Hafatr'i Jesoa

21. cutie ( 03/12/2006 20:05)
Cutie > ie tondé nazava

za alou tena efa mahay mitsy zao e, refa misy manontany de tonga de valiko we vakio ny baiboly:-D:-D:-D
22. xxx ( 03/12/2006 20:07)
:roll:
te hatory ianao?
Vakio ny baiboly!
23. cutie ( 03/12/2006 20:08)
tsy te hatory enao
vakio ny baiboly
24. Achia ( 04/12/2006 07:30)
fa nga ry xxx ny baiboly fankana torimaso a ! :-D
25. cutie ( 04/12/2006 18:53)
:-D:-D:-D:-D
26. xxx ( 05/12/2006 00:53)
te hanao firaisana ianao? vakio ny baiboly!
27. cutie ( 05/12/2006 00:54)
:-D:-D:-D:-D
28. Achia ( 05/12/2006 07:28)
firaisana inona aloha ty tianao lazaina e !? fa raha ny fahalalako anao de ilay ol mankahala baiboly , ny mankahala baiboly nefa dia mankahala an'ATRA satria azy ny teny ao , nefa enga anie ka tsy ilay mpankahala baiboly sy ny mpandinika azy ianao
29. ikaretsaka ( 06/12/2006 00:43)
sao kosa firaisana amin'andriamanitra ny tiany lazaina ?

Azy tokoa ny teny ao ..saingy tsy ao irery izy no miteny!
30. Rasiligaoma ( 06/12/2006 19:16)
izany mihitsy
31. Achia ( 07/12/2006 17:48)
fa aiza akoa izy no miteny ry karetsaka ?
32. ikaretsaka ( 08/12/2006 03:21)
oadray! ao am-ponao ohatra.. resakao sy Izy irery!
33. tywa68 ( 08/12/2006 10:11)
marina mihitsy zany !
34. Achia ( 08/12/2006 16:15)
Hay ve zany e! ilay iray koa anie miresaka ao e ! :-D
35. prime ( 27/12/2006 11:22)
sady tena be resaka ao...:°):-D:-D
36. ikaretsaka ( 28/12/2006 00:26)
di aangatao ny fanahy masina hahaizanao manavaka ny resak'ilay 1 amin'ny 1
37. prime ( 28/12/2006 09:20)
Ka ilay iray koa efa mpisandoka ho avy amin'i Kristy rahateo...

ikaretsaka> ny fanahy masina iza aloha ity angatahana ity e?:)
38. xxx ( 28/12/2006 09:28)
Mafantatra Fanahy Masina firy prime? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2591