mapa-tavy
1. xxx
(
03/12/2006 09:32)
inona ry reto no mahabota, fa za mba mihina-kanina ihany nefa tsy mety ngeza mintsy
novalian'i xxx ny 14/03/2008 13:20
2. fasaly
(
03/12/2006 10:03)
mihinanana zavatra sucrerie foana fa reny no rapidos:wink: toy ny gatô sy chocolat mifanohitra zany tsika fa zà miezana ny hi eviter an'io nefa tsy tafa e! tiko lotsa lay zva mamy! de......tsy maintsy hoe mitandrina ihany ary mba in aky ni lampahihy:wink:
3. soanja
(
03/12/2006 13:53)
Misotroa rano tsara refa misakafo. zany hoe ataovy balancer ny sakafo, aza hadino mihinana yaourt sy ny voanjo na zavatra mampatavy ihany saingy tsy mitarika aretina. Refa misakafo dia aza abosesika loatra fa alaina miadana sady misotrao rano tsara. Mihinana snack kely mahasalama anelanelan'ny sakafo 3 isanadro. Fa ny tena mampahazo aina miaraka amin'io sakafo io dia ny fitoniana (milamin-tsaina).
4. fasaly
(
03/12/2006 14:09)
diso be zany ry soanja a: ny misakafo miadana hono no mampahihy fa ny misakafo mibosesika hanigana mampatavy:? majereza mihinana mc do sy kebab:wink:
6. soanja
(
03/12/2006 17:28)
fasaly:
diso be zany ry soanja a: ny misakafo miadana hono no mampahihy fa ny misakafo mibosesika hanigana mampatavy:? majereza mihinana mc do sy kebab:wink:
An an miankina amin'ny fomba fisakafoana sy ny vatana io ka. Le mihinana miadana anie de mba hisian'ny fitoniantsaina eo ampihinanana azy sy maka tsirony e. Ary ny anareo anie zany sakafo tsy mahasalama sy mety hahafaty no teneninareo fa tsy mba hoe sakafo hahasalama fa mampahazo aina. Zah tsy mino hoe te hofaty izy na te harary fa mba te hahazo aina sy bodaboda mahafatifaty.
Ny olona salama mantsy dia misy body fat azo horiranana tsara fa tsy ilay commercial be ireny no atao hoe salama.
Rehefa sambatra ny vatana ka milamina tsara ny saina dia mahazo aina tsara ny olona iray. Izay no mahatonga ny gasy miteny hoe : "Mahazo aina tsara ianao zany , miadana ampanambadiana angamba o" Ary matetika dia tsy matavy izy ary tsy mahia. Mino aho fa izay angamba no tiany hatao, raha tsy hoe te hanao test na fanandramana hoe ahoana izany atao hoe obese.
7. booboo
(
03/12/2006 18:17)
Ny henoko ndray dia hoe rehefa mihinana miadana a, dé vitsy ny habetsaky ny motika tonga ao @ vavony mandra-paha tongan'ilay fe-potoana ahatsapana fahavokisana (tsy tadidiko na 20 min na 40 min fa iray @ ireo :oops:). Hany ka raha zatra mihinana miadana lé oul dia tsy hatavy/botabota mihitsy fa mi-s'adapter araka zay ny vatabeny ny ny taovany.
Na izany aza, ekeko ilay filaminantsaina sns...fa raha hafa ankoatra ireo io nambara taminay io...
Na izany aza, ekeko ilay filaminantsaina sns...fa raha hafa ankoatra ireo io nambara taminay io...
8. fasaly
(
03/12/2006 18:33)
izay kou no conesil azoko refa mba manatona ny dokotera mpanomana sakafo mampahia ireny ry booboo raha tia ahia de mihinana miadana tsara fa ny mihinana haingana mapatavy hono ary hitako marina io fa zà mihinana haingana de botabota:wink:
9. kitjo
(
03/12/2006 18:34)
tena raha misy fifaninana mihinana miadana dia za no voalohany
sady za be resaka manko refa misakafo d ela b foana..nefa za ngeza!
sady za be resaka manko refa misakafo d ela b foana..nefa za ngeza!
10. fasaly
(
03/12/2006 18:50)
k raha mitandrina am sakafo ho hanina indry zany de tena ao tsara ny habe njy fa ny fihinanana sakafo zany eo ao tsara ny sakafo ho hanina no mila mitandrina :wink: faraha indry no mihinana haingana zany no mbola mazoto homana dia mety ho 2 fois plus noho izao no habenjy:P
11. xxx
(
03/12/2006 19:21)
Tsy hita be ny ihany ,ny te ahia te hatavy ny matavy te ahia,inona ihany mihinana hamberger fa io no tena haingana indrindra!:-D
13. naughtyboy
(
03/12/2006 21:30)
fa le matavy kalo ve tena ilaina sa hoe ahoana? miakina @ ts1-1 ra matavy nasekiky ny tena O.K fa ra hoe vita matavy @ tsisy dikany Noooo..
15. melody
(
03/12/2006 23:09)
xxx ka raha mihinankanina betska enao kanefa tsy mety matavy dia 1. hesory aloha ny kankana:wink: sady manadio kibo manko io 2. mihinana sakafo mi-balancé tsara ary varié ihany koa 3. mila matory tsara 4. mila tsy hasina stress ny fiainanao fa hatao calme b fona :)
16. soanja
(
04/12/2006 02:17)
Ny misotro ronono feno (whole milk) koa dia mampahazo aina sady sakafo feno (whole food) iny ka tsy mampaninona loatra. Fa marina ny an'i Melody hoe diovy aloha ny ao anaty sao misy kankana ary miezaha lalandava ho tony.
17. ikaretsaka
(
04/12/2006 05:25)
Esorina ny kankana
alamina ny saina sy ny fiferotana aina
alamina ny torimaso
hoanina ny sakafo...
alamina ny saina sy ny fiferotana aina
alamina ny torimaso
hoanina ny sakafo...
20. titimms
(
04/12/2006 17:34)
so de efa vahana kosa ny an'i XXX e ? ra zay de mahaiza mionona fa tsy misy hevitra. za zao mba te ho keli2 fa eeee