efa misy olona adàla sa dia inona loatra!
1. SARERAKA2
(
30/11/2006 18:15)
Ho an'izay tsy mahalàla dia rahampitso no fara-doboka eo @ fampihelezan-kevitra ho an'ny kandidà rehetra ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia eny MAHAMASINA.Raha ny zavatra hitako teny dia efa misy olona miandry toerana sahady !Asa olona tsy misy atao ve sa olona adàla ? sa ondrakondrafana?....
ENY E ! asa raha hanao izany koa eny @ 13 mai atsy ho atsy !
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
ENY E ! asa raha hanao izany koa eny @ 13 mai atsy ho atsy !
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
novalian'i xxx ny 06/12/2006 15:55
2. Fiffi
(
30/11/2006 18:22)
SARERAKA2:fa nahoana kosa no hoe tsy misy hatao na olona adala , na hoe ondrakondrafana :roll::roll:
ny an'ingahy RAVALOMANANA dia eny MAHAMASINA.Raha ny zavatra hitako teny dia efa misy olona miandry toerana sahady !Asa olona tsy misy atao ve sa olona adàla ? sa ondrakondrafana?....
Fantany tsara fa mety tsy ahazo toerana izy de tonga aloha be any koh !
Ohatran'ny "fan" mpihira ireny hiany io ! mba ahazahoana toerana tsara de matory eny an-toerana mihintsy .........
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'NY ZANY ?
3. besoiiin
(
30/11/2006 19:50)
KA INONA NY OLANA @ZANY?????? IALAHY NO ADALA SY ONDRAKONDRAFANA KOA NY OLONA TSY MANINOTSIMANINONA ARY AVY NO TSY AHAIZAMIAINA, IZY LETY TSY RERAKA MANOHANA NY FAVORIAN'NY MALAGASY A..............
4. SARERAKA2
(
30/11/2006 20:04)
besoiiin:
KA INONA NY OLANA @ZANY?????? IALAHY NO ADALA SY ONDRAKONDRAFANA KOA NY OLONA TSY MANINOTSIMANINONA ARY AVY NO TSY AHAIZAMIAINA, IZY LETY TSY RERAKA MANOHANA NY FAVORIAN'NY MALAGASY A..............
fa angaha eo misy an'ny anadahandrenin ialahy koa e!
5. fijo
(
30/11/2006 22:31)
sareraka an,elahy milaza fa demokraty.ny demokraty anie manaja ny safidin'ny sasany e.ka manontani atena tsara sao diktaty no tena hay ka hadino ny dikany.
6. besoiiin
(
30/11/2006 23:10)
SARERAKA2:
fa angaha eo misy an'ny anadahandrenin ialahy koa e!
in no idiran'ny anadahindreniko @zany? tsy aleo izy hipetraka tsara any antranony any sa v ela hiditra ho gardien any? mety hiforitra ihany mantsy ny mpangalatra kely saina @zato balarora sy wawawa anla. calme ela sao hipitian'ny ràny eo ka ho reraka e, aleo lety ny olona hiomana hifaly ary hanohana ny tiany a! tsitako ze ahatonga fofona anla @zany, izay hampiononana fo @ après 3 dec no heritreretina fa.
7. tsimatimanota
(
01/12/2006 05:35)
AZA MIALONA NY NAMANA MAHAY GITARA FA MIANDRASA NY VINTANA SY NY ANJARA
@ 20013 NGAMBANY
MAZAVA
@ 20013 NGAMBANY
MAZAVA
8. papounette
(
01/12/2006 07:17)
SARERAKA2:
Ho an'izay tsy mahalàla dia rahampitso no fara-doboka eo @ fampihelezan-kevitra ho an'ny kandidà rehetra ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia eny MAHAMASINA.Raha ny zavatra hitako teny dia efa misy olona miandry toerana sahady !Asa olona tsy misy atao ve sa olona adàla ? sa ondrakondrafana?....
ENY E ! asa raha hanao izany koa eny @ 13 mai atsy ho atsy !
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
=))=))=))Marary andoha mitsy ha!ha!ha!ha!
9. pimaso
(
01/12/2006 07:56)
IALAHY RY SARERAKA MIFANAKAIKY LOATRA ANGAMBA NY ATIDOHAN IALAHY SY NY FITOMBENAN IALAHY KA MISY ZAVATRA MIFANGARO AO
SOLUTION MANATONA : SPECIALISTE ORL SADY MAHAY GENICO
MIHEVERA TENA SAO MAIKA NY OLONA TSY MBA MAIKA
MAZAVA
SOLUTION MANATONA : SPECIALISTE ORL SADY MAHAY GENICO
MIHEVERA TENA SAO MAIKA NY OLONA TSY MBA MAIKA
MAZAVA
10. papala
(
01/12/2006 08:28)
sarereka > aiza moa no tsy ho rera-dava e ? ol tsy maninona anao no ataonao adala sy ondrakondrafana ?
enao de ho reraka ihany aorian'ny 3 décembre an?
FA 1èr tour io de VITA E ! ZANY RY MARARY SAINA A!
enao de ho reraka ihany aorian'ny 3 décembre an?
FA 1èr tour io de VITA E ! ZANY RY MARARY SAINA A!
11. loula
(
01/12/2006 08:39)
Tsy misy olona adala izany kosany eny na hoe ondrakondrafana e! mba manohana ny candidat tiany ry zareo.
13. xxx
(
01/12/2006 17:05)
Ary maninn (Sareraka) ts niaraka t@ Ry Bodo sy Jerry!sa reraka ???:oops::oops::oops:
14. fijo
(
01/12/2006 23:17)
aninona eny izy ry XXX an,ny azy ramafadrahona no angadiny.ny azy le tsy mafoaka foan aizany no mba tiany e.izay ny safidiny ka hajaina
