depute

1. xxx ( 28/11/2006 23:20)
Aleo zah hiafina anaty xxx, amin'izay tena neutre! lol
Fa misy mahafantatra ve ny critere angatahina ahafahana milatsaka depute any Madagasikara. Toa tsy voasoratra ao anaty constitution manko ilay izy!
novalian'i fijo ny 08/12/2006 22:37
2. xxx ( 30/11/2006 18:30)
hilatsaka nga toi ? :°)
3. Fiffi ( 01/12/2006 09:32)
i ds na i fijo angamba no afaka hamaly an'io ..
4. jefra ( 02/12/2006 10:36)
Mitovy am firotsahana ho filoha ihany saingy:
-Tsy misy ilay caution $$$$
-Tsy misy declaration fanana
-Tsy misy fe taona.

Toy io daholo ny poste electif jiaby.

Source: Resaka henoko
5. ds ( 02/12/2006 16:48)
Tsy nolazaina tanteraka ao anaty lalam-panorenana io mba hahafahana manova azy moramora.
And. 68 - Lalàna fehizoro (loi organique) no manondro ny fepetra ahafahana milatsaka ho fidina ho solombavambahoaka.

Lalàna laharana 2002-004 3 Oktobra 2002 momba ny fifidianana solombavambahoaka

And 9. Ny olom-pirenena rehetra mana zo hifidy dia azo hofidina ao amin'ny Antenimieram-pirenena araka ireto fepetra manaraka ireto :

1. mizaka ny zom-pirenena malagasy;
2. mipetraka eto amin'ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara;
3. feno 21 taona tanteraka amin'ny vaninandro hifidianana;
4. mizaka ny zon’ny isam-batan’olona sy ny zo politika;
5. voasoratra ao amin'ny lisi-pifidianana iray;
6. tsy mbola voasazy noho ny heloka bevava (crime) sy ny heloka tsotra (délit);
7. Ara-dalàna amin'ny fandoavan-ketra isan-karazany tato anatin'ny telo taona farany;

Ny And. faha-10 ka hatramin'ny faha-14, dia mamaritra ireo izay tsy azo fidina avy hatrany (very zo, teratany vahiny mizaka zom-pirenena malagasy,...)
6. xxx ( 03/12/2006 16:04)
Misaotranareo e! Hilatsaka DEPUTE zah rehefa manam-bola anaovana propagandy kah! :-D
7. pakopako ( 08/12/2006 18:58)
misaotsa, za kou! hilatsaka
8. fijo ( 08/12/2006 22:37)
efa ireo ka.mazava be,fa mahazotoa de hanoana izahay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3363