Molia -mpihira Mondésir
1. booboo
(
30/11/2006 20:50)
Mitady ny tonon'ity hira ity ange azafady indrindra ô :
lohatitre : molia
mpihira : Mondésir (hihihihi)
misy hoe any @ réf :
(...)tsy tantiko tena tsy liniko
mipolia iha mba ho fihiniko
chéri-ko ô miavia malaky eee
(...)
chéri-ko ô molia valiko ôô
(...)
Ohatra kaiamba zay ny feony :}:}... misaotra mialohaô
2. lanto
(
02/12/2006 20:34)
Tsy misy mahalala ny Mondesir-anjy :)
3. Fiffi
(
02/12/2006 21:18)
fa Tondesir ve no fantatra ? :-D:-D vazi2 io an !
booboo: de tena tsy aiko mihintsy akia zany mpihira zany an !
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0564