mapa-tavy

21. melody ( 04/12/2006 18:14)
titimms: raha te ho kely2 indray enao dia ataovy au contraire daholo ireo hevitra nomen'ireo namana ireo,ohatra hoe aza mitoto koba, aza manala kankana etc.:D:D
22. tywa68 ( 04/12/2006 18:19)
gaga aho @lay size ! ny mampa-tavy ve tsy mihinana sy tsy mihetsika fotsiny dia matory be ! saika adinoko ny misotro kely koa (tsy thé vert an)! (ao koa nefa ny aretina mikoaka fa tandremo) ! Teneno dokotera ihany sao mifono zavatra hafa koa ??
23. vale ( 06/12/2006 14:33)
tywa68: tena misy olona ohatran'izany mihitsy kah, za mahita bebe ihany, mba mihinan-kanina ihany le olona fa tey mety mihangeda!..
24. kelly13 ( 06/12/2006 17:50)
vale>za zao d preuve vivante!!! makamo mintsiny ms boffff
25. tywa68 ( 07/12/2006 09:24)
vale > misy vahana marina io ! fa rehefa miha-lehibe taona dia mahazo kilao kely koa ka !
26. jigs ( 20/12/2006 06:39)
fa misy kosa aloha le matavy nefa mafonjafonja fa tsy dia ireny hoe miboretaka be ireny an, ny ahy izao na dia lehibe aho dia mikotrana foana mba ho antonony ilay izy
27. millenium ( 11/01/2007 08:38)
Manaova fanabeazana aizana dia matavy be :lol::roll:
28. latina ( 26/01/2007 13:56)
Mihinana spiruline koa dia vetivety kely dia matavy, sady mampazoto homana koa izy io. Io izao no malaza aty Madagasikara hoan'ny olona manatavy tena. Ireny Karazana farilac ireny koa no ataon'ny sasany ody ambavafo rehefa amin'ny 10 sy amin'ny 04 ora. Dia mitsaingotsingoka matetika. Fadiana ny mihinana zavatra marikivy na ireny saosy vinegrety ireny.
29. ZEMJOS ( 25/02/2008 08:54)
REGIME POUR GROSSIR
Raha te hatavy dia mila matevina aloha ny sôsy.Dia ireo araho tsara.

Petit déjeuner

*25cl de jus d'orange
*4 blancs d'oeuf + 1 jaune
*3 tranches de pain complet
*30 grammes de céréales + lait
*1 barre chocolatée
*1/2 litre d'eau

Collation


*25cl de jus d'orange
*2 tranches de pain complet
*1/4 litre d'eau

Midi

*2 steaks (5% matières grasses)
*100 grammes de pâtes
*2 yaourts aux fruits
*2 tranches de pain complet
*1/2 litre d'eau

Collation

*Weight gainer (extrême xxl)
*1 canette de coca
*1 barre chocolatée
*1/4 litre d'eau

Dîner

*Poisson ou viande
*légumes
*2 yaourts aux fruits
*2 tranches de pain
*1 cuillérée d'huile d'olive
*1/2 litre d'eau



Io lesy ny resety an! raha arak'areo tena kosoa be mihintsy tenisana.
30. xxx ( 14/03/2008 13:20)
za ko mahia, d mijaly b mits satri mtady evitra apa-ngeda taloh kely teo fa ts mety mits.
za ndray nef ts d parary, fa za ar no salama fon ao atranonay. efa nasain dokotera nanao analyse kakana ah d tsisy mits.
d napiononoko ny saiko, d mbl ts matavy iany ah fa ts miasa saina ftsn.
d zao ndray ah b torimaso b, ref ts mianatra d matory fon ao atrano @atoandro, mbl matory b iany @al. nef ts mety matavy iany.
d ts raraiko tsony.
mbl complexée iany ndray2 f ts otrny taloh tsony.

za ef ninana spiruline, morvite, dynamogene, revitalose sns. fa eee, zany oe ny sariko t@ za avy ninana dynamogene aloh bebe takolaka fa ftsn oe ts te inana fanafody tsony ah fa sody harary eo ndray.

fa nisy annonce t@gazety zay oe mapatavy misotro sirop sy miosotra menaka, fa ts sahy nanandrana ah fa sody mitarika aretina hafa la miosotra menaka.

zay e, alamino ny saina ref ts mety ngeda d @zay ny sainao ngeda na mahia ary ny vatana:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1578