webmester, web mistery, web teritery, web be censure

21. Fiffi ( 02/12/2006 18:18)
tezitra:
ndry izany no tena collerique aki, pourtant c toi que j'aime ma douceresse Fiffy
loin de là mon pote ! :-D:-D:-D cause toujours , tu m'interesses ! =))=))=))=))=))


22. kitjo ( 02/12/2006 18:25)
fa lahy sa vavy i tezitra e?
hihhihihi
23. Fiffi ( 02/12/2006 18:45)
nga akia zany hay intsony ? :-D:-D:-D
24. majakely ( 02/12/2006 18:55)
Mifankatiava eeee,,tsika raOlombelona faaa, iaa ary no namboatsa?? Andriamagnitsa ro namboatsa ,zagnahary ny lanitseeee ,:)sy ny taaany ,,,, Tohizo tezitra de aza tezitra tsony,,non tezera fa aza manonta makony eee...
25. xxx ( 02/12/2006 19:00)
vhv i "tezitra" ary vhv adala indrankindrafana:lol:
26. Fiffi ( 02/12/2006 20:00)
anjekaky ooo :{:{:{:{ iny indray no tsy hitako an ! :-D:-D:-D:-D
27. lanto ( 02/12/2006 20:22)
Efa vonona ny ho tezitra hatrany ampiandohana izy koa inona tsony ?
28. xxx ( 02/12/2006 20:39)
zao mba teniko @ nareo mbola mamaly ny dinika ny olona zay manao zay mahatezitra eto ty raha vao miala avy any ny lohahevitra hoe fandrangitana ohatra dia tsy asina resaka tsony avela eo ny hevitrany aza valina mitsiny leo izy farany satria tsy misy mirahara zay lazainy mety olona leo ny finana any antranony any anie io miteny io dia ato @ serasera ato izy no manala azy ary hitako ny dinika tato ato tena resaka fandrangitana ary ny olona zay manao anizany anie ka miome sady faly io fa rangidra daholo tadidio anefa fa ny devoly tsy tery lalana ary loza ny zay hiaviny fanafitiona hozy e
29. bazylou ( 02/12/2006 23:44)
feno olona malemy sain'ny fivavahana eto ka mitady hitory teny rehefa miresaka.
30. Fiffi ( 02/12/2006 23:50)
bazylou:
feno olona malemy sain'ny fivavahana eto ka mitady hitory teny rehefa miresaka.
Tompo ô ! mamelà azy fa tsy fantany zay nolazainy .


31. kiali ( 03/12/2006 00:48)
aleo ba hiteny kely!!
tsy aiko i tezitra na maseho mahay miteny frantsay be na ahona fa ito dia tranokala miteny gasy ! ary gasy daholo no mpakato! (raha ny fahalalako azy aloha) ! raha zah aloha ny teo @ teoran'i hery dia efa voasaziko fona le tezitra ary fafako fona ny loha-hevitra ataony satria tandriko fa mi"zesita"(tena frantsay nagasina io) amin'io teny frantsay io fona iz!! refa tsy mahavita mamaoka zay ao amponao ao amin'ny teny gasy enao de aleo mangina fa hotran'ny manambany ny mahagasy anao zany! tsy oe akory refa mahay teny frantsay dia midika zany fa manapahaizana sy be fahalalana enao!!
32. xxx ( 03/12/2006 02:39)
mioraka indray re ny sahoana
mioraka indray re ny sahoana
:miam:
33. xxx ( 03/12/2006 03:02)
Ka izay mpomba an-dra8 eto hono dia tsy maintsy reseny lahatra, dia mbola tsy naharesy lahatra izy hatramizao dia tezitra eh.
Dia miteny frantsay.
Dia ny mpintantana indray no omeny tsiny.
Dia miseho mahay an'izao sy itsy nefa ny asa mivaingana vita tsy sahy aseho aman'olona mba hatao modely.

Tohizo ny ezaka fandresena lahatra fa aza zatra ity mandrava efa ity.
34. xxx ( 03/12/2006 18:38)
bazylou:

feno olona malemy sain'ny fivavahana eto ka mitady hitory teny rehefa miresaka.


ka bazylou sy tezitra oul 1 tsiampy saina :):twisted: :oops:

=))=))=))


35. majakely ( 05/12/2006 12:58)
wéééééé,,tchin tchinnn voafidy ravalo éé hihihihi:-D
36. sasa ( 05/12/2006 13:25)
mampmé be ity sizé ity an =))=))=))=))=))=)) za moa tsy mahazo teny frantsay sy teny anglisy d aleo mihomehy
37. BloodTitan ( 10/12/2006 10:16)
Soa ihany tezitra fa Vavolombelon'i Jehovah fa raha tsy izany angamba de ozizy za oe manao fisainana hafahafa kou zany mpivavaka zany kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1101