lehilahy

1. xxx ( 30/11/2006 17:54)
hono hoa ry reto azo tsboina ve ny lahilahy tsy miteraka raha aty ivelany
novalian'i Fiffi ny 07/12/2006 18:14
2. kelly13 ( 01/12/2006 13:40)
azo fa asa ra efficace
3. watafon ( 01/12/2006 17:48)
xxx : azo atao tsara k ! inona moa no tsy ho vita any amzao !
4. Zina ( 03/12/2006 04:25)
betsaka mihitsy ny fitsaboina @ io ndana jereo ra-dokotera..
5. ikaretsaka ( 03/12/2006 04:55)
azo...
manatona doko!
6. watafon ( 03/12/2006 05:25)
:wink:
7. ikaretsaka ( 03/12/2006 06:11)
Raha mbola ao "izy mirahalahy naman-dralava" na i ralava de toa mety foana ko
8. titimms ( 03/12/2006 16:07)
azo tsara fa ny alcool no tena tsy maintsy aena be. ajaonona mitsy ra azo atao. mantanona iany doko e
9. xxx ( 03/12/2006 16:36)
ary maninona kay raha tsy tia hiteraka(te ho-sterilizena) ny lhl dia asiana lalana hoe tsy maintsy:
-efa manam-bady
-manan-janaka 2 moa sa 3
-mihoatra ny 30 moa sa 33

tsy mety angaha raha mba hoe izaho tsy tia hiteraka fotsiny izao dia makany am doko dia vita.
10. watafon ( 05/12/2006 21:13)
xxx: zany angaha moa izy io ? ohatran'ny vhv ihany k ! tsy tokony afaka manao fanabeazana'aizana raha tsy efa miteraka raha ny tokony ho izy !
11. Fiffi ( 07/12/2006 18:14)
xxx:
tsy mety angaha raha mba hoe izaho tsy tia hiteraka fotsiny izao dia makany am doko dia vita.
tsotra fotsiny ny azo lazaina @ io an !
Mba tsy hisian'ny fanenenana any aoriana any ! satria fahasoavana ange zany hoe hanan-janaka zany an !
Ohatra hoe tsy vonona ny olona 1 hanan-janaka , fa an'Andriamanitra hiany ny fara-teny ....mety hisy nenina be any aoriana any raha toa ka hanao an'io ka tonga le fotoana tiana hanan-janaka...

Ohatra iray indray ity : Tsy misy mahafantatra zay mety hiseho rahampitso , nisy olona zay nanan-janaka 1 izy de nangataka natao an'io . Kanjo voan'ny accident le zanany de maty ...:(
De raha ohatra ka natao io stérilisation io t@ izy nanao an'le fangatahana de mazava ho azy fa tsy ahazo zaza intsony .......
Nefa avy eo 5 zao ny zanany........


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.097