Vokam-pikarohana

1. jefra ( 01/12/2006 09:31)
Rehefa nanao fikarohana sy fanadihadiana maharitra ny mpahay siansa tao Ankatso (manana manam-pahaizana tena kalaza isika an!) dia nahazo vokatra novelaberan'izy ireo tao amin'ny IEEE Virtual Minding Workshop tao Bruxelles tamin'ny herinandro lasa teo. Ny tena vokatra lehibe tamin'izany dia ny nahatsapany fa:
Ny olona tsy dia mampiasa saina loatra, na tsy dia ampy safosafo, na tsy dia manana "activitE sexuelle" firy, rehefa mamaky email na forum toy ny antsika itony, dia tsy miala eo amin'ny "souris" ny tanany.

Efa tara loatra fa tsy mila esorina intsony ny tanana e!
novalian'i nikopol ny 15/12/2006 10:01
2. xxx ( 01/12/2006 10:26)
:oops::oops::oops:
inona ary no tsy ampy amiko ?
3. soanja ( 01/12/2006 12:39)
jefra:

Rehefa nanao fikarohana sy fanadihadiana maharitra ny mpahay siansa tao Ankatso (manana manam-pahaizana tena kalaza isika an!) dia nahazo vokatra novelaberan'izy ireo tao amin'ny IEEE Virtual Minding Workshop tao Bruxelles tamin'ny herinandro lasa teo. Ny tena vokatra lehibe tamin'izany dia ny nahatsapany fa:
Ny olona tsy dia mampiasa saina loatra, na tsy dia ampy safosafo, na tsy dia manana "activitE sexuelle" firy, rehefa mamaky email na forum toy ny antsika itony, dia tsy miala eo amin'ny "souris" ny tanany.

Efa tara loatra fa tsy mila esorina intsony ny tanana e!


:-D:-D:-D De mino ve inao ry Jefra fa io tokoa no mahazo ahy??? :-D:-D de mba inona hono ny fanafodyrefa nikaroka ihany izy? sa ve izay fotsiny de lasa nody lery?

4. jefra ( 01/12/2006 13:56)
Soanja>> Raha ianao kosa aloha :D:D:D:D ataoko fa eniny :lol::lol::lol: indrindra am le zavatra somary manahirana ny miresaka azy. Raha tsy ohatra ka hoe lasa mission ny sasany :°)
5. pissoa ( 01/12/2006 17:22)
Hihihi !

Tiako vakiana ny andinindininy raha azo atao ry Jefra an ! Mba omeo rohy raha misy e :)
6. Imahaka ( 01/12/2006 18:07)
ten koz ve zany e?
7. jefra ( 01/12/2006 18:08)
pissoa>> Tokony tany am hatsikana ilay izy no napetrako satria :oops::oops: bla bla noforonina fotsiny ka tsy misy andinindininy na rohy.
8. Imahaka ( 01/12/2006 18:09)
za mantsy mbo gaga :b:b
9. pissoa ( 01/12/2006 18:39)
Jefra koa rangah :cry::-D zah tena liana be hamaky an'le izy :oops::oops::oops::-D

fa milay kosa le izy raha hatsikana an =))=))=))
10. soanja ( 02/12/2006 18:06)
jefra:

Soanja>> Raha ianao kosa aloha :D:D:D:D ataoko fa eniny :lol::lol::lol: indrindra am le zavatra somary manahirana ny miresaka azy. Raha tsy ohatra ka hoe lasa mission ny sasany :°)



Ianao Jefra an. Masako ianao raha be resaka eto an. hay kay le izy hatsikana. Soa ihany marina.


11. simplex ( 02/12/2006 21:49)

soanja :-w:-w:-w

Jefra: normale be io satria refa mamaky d mila mi-scroll an'le pejy, sa ahoana ? :°)
12. soanja ( 03/12/2006 14:05)
simplex:


soanja :-w:-w:-w

Jefra: normale be io satria refa mamaky d mila mi-scroll an'le pejy, sa ahoana ? :°)



:idea:


13. Papoose ( 04/12/2006 03:04)
soanja:

jefra:

Rehefa nanao fikarohana sy fanadihadiana maharitra ny mpahay siansa tao Ankatso (manana manam-pahaizana tena kalaza isika an!) dia nahazo vokatra novelaberan'izy ireo tao amin'ny IEEE Virtual Minding Workshop tao Bruxelles tamin'ny herinandro lasa teo. Ny tena vokatra lehibe tamin'izany dia ny nahatsapany fa:
Ny olona tsy dia mampiasa saina loatra, na tsy dia ampy safosafo, na tsy dia manana "activitE sexuelle" firy, rehefa mamaky email na forum toy ny antsika itony, dia tsy miala eo amin'ny "souris" ny tanany.

Efa tara loatra fa tsy mila esorina intsony ny tanana e!


:-D:-D:-D De mino ve inao ry Jefra fa io tokoa no mahazo ahy??? :-D:-D de mba inona hono ny fanafodyrefa nikaroka ihany izy? sa ve izay fotsiny de lasa nody lery?



ny fanafodin'ny souris ve tsy chat e!:-D;-)


14. soanja ( 04/12/2006 05:10)
Papoose asa re fa mahafinaritra ihany tokoa ny sakakely. Raha nanana zah de efa ho voasafosafoko foana saingy tsy manana e de lasa ity zavatra mahery be ity no voatsindry foana.:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 15/12/2006 09:59)
Dia tena nino ve ny maro hoe tena marina io :-D
voan'i Jefra indray nareo t@ iny a
16. nikopol ( 15/12/2006 10:01)
marina io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1207