Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Moundzee ( 01/12/2006 08:14)
Angaredona (Rossy)
mba te hahazo ny tonony aho raha toa ka mba misy manana any... tohiny
mikka401 ( 01/12/2006 08:12)
Andro malaza Bessa
Mba mangataka tononkiran'i Bessa "Andro malaza" e efa akaiky mantsy 'ty ny Noely, Misaotra ô!... tohiny
novalian'i raven ny 04/12/2006 10:25
mimich ( 01/12/2006 07:02)
tokony ho tapitra koa ny fampielezan-kevitra eto am sera2???
Fara-doboka anio ho an'ny fampielezan-kevitra manerana ny lafy valon'ny Nosy. Midika izany fa mifarana androany ihany koa ny fampielezan-kevitra. dia lasa ny eritreritro hoe tsy tokony hofaranana and... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 17:06
DotMG ( 01/12/2006 06:27)
Tena solotenan'ny TIM ao Italy i Hery webmaster ,Famintinana
Nisy ity lohahevitra hoe Tena solotenan'ny TIM ao Italy i Hery webmaster http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456d74498de80 , tao amin'ny dinika politika, dia tiako hofintinina kely ny... tohiny
novalian'i Simpona ny 03/12/2006 08:56
xxx ( 01/12/2006 06:23)
antsika diaby
:*rankizy malagasy o,na avy aiza ianao na avy aiza aoka ho fantatrareo fa ny culture-ntsika gasy no mampiray antsika dia ny teny gasy sy ny magasy antsika iza amin-tsika no afaka hilaza fa tsy gasy nj... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:02
LazaDaddy ( 01/12/2006 06:10)
Hafatr'i Jesoa
"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy [i]amin'ny anarako[/i]". Hoy i Jesoa... tohiny
novalian'i xxx ny 28/12/2006 09:28
DotMG ( 01/12/2006 05:46)
J..... v2.0, Ladies and Gentlemen
Tamin'ireny pazzapa 4 ireny dia nisy nanjary olo-malaza be. Ho an'ny mpandinika feo dia tsy alehany hono (sic.) i nedala raha hira no resahina fa ny fihetsiketsehana eo ambony sehatra sy izy hoe mampa... tohiny
novalian'i xxx ny 02/12/2006 00:58
ikaretsaka ( 01/12/2006 04:23)
Ny maha Kristianina sy nytenin'Andriamanitra
Mba hangala tahaka za de mba manome laza adina koa e::-D [quote]Kristianina = manara-dia an'i Kristy sy mankatoa ny Teniny [/quote] Avy aiza ary ilay teniny??? ireo izay voalaza ao anaty bai... tohiny
novalian'i prime ny 29/12/2006 13:17
ikaretsaka ( 01/12/2006 03:17)
Miala any i Vista
Dia nivoaka androany taty USA ry reto ilay Operating system (OS) vaovaon'ny Microsoft hoe VISTA ny anarany an Toa tsaratsara ihany fa mba tsy de mi crash hono fa ahoan aindray ny fika hi "bootl... tohiny
novalian'i lapino ny 19/12/2006 07:54
xxx ( 01/12/2006 01:16)
sakafo vazaha frantsay
Fa inona marina kay ny tena hohanin ny frantsay e, toa malaza hoe manifinify hono ry zareo fa tsy mba matavy...... tohiny
novalian'i meva2 ny 06/04/2007 08:45
fijo ( 30/11/2006 23:59)
mpanohana ravalo.
misy namana milaza ato,fa ny mpanohana andravalo,dia manohana azy satria izy avy ao tana.izay fotsiny. -aza hadino ry ise;fa ratsirahonana ny hasina,elie,dia samy avy ao tana,nefa ravalo no tohanana... tohiny
novalian'i Lalah ny 03/12/2006 23:10
rakaroka ( 30/11/2006 22:18)
sujet philologique
hoy ity olo-malaza iray monsieur M.... "La politique c'est l'art de faire croire..." hadihadio sy fakafakao!....... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:12
totofy ( 30/11/2006 22:12)
fa fetinao androany !
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l) ho an' ilay namako beuuuuu izay , androany 01/12 Happy Birthday(l)(l)(l)(l) joyeux Anniversaire(l)(l) arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahanao(l) :*:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:24
SARERAKA2 ( 30/11/2006 21:35)
Izao ve no fampandrosoana MAHARITRA sy HAINGANA!
DEVELOPPEMENT DURABLE ....sao dia ny mifanohitra no tena izy e? eny re ry TIM isany ô ! http://ilerouge.centerblog.net/34.html... tohiny
novalian'i pakopako ny 02/12/2006 08:39
booboo ( 30/11/2006 20:50)
Molia -mpihira Mondésir
Mitady ny tonon'ity hira ity ange azafady indrindra ô : lohatitre : molia mpihira : Mondésir (hihihihi) misy hoe any @ réf : (...)tsy tantiko tena tsy liniko mipolia iha mba ho fihiniko chÃ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:18
SARERAKA2 ( 30/11/2006 18:15)
efa misy olona adàla sa dia inona loatra!
Ho an'izay tsy mahalàla dia rahampitso no fara-doboka eo @ fampihelezan-kevitra ho an'ny kandidà rehetra ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia eny MAHAMASINA.Raha ny zavatra hitako teny dia efa misy olon... tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 15:55
xxx ( 30/11/2006 17:54)
lehilahy
hono hoa ry reto azo tsboina ve ny lahilahy tsy miteraka raha aty ivelany ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/12/2006 18:14
bilakarenjy ( 30/11/2006 17:50)
andao hampirevy 205 e!
[img]http://img350.imageshack.us/img350/5066/20505xx5.jpg[/img] zany izy raha somary tsotsotra .Dia anareo indray ary ny manaraka miaraka @ sary ... tohiny
novalian'i hps ny 06/06/2007 08:29
NYAMPITSO ( 30/11/2006 17:04)
FAMINANIANA
Faly miarahaba antsika rehetra eto amin'ity fiseraserana ty ny tenako .Indro misy zavatra mety mahaliana ny maro ambarako eto androny sady mba efa tokony hiseho koa ny angamba ny zavatra ato anatiko a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 16:42
NYAMPITSO ( 30/11/2006 16:51)
FAMINANIANA
:D Faly miarahaba antsika rehetra eto amin'ity fiseraserana ty ny tenako .Indro misy zavatra mety mahaliana ny maro ambarako eto androny sady mba efa tokony hiseho koa ny angamba ny zavatra ato a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 20:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4047