malalaka ny safidy ary
1. bazylou
(
28/11/2006 15:42)
malalka koa ny propagandy sy ny afy hevitra ka izay tsy matanty dia andan miala e!!
novalian'i fijo ny 28/11/2006 23:40
7. xxx
(
28/11/2006 18:27)
ary i ngetotra ary toa tsy hita tsony ny nalehany e !sa le tsy nahazo olona teny alarobia de kivy :-w:-w
8. hery
(
28/11/2006 18:55)
Malalaka tokoa ve?
Toa tsy avelanareo hiteny ny olona fa ny anareo ihany no asesikareo.
Io no olana lehibe ho anareo... dia nanjary leo anareo ny olona dia hifidy Ra8 tsy fidiny.
Ary sao dia mba mpikaraman-dRa8 ihany ary ianareo ireto. Sao dia fikabe fotsiny ity mody mandefa hafatra bedabe ity amin'izay leo mpanohitra ny olona.

9. kitjo
(
28/11/2006 19:35)
ka zay mitsy ko!
za zao lasa kamo be hiditra ato satria fenoin bazyl hevitra tsisy dikany bdb ato ...ataoko fts an le oe "tano ny azo fa sarotra ny mila"hihihi
ny ol tsy tia ravalo zao mba mety mankato mjery ny hevitry ry bazyl oe iza ary zany no tokon fidiana...d tsitany zay vakiana @le hevitra bobaka be nefa tsisy propagandy akory d ozizy oe aleo ary miafy @ ravalo iany refa tsisy e!
tena marina tokoa io lazain i Hery io angamba an! :roll:

10. xxx
(
28/11/2006 21:58)
to mi-presante R8 ny site raha dinihina,fa tsy ny candidat rehetrany any M/car. zalahy miasa ihany mody manova anarana dia manao propagande.tsy misy democratie press na media fa dia lalana tokana ihany.
11. fijo
(
28/11/2006 23:40)
bazylou izao no tena miteny an dravalo be indrindra ato.izany hoe mampahafantatra be andravalo.ka inona moa fa dia izy izany no holany e

iza ary ............