Madagascar

1. salmo ( 01/12/2006 10:16)
¿nahoana i Madagascar no mahatra?:roll:
novalian'i kally ny 06/12/2006 16:11
2. simplex ( 01/12/2006 10:59)
:Dmisaotra anao nametraka fanontaniana :°)
3. lemenakely ( 01/12/2006 13:58)
mahantra i MADAGASIKARA satria ny toetsaina mihintsy no efa mirefarefa @ tany!
4. Fiffi ( 01/12/2006 21:41)
simplex: de mba valio kosa le fanontaniana koh ! :)
5. MTN ( 02/12/2006 02:58)
simplex :-D
6. xxx ( 02/12/2006 18:18)
satria ny gasy ory hava-manana
7. kally ( 06/12/2006 16:11)
Satria tsy vitsy ny mpanao ary zato am-pandriana, miandrandra mana tsy hilatsaka, ilaozana mitaraina fa tsy mihetsika!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2354