)
4. fasaly ( 03/12/2006 12:00)
5. simplex ( 03/12/2006 12:03)
tsy nanotany akory fasaly :-*8)
6. kelly13 ( 03/12/2006 12:32)
sarotra b zany fa ny lhl toy ny tanalahy :-D miovaova b. =))=))=))
7. miamiam ( 03/12/2006 12:34)
kelly13: marina ny anao, miova loko be ny lehilahy ka tsy fantantra zay fotoana fiovany.
8. fasaly ( 03/12/2006 12:36)
simplex:

tsy nanotany akory fasaly :-*8)


ka tsara fanahy ve alou i simplex e!:wink: zà mantsy mahalala lehilahy tsara fanahy fa 1/5 angamba:wink:


9. booboo ( 03/12/2006 12:37)
xxx > tsy misy toetran'oul tena fantatra zany fa mety hoe fantapatantra fotsiny...na afaka 100 taona aza :^)
10. lanto ( 03/12/2006 12:51)
Mivady 1 volana io dia efa hita e! Fa ny misipa 5 taona tsy mbola ahitana azy tsara :)) Mahay manafin-toetra ry zalah sasany :p
11. fasaly ( 03/12/2006 13:06)
lanto: marina ve zany ray volana zany????:? tsy ampy ahy izany fotoana fohy kely izany......ny surprise ataony anao tsy asehony ao anatin'ny 1 mois izany fa hita mendalana eny izy, amiko mila taona maro mitsy vao haiko tsara lay oul:°)
12. kelly13 ( 03/12/2006 13:07)
:roll:
13. fasaly ( 03/12/2006 13:15)
toa gaga be i kelly....ka fomban'ny bandy nge ky no maneho toetra tsara anaty ny 1 mois monja fa après amzay aseho dool ny tena haratsianteotyra rehetra ity e!:wink:
14. simplex ( 03/12/2006 13:15)

fasaly: :-D:-D

ny vehivavy ihany no mahatonga ny lelah ho tanalah k :°) tena marina e ;-)
tsy mila 1 volana zany, 1 segondra d ampy ;-)
15. lanto ( 03/12/2006 13:16)
fasaly > eo izy de efa hitanjy raha mierotra , raha tsy mampirina, raha mahandro , raha mifrome, raha manao hoe asam-bhv izao sy izao hihihihii Resaka ka atavizina an !
16. fasaly ( 03/12/2006 13:20)
lanto: ka betsaka anie ny bandy mandevitay atsalaka hoy ny fiteny e! mody tena hummmm be anaty ny fotoana fohy 1 mois fa après amzay ny pire rehetra no miseho:{:{:{:{:{
17. soanja ( 03/12/2006 13:46)
Vetivety na tsy ampy iray taona dia efa tokony ho fantatra ny toetran'ny lehilahy na vehivavy fa saingy ny manodidina na zavamisy no manova ny toetranolona. Ohatra hoe niteraka inareo dia niova indray ny fiainam-pianakaviana dia niova manaraka an'iny koa ny toetran'olona indraindray, ny mahami s'adapte, ao ny lasa olonkafa mihitsy an.
Noho izany dia tanalahy ny teotran'olombelona ka anjarantsika ny miezaka mi-comprendre hoe inon any antony ary inona ny fomba hifandraisana akaikaiky koa sy itadivana marimaritra iraisana.
18. MTN ( 03/12/2006 13:52)
19. Fiffi ( 03/12/2006 18:11)
de surprise en surprise......mila fotoana ela io satria .....:wink:
20. fasaly ( 03/12/2006 18:30)
zay anie wa fiffi e! ny surprise mety hitrange misy foana fa tsy ho fatatra avy hatrany ny tena toetrany fa mivoaka tsikelikely eny:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3221