webmester, web mistery, web teritery, web be censure

1. tezitra ( 02/12/2006 10:33)
prezida 2 no resahina eto,prezida Hery(i Ravatorano koa) sy prezida ravalomanana:
1)prezida hery :
-Tsy tezitra @ toi za , malahelo aza, matahotra an'i levalo i toi
-Any russie tsy azo resahina ny empoisonnement na espion alexandre Litvinienko, eto @ net malalaka

Amiko ireto ihany no interdit dia : -ny racisme, ny revisionnisme, ny pédophilie, ny attaque contre les malades et les Handicapés,

Ny attaque personel indray dia etika fa tsy lalana, ary tsy mbola ni-attake personne aho, je mets tout le monde au défi pour prouver le contraire niteny en géneral fotsiny, oui

Ny ankoatr'izay lehibe ianareo dia mamalia ny droit de reponse ça sert à ça
2) ny prezida Ravalo: c un homme public on peut l'attaquer, c le sens de la representativité
répondu par BloodTitan le 10/12/2006 10:16
2. Imahaka ( 02/12/2006 10:47)
aza malahelo zokibe fa fiainana aby izany an
3. Fiffi ( 02/12/2006 11:05)
de ahoana koa re ! de ahoana koa re ny manaraka ...
4. tezitra ( 02/12/2006 11:21)
tsisy malahelo, mampianatra demokrasia isika

1)mais tu peux me censurer mais i'll always back, je serai comme un temoin de jehovah pour toi, je taperai toujours à ta porte sans en être sollicité. et je te guerrirai de ce virus de la censure. je serai ton pire cauchemar

2)un coseil d'amis , aza terena hanoratra hevitra iray isan'andro ny olona , vola miditra ho an'ingahy ny nombre na click eto

tu sé très bien que si on te bassine à tout bout de champs du ravalo, et on te saoûle du TIM, le gens en aura marre, et tu perdra de l'argent,par manque de click( ou de connexion)
3)Je me trompe pas de cible, toi tu es mon malade,on va te soigner, ravalo my Target mon adversaire, raha mbola misy iray mpomba andra 8 eto dia tsy maintsy resentsika lahatra
4)
5. simplex ( 02/12/2006 11:26)
ary i tezitra izany manao style Gal Fidy an:°) sa hoe fanatika fotsiny :P
6. hery ( 02/12/2006 11:31)
Tsy mbola ni-censurer an'i Tezitra aho... sa azo azavaina kely io? :-)
7. Fiffi ( 02/12/2006 11:33)
tezitra:
2)un coseil d'amis , aza terena hanoratra hevitra iray isan'andro ny olona , vola miditra ho an'ingahy ny nombre na click eto
de ohatrinona hono no mba nalohan'i tezitra ? :wink: de arao fotsiny ny fitsipika eeeeeehh !


8. xxx ( 02/12/2006 11:39)
3)Je me trompe pas de cible, toi tu es mon malade,on va te soigner, ravalo my Target mon adversaire, raha mbola misy iray mpomba andra 8 eto dia tsy maintsy resentsika lahatra
4)



sao mba ianao no malade ka mila mitsabo saina.
9. tezitra ( 02/12/2006 11:43)

kel fitsipika ma gazelle FiFFY?
2 chose:

1)le serasera même est hebergé par un grand serveur qui utilise des système d'exploitation Type Datacenter, qui lui est européen ou americain, donc international

2)la territorialité de regle en droit impose qu'on apllique le regle international, ou à la limite la regle là ou tu reside en tant que surfeur sur le net
Internet, pas intranet ni extranet
10. tezitra ( 02/12/2006 11:45)
Datacenter c'est un big server
11. papounette ( 02/12/2006 11:59)
tezitra:

tsisy malahelo, mampianatra demokrasia isika

1)mais tu peux me censurer mais i'll always back, je serai comme un temoin de jehovah pour toi, je taperai toujours à ta porte sans en être sollicité. et je te guerrirai de ce virus de la censure. je serai ton pire cauchemar

2)un coseil d'amis , aza terena hanoratra hevitra iray isan'andro ny olona , vola miditra ho an'ingahy ny nombre na click eto

tu sé très bien que si on te bassine à tout bout de champs du ravalo, et on te saoûle du TIM, le gens en aura marre, et tu perdra de l'argent,par manque de click( ou de connexion)
3)Je me trompe pas de cible, toi tu es mon malade,on va te soigner, ravalo my Target mon adversaire, raha mbola misy iray mpomba andra 8 eto dia tsy maintsy resentsika lahatra
4)


Polyvalent be kosa tezitra zany ko:sady ôtrany Témoin de Jéhovah,no guerrisseur,no pire cauchemar, no conseiler ,no mpandresy lahatra no dokotera.
Sambatra enao ry Hery:P:P
12. hery ( 02/12/2006 12:04)
Alohan'ny nividy server ny serasera dia namaky ny CGV izay napetraky ny tompon'ny server ary nanaiky izany. Ianao izay mahalala ny rehetra (M. qui sait tout), jereo raha mandika izany ny serasera.

