Hafatr'i Jesoa

1. LazaDaddy ( 01/12/2006 06:10)
"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy amin'ny anarako". Hoy i Jesoa
novalian'i xxx ny 28/12/2006 09:28
2. Fiffi ( 01/12/2006 09:59)
satria ny ratsy tsy tery lalàna.......
3. booboo ( 01/12/2006 10:44)
tsy azo tsy araka tsy mazava.

Inona no tian'i Laza hahatongavana ? samy mametraka ny hafatr'i Jesosy zay fantany ve sa sa hadihadihana lé nomenao io ? sa inn ?
4. majesty ( 01/12/2006 13:01)
booboo:tokony zao angamba no tohiny hoe,fais gaffe:D
5. prime ( 01/12/2006 13:44)
Mila miambina hatrany izany...
6. Fiffi ( 01/12/2006 13:46)
marina zany ....
7. LazaDaddy ( 01/12/2006 14:52)
Prime> mifono hevi-dalina tokoa io ka mila miambina hatrany...

Tsy ny olona efa fantatrao fa fahavalo no afaka hamitaka satria efa fantatra ny ratsy fanaony. Izany fitaka izany amin'ny maha fitaka azy dia avy amin'olona misandoka. Koa raha olona hamitaka Kristianina dia hisaron-tava ho Kristianina.

Hoy I Paoly: "Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona izy"
8. booboo ( 01/12/2006 14:57)
:roll:
9. Achia ( 01/12/2006 15:36)
LazaDaddy:

"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy amin'ny anarako". Hoy i Jesoa


Dikan'izany de raiso ny baiboly dia vakio fa efa malalaka ny famakiana azy sao fitahin'ny ol @ toko sy andininy eo :wink:
10. booboo ( 01/12/2006 15:53)
Achia > misaotra nanazava e ! hihihihihihi atsy an'anona atsy koa mbola booooooooobaka raha tsy azoko raha mbola mazoto :°):°)
11. cutie ( 01/12/2006 21:00)
booboo tena nazava ve :-D:-D:-D:-D
12. dailynews ( 02/12/2006 01:47)
misaotra mampahatsiahy eto:wink:
13. ikaretsaka ( 02/12/2006 04:50)
booboo:

tsy azo tsy araka tsy mazava.

Inona no tian'i Laza hahatongavana ? samy mametraka ny hafatr'i Jesosy zay fantany ve sa sa hadihadihana lé nomenao io ? sa inn ?


hatraty io tsy comprendre ny tiany hahatongavana io!
14. Achia ( 02/12/2006 05:51)
booboo:

Achia > misaotra nanazava e ! hihihihihihi atsy an'anona atsy koa mbola booooooooobaka raha tsy azoko raha mbola mazoto :°):°)


Aiza izany ry boubou ? :°)
15. Zina ( 03/12/2006 00:26)
LazaDaddy [ Valio ] 01-12-2006 07:10:26
Lohateny : Hafatr'i Jesoa
"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy amin'ny anarako". Hoy i Jesoa

misaotra mampitsiahy tena ilaina isan'andro io:-*
16. booboo ( 03/12/2006 17:41)
Achia > booboo fa tsy boubou ;-). zay raha aby aby nosoratan'i Laza tsisy raha azo, tsy mazava tsy araka :°):°):°) dia ilaina fanampiana @ fanazavana :°):°):°):°):°)

Cutie > ie tondé nazava :-D
17. simplex ( 03/12/2006 18:02)
boubou =))=)) io raha io tsy mazava :°);-):-P:-D:-D

Laza:
"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy amin'ny anarako"

:°)
18. booboo ( 03/12/2006 18:10)
zany oun boubou a ! tsy mazava @ Simplex (:-P)lé raha...
19. simplex ( 03/12/2006 18:17)
"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy @ anaran'i boubou"
oops, booboo manko e:-P

Tena farany iny an :-*
20. pissoa ( 03/12/2006 18:18)
Simp sy Booboo :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2274