antsika diaby

1. xxx ( 01/12/2006 06:23)
:*rankizy malagasy o,na avy aiza ianao na avy aiza aoka ho fantatrareo fa ny culture-ntsika gasy no mampiray antsika dia ny teny gasy sy ny magasy antsika iza amin-tsika no afaka hilaza fa tsy gasy njakatiana sy ndodolà ary jaojoby gasy daolo ireo ary tena hankafinzintsika koa aoka anjaka hatrany ny firaisana maha malagasy antsika,mbola miampy a,kehitriny ny hira hoe:samy mafoaka tsy misy mitsaoka,hira karana sa sinoa io hiran-tsika io,anjaka hatrany anié ny malagasy miray hina sady ramisy fahavalo tsy maintsy isika samy gasy no hifanohina fa sty firenen-kafa akory e,ho ela velona ny malagasy sy ny mpanakanto mampiray antsika dia ny mahagasy antsika:-*
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:02
2. DotMG ( 01/12/2006 06:32)
Point.
3. mandrindra ( 01/12/2006 10:16)
barre/
4. jentilisa ( 01/12/2006 10:30)
Teboka!sy tsipika
5. xl ( 01/12/2006 11:01)
MAHAMASINA JERENA DIA MANGA NY LANITRA E
6. tezitra ( 01/12/2006 11:03)
dia aza manantena 4l intsony ( continuons notre chemin):
1)Ny any atsimo mandeha sarety(le sud en charette)
2)ny any avaratra mandeha borety(le nord en brouette)
3)ny ao afovoantany kalesy( le centre en caleche)
4)ny any antsinana trotinette ( l'est en trotinette)
5)ny andrefana posiposy (l'ouest en pousse pousse)

Ny ankizy mandeha tongotraBold text
Et moi en air force one (avion payé cash) comme Bush
7. papala ( 01/12/2006 11:29)
NA charette na brouette na caleche na pousse pousse de transport tsara daholo ireny , fa enao rehefa tsy mahay mampirim-bola sy tsy miasa tsara de tsy ahazo 4L mihintsy:lol::lol::lol: !
8. fijo ( 01/12/2006 23:02)
afaka mahazo ihany izy,fa mila matory sy manofy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1802