Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
28/11/2006 23:20)
depute
Aleo zah hiafina anaty xxx, amin'izay tena neutre! lol
Fa misy mahafantatra ve ny critere angatahina ahafahana milatsaka depute any Madagasikara. Toa tsy voasoratra ao anaty constitution manko ilay i...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2006 22:37
Aino
(
28/11/2006 21:49)
tsy mifidy olona
ilay halatra ry zareo tsy mifidy olona ah!!
olona mihaja be sy ambony izany dia hita mangalatra fromage na koa zavatra mora vidy eny @supermarches!!:-w:-w...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/11/2006 22:18
Aino
(
28/11/2006 21:46)
inn no antony?
tsy haiko ry zareo fa volana maromaro aho izay no manao any izay indraindray ah!!
ny tiako lazaina dia izaho tsy mandoha fa indraindray mihokoka tampoka izany indraindray, dia avy eo mijanona, tsy ha...
tohiny
novalian'i papounette ny 06/12/2006 09:36
rainy
(
28/11/2006 21:29)
Tsy mena-mivadika ry Zasy Lucien sy ry Ndremanjary
Dia efa maty eritreritra mihitsy ireo olona ireo fa mbola misolelaka hanohana an'i ra-huit indray. Tsy mba menatra ve ry zalahy ireo ê! raha ny vavan'i Ndremanjary tany Paris indray mandeha izay tao...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:45
akama2006
(
28/11/2006 20:29)
mbola betsaka hono no tsy vita hoy sylla!lollllllllllllllll
oharany mahare zazakely miady bonbon mahare any sylla miresaka ,aiza moa ny olona ho entina no ho lehibe aratsaina fa dia manao zaza saina miandry tolorana sy homena bonbon tsy ho hita!
any mada di...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:47
Robert
(
28/11/2006 19:45)
Insolite_Propagande
Herizo Razafimahaleo estomaqué !
L’on ne s’étonnerait pas si, au final, Herizo Razafimahaleo at-trape des urticaires, rien qu’à l’évocation du nom de Marc Ravalomanana.
En effet, le 25 ...
tohiny
novalian'i piso45 ny 29/11/2006 08:25
akama2006
(
28/11/2006 19:32)
ary ra maty hono ra8 dia ahona!mety hitomany be lehery!
fantsika kely fotsiny iny ka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa miakatra any aminy lohany webmaster mantsy le famonoana sujet an'olona dia mba omena hevitra mankarary ny andohany izy!:-D:-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 03/12/2006 09:11
bazylou
(
28/11/2006 15:44)
o ry ingahy webmastera a!!
ataovy ra8 amin'izay ny page d'accueil fa anareo ny laka e!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:50
bazylou
(
28/11/2006 15:42)
malalaka ny safidy ary
malalka koa ny propagandy sy ny afy hevitra ka izay tsy matanty dia andan miala e!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2006 23:40
bilakarenjy
(
28/11/2006 14:46)
o! gorisagorisa
http://news.caradisiac.com/La-video-du-jour-drift-a-la-sauce-moyen-orientale-121 izany gorisagorisa hafahafa izany ...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 29/12/2006 21:31
ari.malala
(
28/11/2006 14:23)
recette hoan'nyzazakely
Miarahaba e
Naika hangataka recette hoan'ny zazakely e! 6volana izy zao. Efa tsy zatra tsony fa vao manavao indray manko! Misaotra mialoha e...
tohiny
novalian'i felanawil ny 15/12/2006 20:46
xxx
(
28/11/2006 14:17)
tapi-dalan-kaleha
za lhl nifankatia be izahay nefa dia tampoka teo izy tsy mety miresaka intsony fa milaza hoe: be asa be nefa ilaozany miaraka @ namany manao fiainana any.Nisaraka izahay no niafarany.
Tsy mety adinok...
tohiny
novalian'i sasa ny 05/12/2006 05:12
tezitra
(
28/11/2006 14:09)
1er tour dia vita, aoka izay fa mandreraka
dia
ce sujet est ecrit par fiffi à 08H30 et piso45 à 11H30 aujourd'hui et donc en l'espace de 03h, et il se se trouve sur 4 initulé -na hevitra @ ity page ity fotsiny. Preuve que vous ne pe...
tohiny
novalian'i madera2 ny 01/12/2006 19:15
xxx
(
28/11/2006 14:06)
roman policier gasy t@ teny frantsay
Nisy fotoana nahitako roman policier nosoratana malagasy, fa t@ teny frantsay, tantara miseho tao Antananarivo
Boky 2 no novakiako t@ izany fa 1 ihany no tadidiko ny titre "Jacaranda".
Mbola ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2006 09:53
ronaldo09
(
28/11/2006 13:11)
Mpanohana fe mpanohana fotsiny ny mpomba an-dra8 ato
Izay vao tasapako fa manohana be fahatany fotsiny ny mpomba an-dra8 ato fa tsy mijery ho inona no antony anohanana azy!
Izaho aloha fony tany Dago ny taona 2001 dia mpanohana mavitrika an-dRavalo...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/12/2006 15:01
caprio
(
28/11/2006 12:27)
film porno gasy
Mavesatra loatra ka tsy mbola zakantsika gasy ny mieritseritra sy mahita olona iray indrindra fa vehivavy milalao film porno,kanefa maro amin-tsika angamba no efa nahita ilay film porno izay nolalaovi...
tohiny
novalian'i sipamitapy ny 29/01/2011 16:44
bazylou
(
28/11/2006 12:14)
mangala bato le8 dia lany
1er tour!!!...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 30/11/2006 11:32
bazylou
(
28/11/2006 12:02)
le peuple n'a pas toujours raison!!
ary ny gasy azo sasana tsara ny aty dohany ka tsy mahagaga fa na efa latsaka ambanya za mbola miantehitra amin'ny hazo boboka ihany!! Aiza ka any am piangonana aza avy anaovana fansana aty doha sy pro...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/11/2006 07:32
ftma
(
28/11/2006 10:44)
nodimandry ny dadan'i rurik
Amin'ny halahelo lehibe no ampandrenesan'i rurik amintsika namana fa nodimandry omaly ny dadany any Madagascar, rampitso ny fandevenana, mbola ho lazaiko eto ihany ny ora.
Mirary fihononana fenohoan'...
tohiny
novalian'i rurik ny 09/12/2006 16:30
piso45
(
28/11/2006 10:36)
Ravalomanana gagnera au 1 er tour
Oui, il emportera la victoire dès le 1er tour c' est sûr et certain.entre le peuple Malagasy et Ravalomanana la confiance mutuelle règne , aussi, avec les bailleurs de fonds ainsi que les investiss...
tohiny
novalian'i lagoon ny 28/11/2006 15:25
