sujet philologique

1. rakaroka ( 30/11/2006 22:18)
hoy ity olo-malaza iray monsieur M....
"La politique c'est l'art de faire croire..."
hadihadio sy fakafakao!....
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:12
2. fijo ( 30/11/2006 22:28)
izay mihintsy.mila fahaizana mandresy lahatra io,izay mahay miserasera ihany no tafita amin'io
3. patrick2002 ( 01/12/2006 04:27)
non ,l'art de mentir :roll::roll: sa diso ve :?:
4. fijo ( 01/12/2006 06:13)
tsy voatery handainga ny mahay miresaka.mila fahaizana ny miresaka.
5. mandrindra ( 01/12/2006 10:23)
fa tsy voatery ho marina daholo ihany koa izay lazainy.

tsy dia manaiky loatra an'io tenin'ingahy M io aho. ny pôlitika dia ny fahaizana mitantana sy mandrindra:°) ny fiaraha-monina.

ny talentan'ny fandresendahatra dia fitaovana ahazahoana an'ilay toerana pôlitika.
6. fijo ( 01/12/2006 23:12)
fitaovana ny resaka sy ny fahaizana azy.ahafahana maka ny hery"fitondrana"hanatanterahana ny paika hanatsarana sy hitondrana ny firenena.
ka na mahay aza ka tsy mahay miresaka,dia vita matavy fa tsy ahazo fahefana mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0752