Alohan'ny niditra teto amin'ny serasera koa ianao dia nanaiky ny fitsipika izay napetraka teto. Ary matoa ianao mbola eto dia tsy mbola nisy antony nanesorana anao.

Ny mahagaga ahy fotsiny dia hoe voasivana marina ve i tezitra? :-)

Ny atao hoe voasivana fa sao dia tsy hain'i tezitra dia hoe tsy avela mametraka hafatra, na fafaina ny hafatra izay napetraka noho ny firehana politika, relijiozy, sosialy, ekonomika etc.

Tsy misy sivana tahaka ireo eto amin'ny serasera. Ny sivana misy eto dia sivana teknika tahaka ny hoe raha mamerimberina hafatra be dia be ianao (flooding) dia fafaina ny hafatra ary mety hahazo fampitandremana

(2 andro sisa)
13. akama2006 ( 02/12/2006 12:35)
hery>mino kosa angamba fa tsy resaka tsy hitovizana hevitra sy fanohanana olona no hanasivanana hevitra sy olona eto!raha mitsipaka ilay lalana mifehy ny extranet sy ny intranet dia ekena satria efa lalana mipetraka iny!ary angamba tsy interet ho anao ilay manivana tsy misy porofo satria isika samy aty ivelany ary samy mahay ny tokony atao!ny mpiditra ato aminy serasera koa fantatra ary limite ka dia manatena fifanajana sy fanarahana ny fitsipika iznay mba tsy hisiany lonilony izay tsy ho takatra ny hiafarany!
14. barjo ( 02/12/2006 13:12)
tezitra:

tsisy malahelo, mampianatra demokrasia isika

1)mais tu peux me censurer mais i'll always back, je serai comme un temoin de jehovah pour toi, je taperai toujours à ta porte sans en être sollicité. et je te guerrirai de ce virus de la censure. je serai ton pire cauchemar

2)un coseil d'amis , aza terena hanoratra hevitra iray isan'andro ny olona , vola miditra ho an'ingahy ny nombre na click eto

tu sé très bien que si on te bassine à tout bout de champs du ravalo, et on te saoûle du TIM, le gens en aura marre, et tu perdra de l'argent,par manque de click( ou de connexion)
3)Je me trompe pas de cible, toi tu es mon malade,on va te soigner, ravalo my Target mon adversaire, raha mbola misy iray mpomba andra 8 eto dia tsy maintsy resentsika lahatra
4)


MADANA KARAKARAO NY ZAZA RAFOTSY FAZA ETO NO MANALA NY FRUSTRATION, ZE MAHAMETY TY FIAINANAKELY TSIZARIZARY ATAO ALONGANY. TSY NAHITA OLONA HORAKETENA,SANDOHANA ARY HANAOVANA CHANTAGE INTSONY NGAH :-D:-D:-D:-D



15. andry08 ( 02/12/2006 13:52)
:roll:fa inn ity tezitra @napà ity nefa mpanao politika ry tezitra an!Ka iza no ndeha hoterenao hanaraka ny hevitrao irery aloha e! Dia lasa manambana olona sns... Rehefa tsy tanty dia miova site azonao terena fa tsy miady aman'olona lava eto.
Izahay tsy tia politika aloha dia leo e!Efa leo ny teo aloha ka tsy te hahalala ny manaraka. "On n'a pas que ça à faire"
16. tywa68 ( 02/12/2006 14:12)
tena mampalahelo izy fa mila fanampiana r'ireto an ! inona re ? mody ekena ohatra zay teneniny :-D=))=))=)) dia tsy valiana !
17. Fiffi ( 02/12/2006 14:38)
tezitra:
kel fitsipika ma gazelle FiFFY?
ny fitsipika r'isé aahhh ! de rehefa tsy tantin'toi zany fitsipika zany de malalaka ny varavarana , de manaova toi site an'toi manokana de aza hasiana fitsipika de ho hitan'toi ny vokany ! kel bazzzzzzaaaarrrrrrrreeeeee !!!! =))=))=))=))=))


18. tezitra ( 02/12/2006 15:02)
malalaka ny varavarana hoy i Fiffy

ndry izany no tena collerique aki, pourtant c toi que j'aime ma douceresse Fiffy

Communauté internet no anarantsika , nous sommes de la même communauté, tsisy miady fa tsisy mifampijery vay ankandrina
19. Imahaka ( 02/12/2006 15:07)
rapitso izany sisa ranamana no ho tezitra farany? :roll:, dia lasa faly :D
20. Lejim ( 02/12/2006 16:44)
Komika be nareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1766