Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
NYAMPITSO ( 01/12/2006 19:45)
FAMINANIANA 2
Mbola faly miarahaba atsika malagasy mpiray tanindrazana miserasera eto amin’ity sehatra ity ny tenako .Misy mametraka fanontaniana maro any amin’ny adiresy mailaka fa aleo angamba eto no valiana... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/12/2006 07:09
lemenakely ( 01/12/2006 18:44)
Sao mbà misy manana NERO 7
Sao mbà misy namana manana NERO 7 aminareo ? misaotra mialoha ....... tohiny
novalian'i zakony ny 05/12/2006 07:46
salmo ( 01/12/2006 17:36)
Krismasy & Taom-baovao
Ny 25 Decembre no taona nahaterahany Jesosy kristy. Ny tantara anefa manambara fa t@ taona ''0'' no nahaterahany Jesus, ary niantomboka ny taona. ¿Tsy 01 Janvier ve zany no Krismasy?... tohiny
novalian'i cutie ny 03/12/2006 22:43
kitjo ( 01/12/2006 15:36)
tsy propagandy tsony!
Mieritreritra aho oe efa tsy tokony propagandy sy fanohanana na fanoherana tsony no horesahina efa fantatra fa ravalo no ho lany, resaka nipoitra tao @ forum manokanay "Anay hatrany Bira" moa iz... tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 06:10
ronaldo09 ( 01/12/2006 15:21)
samia mamonjy mpitsabo
Dia miomana zany nareo mpanohana an-dravalo amin'ny mpitsabo fo fa ho be ny tapaka lalan-dra aorian'ny 3 dec.... tohiny
novalian'i xl ny 05/12/2006 11:08
nancy ( 01/12/2006 14:01)
bisous rakakabe
Salut. Mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe Bisous Rakakabe , izay manana o. Merci Nancy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 11:15
salmo ( 01/12/2006 13:58)
la señorita Hantatiana
Tsy efa rafotsy be ve ity pihira ity http://www.youtube.com/watch?v=uVbCdeekmhw&mode=related&search= :-D:-D... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/12/2006 18:05
majesty ( 01/12/2006 13:21)
VIOLE HAFAHAFA (...).AZA MBA SENDRA NY TOY IZANY FA HUMMM
Miala tsiny mialoha ho amin'zay mety ho tohina,nisy namako iray izay nandeha nampiaraka tamin'ny sipany tany amin'ny toerana mangingina anankiray.Marihina aloha fa le bandy akamako no nitantara tamiko... tohiny
salmo ( 01/12/2006 12:50)
¿¿¿¿¿UNICEF ????
Betsaka ny firenena mitongilana ao anatiny toe-karena sy fahatrana. Be dia be ny olom-belona matiny tsy fihinana sakafo sy ny aretina (oh:SIDA). http://www.youtube.com/watch?v=elNTqkW3cSU&mode=re... tohiny
novalian'i Zina ny 03/12/2006 23:50
benangy ( 01/12/2006 11:39)
MAMOY FO VE IANAO? MISY TOROHEVITRA ITY SAO MAHASOA
MBOLA TSY NAHITA FIANGONANA TENA MITORY NY FAHAMARINANA TOY NY AO AMIN'NY FM.FOI AHO RY ZAREO A! MISY FITANDREMANA NY DIDY FOLO , MAONTINA TSARA NY FITAFY , TSY MIBILAGY AMIN'NY RESAKA FAHAMASINANA , ... tohiny
benangy ( 01/12/2006 11:28)
mba ombay mitady re a
Efa nataoko izay mety rehetra , mitady an'i Ange aho zanaky RAKOTOARISOA ilay manana pharmacie any Ambositra Ijaky , izy aloha dia efa ela tamin'ny taona 1970 tany ho any no nahampinamana anay , mbola... tohiny
novalian'i xxx ny 03/12/2006 15:31
salmo ( 01/12/2006 11:24)
zavatra miseo
Ny vhv 10años-22años, raha dinihina dia ry zareo samy zareo ihany no mifanipaka sy mifandaka ary mifanambany. Hatrany an-tsekoly, fety, ny tanàna sns... Raha dinihina izany dia; ny fahatsarany t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 10:55
fiderana ( 01/12/2006 11:23)
azo sokajiana ho sakafo ve?.....
Misy olona raha vao hividy toaka dia marisika ery, fa raha vao hoe lasopy na gatô dia mikisina be ilay vola , azo sokajiana ho isan'ny sakafo ve izany ny toaka?........ tohiny
novalian'i pissoa ny 20/12/2006 11:05
jentilisa ( 01/12/2006 10:40)
mangoro-potsy tanteraka i Mahamasina
Araka ny nampahafantarina ny be sy ny maro dia eny ami'nny kianjaben'i Mahamasina no tontosaina ny faradoboky ny fampielezan-kevitry ny filoha Ravalomanana. Dia ara-bakinteny tokoa ny hoe nangoro-pots... tohiny
tezitra ( 01/12/2006 10:35)
dia tohizo ny lalantsika
dia aza manantena 4l intsony ( continuons notre chemin): [b]1)Ny any atsimo mandeha sarety(le sud en charette) 2)ny any avaratra mandeha borety(le nord en brouette) 3)ny ao afovoantany kalesy( le... tohiny
novalian'i pakopako ny 02/12/2006 08:47
salmo ( 01/12/2006 10:16)
Madagascar
¿nahoana i Madagascar no mahatra?:roll:... tohiny
novalian'i kally ny 06/12/2006 16:11
jefra ( 01/12/2006 09:31)
Vokam-pikarohana
Rehefa nanao fikarohana sy fanadihadiana maharitra ny mpahay siansa tao Ankatso (manana manam-pahaizana tena kalaza isika an!) dia nahazo vokatra novelaberan'izy ireo tao amin'ny IEEE Virtual Minding ... tohiny
novalian'i nikopol ny 15/12/2006 10:01
diamondra27 ( 01/12/2006 09:09)
kely nefa tsara
ny zavatra hono rehefa kely dia tsara. Tsy hoe zavatra akory ireto fa mba manome santionany aho: mamzelkely sakakely nanoukely misokely zazakely manjakely ... Mimie mathy... tohiny
xxx ( 01/12/2006 09:05)
La Gazette 1/12
Herizo Razafimahaleo: Favori des sondages Petit à petit, Herizo Razafimahaleo s’est forgée une personnalité capable d’inquiéter sérieusement Marc Ravalomanana. Mine de rien, le fondateur d... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/12/2006 18:28
Yasminah ( 01/12/2006 08:26)
lavitra
hirany nanie ilay hoe lavitra anie aho lavitra anao ........tsy tafandry manina ny alahelo tsy haiko tsara raha misy mahay ny toniy dia mba omeo o misoatra mialoha... tohiny
novalian'i Yasminah ny 03/12/2006 14:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.7967