lavitra

1. Yasminah ( 01/12/2006 08:26)
hirany nanie ilay hoe
lavitra anie aho lavitra anao
........tsy tafandry manina ny alahelo
tsy haiko tsara raha misy mahay ny toniy dia mba omeo o
misoatra mialoha
novalian'i Yasminah ny 03/12/2006 14:32
2. mandrindra ( 01/12/2006 11:28)
yasminah, avia eto akaikiko, amin'izay akaiky ahy
dia amhita tory tsara, sy tsy malahelo :-D:-D:-D

fa tsy haiko aloha ilay hira e:lol:
3. Yasminah ( 03/12/2006 14:32)

misoatra amin'ilay hafatra e!
hafatra mahatsiaro mitsy ilay izy ka
hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0759