dia tohizo ny lalantsika

1. tezitra ( 01/12/2006 10:35)
dia aza manantena 4l intsony ( continuons notre chemin):
1)Ny any atsimo mandeha sarety(le sud en charette)
2)ny any avaratra mandeha borety(le nord en brouette)
3)ny ao afovoantany kalesy( le centre en caleche)
4)ny any antsinana trotinette ( l'est en trotinette)
5)ny andrefana posiposy (l'ouest en pousse pousse)

Et moi en air force one (avion payé cash) comme Bush

SERASERA SARISASARY SORISORY
répondu par pakopako le 02/12/2006 08:47
2. jentilisa ( 01/12/2006 10:44)
Dia izay ihany izany no mandeha an-tongotra? :°)
3. xl ( 01/12/2006 10:59)
NY PRESIDENT = RAVALOMANANA
NY 1er MINISTRE = SILLA
IZAHAY TIA TANINDRAZANA
TEZITRA MIFAFA @ TANANA
4. kala ( 01/12/2006 13:35)
tezitra > :-@:-@:-@:-@

:-$
5. MTN ( 01/12/2006 16:36)
ny tezitra mihazakazaka:°)
6. xxx ( 01/12/2006 16:57)
ny sasany 4x4:oops::oops:

7. bazylou ( 01/12/2006 21:21)
tsika tsika !! ny lalanareo ho any andavaka ve!! izahay tsary mila!!
8. fijo ( 01/12/2006 23:00)
ka atao akory moa kia bazy fa dia mionona fa resy e
9. pakopako ( 02/12/2006 08:47)
Tsy mandeha foce one kosa izy izao fa mandeha tongotra miaraka @ vahoaka e! ary faly ireo vahoaka ireo raha jerena @ télé kalou e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3537