tsy propagandy tsony!

1. kitjo ( 01/12/2006 15:36)
Mieritreritra aho oe efa tsy tokony propagandy sy fanohanana na fanoherana tsony no horesahina

efa fantatra fa ravalo no ho lany,

resaka nipoitra tao @ forum manokanay "Anay hatrany Bira" moa izy ty saingy entiko eto mba ahafahantsika miady hevitra

Ny lohahevitra naroson'ikaretsaka dia ny hoe :

Raha misy zavatra anakiray tenareo sy irarianareo mba hiova ao Bira de inona le izy...
ohatra hoe ...Toe-tsaina , endriky ny Tanana, sns? de okory ny ant ony??
mba miteny 1 ihany isan'olona hoe??


Itariko ilay izy hoe tsy ao Bira le sujet fa ho an' ny faritra zay tianareo fidiana fts na Faritany na Madagasikara koa!

Mba iangaviana tsy asiana resaka politika BE fanatsarana na fanaratsiana fitondrana na olona izy ity fa dia resaka politika fampandrosoana.
Adihevitra mahasoa na tsy mitovy aza no ilaina fa tsy adi-olona!


niniako natao ato ilay izy satria mila devier-na kely amin'izay ny resaka fa tapitra ny propagandy ka tokony ajanona kely aloha ny politika politisianina mandra-pivoaky ny valim-pifidianana.
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 06:10
2. kitjo ( 01/12/2006 15:45)
Ny hevitr'ikaretsaka oe

ny posy hono ovaina le taritina @ bisikiletaka inty ny hevitro momba izay satria tsy ekeko manontolo ilay hevitra

momba ilay sujet manokana kosa dia ny mba ahy, Bira hoy aho fa azo itarina manerana an'i Madagasikara koa io

samia mandray anjara daholo ary dia aza adino le Fair play e!

Hoy aho

Voalaza teo :

aako tsa miombon-kevitra tanteraka amzay.

(+ )> ny fitaterana olona ao Bira, tsary olana
(-)> ho an'ny mpitsidika aleo le ohtrzao ihanyfa tsary foanana tanteraka fa tsary ao tsony le d'orizine aminy

ny tokony ovaina> ville industrielle ao Bira, tokon ovaina ny system fampianarana, velomina tsara ary vatsiana fitaovana ary fomba ny sekoly teknika mba ho vonona hiatrik'asa ny ankizy fa mandany fotoana lotra le fianarana general kanefa tsy mahavita tonga dia miasa ny ankizy aveo...

azon'ny fanjakana sy ireo mpitantana sekoly ny mifampiraharaha @ mpamatsy vola ary indrindra ireo orinasa mba hamatsy ara-bola ny fananganana anzany satria former-na ireo ankizy ireo hiasa @reo orinasa ireo...araka2 ilay filan'ireo orinasa sy ny teknolojia misy eo @tanana no anaovana ny curriculum sy ny programa ary asiana 'update" foana araka izany

Ireo ankizy ireo dia former-na ho lasa teknisiana fa ny ankizy manohy fianarana amzao @enseignement general sy mande institut kosa dia mety ho lasa 'superviseur" na technicien superieur..ireo lasa lavitra @ oniversite kosa dia lasa 'manager" na mpikaroka...

marihako fa na iza na iza @ reo dia afaka manao Entrepreuneur daholo manorina orinasa na mitondra hevitra vaovao
3. tywa68 ( 01/12/2006 16:33)
tsy ratsy ny hevitrareo fa rehefa dila ny 3 déc vao hanana eritreritra @izany angambany :lol:
4. xxx ( 01/12/2006 16:54)
:oops::oops:
5. kitjo ( 01/12/2006 17:19)
marina zany ry tywa68 fa tena fanahiniako mitsy io
fantatro oe tsisy hamaly fa za zany tsy te hiresaka le politika atsy tsony fa mba manara-dalana oe ajanona amzay ny propany aloha!
6. bazylou ( 01/12/2006 21:02)
ny hevitra misy ary azo atolotra fa iza ary no anatanteraka ireo ?? iza no hitondra azy ? iza no hivehicule ireo hevitra ireo!,,,??,
7. fijo ( 01/12/2006 22:41)
bazy an,atolory aloha ho hita .
ny ahy dia ny alatra no tiako hofoana ao mada
8. kitjo ( 02/12/2006 06:35)
bazy> ka atolory aloha dia rehefa tsy misy manao dia alatsikitsika hofidiana enao afk 5ans hanao azy.

ny tsy manao fa mimenomenona fts ange no tsy lasa na momba b fahatany fa tsisy hevitra akory...

fijo>halatra oe securite v?
9. fijo ( 07/12/2006 22:55)
kitjo ,ie.
10. tendry77 ( 07/12/2007 06:10)
-tsy propagandy fa fanaratsiana,fandrangitana;:twisted::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1543